Tohano ny tononkalo

1. hery ( 27/08/2005 21:43)
Ao amin'ny takelaka tononkalo vetso.serasera.org dia nasiana fomba iray hanohanana ny tononkalo tsirairay. Ny tononkalo notohanana (sponsorisé) dia miseho voalohan'ny lisitra rehetra. Mitranga eo amin'ny pejy voalohany ihany koa ny tonokalo 20 be mpanohana.

http://vetso.serasera.org/?rub=pages/page&page_id=p4310d4a664a46 ny fanazavana misimisy.

Jerijereo eto amin'ity dinika ity rehefa misy mamaly maromaro fa hisy CODE maimaim-poana ahafahanao manohana tononkalo.
novalian'i hery ny 05/09/2005 08:43
2. gasyjean ( 30/08/2005 19:12)
tsy mazava ilay code maimaim-poana inona io ary ahoana no fampiasa azy???
3. Veloo ( 30/08/2005 20:34)
za ko tsy mazava amiko misy code betsaka ao alaina ny iray amin'ireo ve? de avy eo apetaka aiza? sa ahona?
4. hery ( 30/08/2005 21:52)
Isaky ny tononkalo (rehefa mamaky tononkalo iray) dia misy hoe Tohano ny tononkalo. Rehefa tsindrinao io Tohano ny tononkalo io dia misy code angatahana ao. Dia eo no ampidirina ilay code.

Misaotra
Ny fanazavana dia ao amin'ny takelaka vetso.serasera.org ihany
5. bichette ( 31/08/2005 13:57)
euh ! fa inona kay ry Hery tsiky dia ampy ny tanjon'ilay zavatra io :-o hi hi hi :°):°):°)
6. fijo ( 31/08/2005 22:55)
hay hery tsiky dia ampy no anaran'izy io ry sakaiza?
7. hery ( 01/09/2005 03:39)
bichette> efa napetrako ao amin'ilay fanazavana ( http://vetso.serasera.org/?rub=pages/page&page_id=p4310d4a664a46 ) daholo ny antony anaovana an'io.
Mety misy manana moyen hampahafantarana tononkalo satria misy tononkalo tsisy mamaky satria efa maro izy ao.
Misy ampahany ho an'ny serasera ahafahana manodina ny takelaka hatrany.
De zay.
8. bichette ( 01/09/2005 06:24)
ok ok ok :°)
9. bichette ( 01/09/2005 09:33)
raha te hitady mpanoratra, toa tsy alphabetika ilay izy sa ?
10. bichette ( 01/09/2005 09:53)
hitako lay izy kay, mila manao solomaso mihintsiny aho izany a:^)
11. adidy ( 04/09/2005 16:37)
Hery: miarahaba anao, ilay tononkalo fahatsiarovana napetrako ao dia ahy ka tsy haiko ny anao an'ilay hoe mpanoratra.
12. hery ( 05/09/2005 08:43)
adidy> fa an'iza ilay tononkalo?

Azonao atao koa ny mampiditra mpanoratra aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.385