Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i hery, milahatra araka ny daty
hery ( 27/09/2005 11:48)
Kodiadiam-borona
Inona kay no fanafodin'ny kodiadiam-borona ry reto? Ongotana ilay izy fa mbola miverina foana... nojereko tao anaty tany tao :-) dia tena misy vodiny mihitsy ary miha lalina hatrany. Sao de mahita fi... tohiny
hery ( 18/09/2005 12:58)
Miala any zany ny Madagascar2
Dia nilaza ny DreamWorks fa hivoaka ny Madagascar 2. Efa nanahy ihany ny tenanay hoe lasa Seychelles na Kenya sns... satria mbola tsy tena tapitra ilay film. Kay mba natao hoe Madagascar 2. Amin'izao... tohiny
novalian'i cutie ny 21/09/2005 23:21
hery ( 17/09/2005 12:26)
Manana site internet ve ianao?
Raha manana takelaka internet ianao dia azonao ampidirina eto amin'ny serasera izany. Tsy ho ela dia hiparitaka ny takelakao ary ho be mpamangy. Jereo ao amin'ny [url]http://serasera.org/takelaka[/url... tohiny
novalian'i rurik ny 06/10/2005 08:27
hery ( 16/09/2005 17:09)
Hevitra momba ny sary
Amin'izao fotoana izao rehefa mijery ny sarin'ny namana ianao dia afaka mametraka hevitra... Tsindrio ilay hoe Comment. Teny anglisy io satria fitaovana avy amin'olona dia noraisina fotsiny. Tsikera... tohiny
novalian'i fasaly ny 25/09/2005 10:04
hery ( 16/09/2005 09:25)
Ohabolana : Ireo namana mavitrika
Ireto no hita ery amin'ny sisiny ery... ao amin'ny takelaka ohabolana. Ireto izany no namana anisan'ny mpampiditra ohabolana mavitrika indrindra :-). Ianao koa afaka mampiditra ohabolana. http://ohabo... tohiny
novalian'i hery ny 01/10/2005 09:12
hery ( 15/09/2005 12:00)
Tolotra RSS serasera.org
Manomboka izao dia azonao vakiana amin'ny mpamaky RSS ny hafatra ho anao ao amin'ny namana.serasera.org http://serasera.org/ws/index.php?rub=pages/page&page_id=p43295fd2cb56f ny fanazavana misimisy.... tohiny
novalian'i hery ny 03/10/2005 12:24
hery ( 13/09/2005 13:37)
Consulat Gasy ao Marseille
Misy korontana angaha ao amin'ny Consulat Général de Madagascar à Marseille ao? Lonilonin'ny very seza sa adiadin-n'ny mpirahalahy sa dia fanakorotanam-panjakana mihitsy? Naharay hafatra ny teto am... tohiny
novalian'i bozimanga ny 29/09/2005 13:36
hery ( 13/09/2005 12:29)
Hanangona ohabolana
Ndao indray hanangona ohabolana. :-) Ao amin'ny takelaka ohabolana.serasera.org indray no hanangonan'ny serasera.org ohabolana be dia be. Ahafaha mitady ohabolana sy ny sisa. Jereo ny takelaka ohabol... tohiny
novalian'i jentilisa ny 15/09/2005 08:31
hery ( 12/09/2005 18:51)
Serasera amin'ny teny hafa?
