Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i hery, milahatra araka ny daty
hery
(
12/05/2006 07:37)
Album Ambondrona avril ao amin'ny RVG
Ho antsika izay tia Ambondrona... Navoakan'ny Radiovazogasy.com ho azo henoina ireto hira dimy ireo izay nalaina tamin'ilay album vaovaon'ny tarika Ambondrona
1. Ambondrona - Tohizo ihany (5:22)
2...
tohiny
novalian'i fasaly ny 13/05/2006 02:45
hery
(
10/05/2006 08:39)
Petites-annonces serasera.org
Nivoaka ny takelaka misy ny antso, fampandrenesana, filazana samihafa, tolo-barotra, fitadiavana asa eto amin'ny serasera.org
Azonao jerena avy hatrany ao amin'ny [url]http://bizna.serasera.org[/url]...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/05/2006 10:11
hery
(
09/05/2006 10:21)
Tsy mitranga @ RSS ny xxx
Nasiana fanitsiana kely ny dinika forum.serasera.org androany. Fanovana izay somary lafiny teknika fa tsy manova ny fampiasantsika ny takelaka akory.
Manomboka izao dia tsy tafiditra ao amin'ny fah...
tohiny
novalian'i vale ny 17/05/2006 19:17
hery
(
08/05/2006 07:00)
Tsikitsiky lava Pazzapa 3
Atomboko eto ity dia mba tohizanareo sy fenoinareo :-) rehefa feno dia apetraka ao amin'ny tononkira
Fa n'inon'inona hitranga am'ny Fiainanao
...
Ndraindray ambony indraindray ambany
Tsy olana i...
tohiny
novalian'i DEDAKE ny 10/05/2006 12:27
hery
(
08/05/2006 06:04)
Tondrompeo EMBONA (film) misaotra eee
Napetrak'i Vaomiera tao amin'ny tononkira ilay tondrompeo gitara ahafahana mitendry an'ilay hira EMBONA (film)... hira be mpakafy.
Misaotra betsaka eee.
http://tononkira.serasera.org/?rub=tononkir...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 10/05/2006 13:44
hery
(
07/05/2006 07:50)
ts - tr : nivadika ny lamaody :-)
Manahoana daholo (arahaba io)
Talohaloha dia lamaody ny mi-rouler R sy ny tsy miteny "tr"... (manao fitenin'Andranomanalina). Ohatra hoe "Tena manits be mints zany tsonjo zany"...
Dia amin'izao in...
tohiny
novalian'i prime ny 26/05/2006 13:19
hery
(
05/05/2006 12:46)
Pierrot Rajaonarivelo: Sao dia adino
Tsy haiko na ny Gasy sasany no be fanadino no mody gisa na dia tena manao ny sasany ho donto tanteraka mihitsy... fa i Pierrot Rajaonarivelo anie, raha tadidinareo, dia olona voaheloky ny lalàna Mala...
tohiny
novalian'i maditra ny 07/05/2006 05:31
hery
(
04/05/2006 09:12)
Mitady Fans Njakatiana
Izaho mitady mpiondana Njakatiana ato (tena Fans mihitsy na ofisialy na tsy ofisialy) Afaka manoratra aty amiko raha toa ka misy... na apetraho eto ny solonanarana dia anoratako.
Misaotra bedabe.
...
tohiny
novalian'i zoubelou ny 09/06/2006 14:57
hery
(
03/05/2006 09:07)
Novaina ny tsikeran'ny sary
Novaina ny momba ny fampidirana sy fijerana tsikera ao amin'ny sary.
Noraisin'ny serasera.org antanana tanteraka ny fitantanana ny tsikera rehetra.
http://hery.blaogy.com/post/4/844 ny fanampiny ...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 03/05/2006 17:12
hery
(
01/05/2006 20:40)
Tratran'ny fety e :-)
Zay zahay vao manao tratran'ny fetin'ny asa.