Miezaka manamboatra tsikelikely ny serasera amin'ny teny hafa izahay :-) Tsy ho hitanao eto amin'ity takelaka ity akory ilay izy... fa azonao jerena tsikelikely ao amin'ny loharano.com Teny telo ihan... tohiny
novalian'i lanah13 ny 20/09/2005 06:07
hery ( 10/09/2005 12:01)
Fitsipi-pifehezana
Miarahaba ny rehetra. Azontsika jerena akaiky ao amin'ny vavahadin'ny serasera ny fitsipi-pifehezana ankapobeny eto amin'ny serasera.org. Raha misy fanontaniana dia afaka manoratra aty aminay http:/... tohiny
hery ( 07/09/2005 17:47)
Namana eto Italie
Ho an'ny Malagasy rehetra eto Italia, Mandalo eto Roma Andriamatoa Jacques Sylla, Praiminisitra lehiben'ny gouvernemanta malagasy ka maniry ny hihaona amin'ny Malagasy monina eto roma ny ny alakami... tohiny
novalian'i fijo ny 15/09/2005 22:12
hery ( 06/09/2005 16:21)
Fangatahana hira
Ho an'ireo izay mitady tononkira kanefa tsy mahita :-) azonareo atao ny mametraka ny fangatahana eto. Dia hotadiavin'ny namana etsy sy eroa. Misy mantsy namana manana tononkira maromaro ihany kanefa ... tohiny
novalian'i LouAnne ny 20/09/2005 12:26
hery ( 02/09/2005 22:40)
Nohavaozina ny takelaka
Nohavaozina androany ihany koa ny takelaka tononkira http://tononkira.serasera.org Ny fanavaozana nisy (ankoatra ny endriky ny takelaka izay mbola tsy mahafa-po) dia ny hafainganana izay nohatsarain... tohiny
novalian'i Samoana ny 08/09/2005 13:01
hery ( 28/08/2005 21:49)
Google talk indray hono
Namoaka ny IM (Instant Messenger) azy manokana ihany koa ny Google.com amin'izao fotoana izao. Google Talk no ataony anarany. Tahaka ny Yahoo Messenger sy ny MSN Messenger dia ahafahana miresaka mivan... tohiny
novalian'i McFy ny 17/09/2005 14:03
hery ( 27/08/2005 21:43)
Tohano ny tononkalo
Ao amin'ny takelaka tononkalo vetso.serasera.org dia nasiana fomba iray hanohanana ny tononkalo tsirairay. Ny tononkalo notohanana (sponsorisé) dia miseho voalohan'ny lisitra rehetra. Mitranga eo ami... tohiny
novalian'i hery ny 05/09/2005 08:43
hery ( 18/08/2005 09:49)
Nohavaozina ny takelaka
Araka ny hitantsika dia nohavaozina ny takelaka vetso.serasera.org izay misy ny tononkalo eto amin'ny serasera.org Mbola tsy tena tomombana izy io koa raha misy fanitsiana na sosokevitra tianareo hat... tohiny
novalian'i kally ny 19/08/2005 08:29
hery ( 14/08/2005 22:57)
Firaketana Malagasy
Sendra hitako tao amin'ny internet fa misy diksionera Malagasy - Frantsay - Anglisy - sns... izay mbola mihatsara hatrany. Mahafinaritra. http://firaketana.org... tohiny
hery ( 04/08/2005 11:36)
xml atolotry ny RVG
Misy xml vitsivitsy atolotry ny RadioVazoGasy.com ireto azonao hampihaingoana ny takelakao (Ny radiovazogasy.com moa dia mandefa webradio malagasy) Ny hira handeha : http://jean-marc.talenton.cl... tohiny
hery ( 30/07/2005 10:53)
Ho an'ireo nisoratra anarana
Raha nisoratra anarana ianao ka tsy nahazo tenimiafina dia mety nisy olana tamin'ny fotoana nisoratanao anarana. Aza miverina misoratra anarana vaovao aloha fa mandehana ao amin'ny http://serasera.org... tohiny
novalian'i hery ny 06/08/2005 16:21
hery ( 21/07/2005 07:17)
Ny dinika nosoratanao
Efa mba nojerenao ve hoe inona avy ny fandraisan'anjara nataonao teto amin'ity dinika serasera ity? Misy fitaovana ahafahana mijery an'izany etsy amin'ilay hoe Fitadiavana etsy amin'ny fanoroam-pejy. ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0442