Fetin'ny asa sa asan'ny fety izao? :-p
Izany ny sipan'ny tanàna fa tongava :-)
[img]http://static.flickr.com/48/138580775_869230d69c.jpg[/img]
[...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 04/05/2006 07:46
hery
(
27/04/2006 21:55)
Takelaka lisitra.serasera.org nohavaozina
Nohavaozina androany indray izany ny takelaka [url]http://lisitra.serasera.org[/url]. Marihana fa io takelaka io no anisan'ny takelaka voalohany navoakan'ny serasera.org tamin'ny taona 1999. Ao no ahi...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/04/2006 04:25
hery
(
27/04/2006 09:06)
Tadiom-pitiavana
Iza avy ianareo no manaraka an'ilay tantara hoe Tadiom-pitiavana ao amin'ny blaogy.com? Efa pejy faha 13 izy izao. Ohatran'ny mijery Feu de l'amour ireny mihitsy :-) ... (Natokana ho an'ny 18 taona no...
tohiny
novalian'i Ninisa ny 27/02/2015 10:48
hery
(
27/04/2006 08:32)
Lalao vaovao vitsivitsy
Misy lalao vaovao nampidirina ao amin'ny [url]http://lalao.serasera.org[/url]. Anisan'izany ny Sudoku izay anisan'ny lalaontsaina malaza amin'izao fotoana izao.
Andramo jerena any :-)
Fa aza dia var...
tohiny
novalian'i bellla ny 08/05/2006 05:19
hery
(
26/04/2006 08:21)
Sarintsiky (smilies) eto @ serasera
Betsaka isika no manontany hoe ahoana no fametrahana ny sarikely tahaka ny :-) sy ny =(( koa azonao jerena amin'ity rohy eto ambany ity daholo ilay izy.
Raha te hampiseho =(( ohatra dia soratana ho...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 24/06/2007 17:17
hery
(
20/04/2006 10:25)
Iza no iza
Fantatrao amin'ny masony ve ireto olona ireto? :-) Raha vao mijery ao amin'ny sary rehetra ianao dia mahalala azy satria sary vao nampidirindry zareo omaly sy androany ireo... lamaody ao indray hono n...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/05/2006 11:26
hery
(
10/04/2006 22:12)
Lalao serasera
Nisokatra androany indray ny takelaka vaovao hisy lalao eto amin'ny serasera.org [url]http://lalao.serasera.org[/url]
Amin'izao fotoana izao dia mbola ny Echec aloha no lalao ao... afaka mandray anja...
tohiny
novalian'i saikamat ny 24/04/2006 16:36
hery
(
07/04/2006 14:58)
Dinika manokana
Ho an'ny namana vaovao.
Ankoatra ny lohahevitra izay hitanareo milahatra ao amin'ny forum dia misy koa ny antsoina hoe dinika manokana.
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/topic&manokana=1 ny l...
tohiny
novalian'i bellla ny 26/04/2006 12:44
hery
(
06/04/2006 06:26)
Blaogy.com - 1 volana sahady
Feno iray volana izay no nanokafana ny blaogy.com. Amin\'izao anefa dia efa manomboka malaza sahady na dia hoe ho an\'ny mpikambana ato amin\'ny serasera.org fotsiny aza. Isaorana ireo izay nanokatra ...
tohiny
novalian'i ravakamalala ny 06/04/2006 17:00
hery
(
03/04/2006 09:34)
Raha hisy email @serasera.org
Eo am-pieritreretana ny fikarakarana ny hananan'ny namana adiresy email @serasera.org izahay amin'izao fotoana izao.
Misy fanontaniana vitsivitsy ireto raha afaka mamaly ianareo.
1. Mety hahaliana...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/04/2006 05:24
hery
(
31/03/2006 22:06)
Tantara tadiom-pitiavana
Fantatro fa na mody tsy miteny aza ny sasany :-) dia mamaky mangina an'ilay tantara Tadiom-pitiavana ny ankamaroany.
Efa zakan'ny sain'ny gasy ve ny tantara toa ireny? Marina fa mitranga eo amin'ny f...
tohiny
novalian'i Topher ny 18/06/2017 10:21
