Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i hery, milahatra araka ny daty
hery ( 21/04/2005 10:30)
Mifindra monina
Manahoana, Mifindra monina kely indray ny serasera.org. Nisosa tsara ihany aloha izany hatramin'izao. Raha toa ka somary misy olana rehefa kelikely eo dia azonao atao ny mampiasa ny takelaka amin'i... tohiny
novalian'i hery ny 25/04/2005 10:56
hery ( 20/04/2005 08:49)
Antsantononkalo ataon'ny Havatsa
ANTSAN-TONONKALO Eo ambany fiahian'ny Masoivohon'i Madagasikara eo anivon'ny UNESCO, S.E. Mme RABETAFIKA-RANJEVA Yvette, sy ny fanotronan'ny Filohan'ny HAVATSA Foibe avy any Madagasikara, ny fik... tohiny
novalian'i bichette ny 24/05/2005 15:06
hery ( 18/04/2005 09:43)
7000 mahery isika
Feno 7000 mahery isika namana ato ankoatr'ireo izay niala na nesorina. Fantatrao ve hoe namana fahafiry ianao? :-) Ny namana litadipre anisan'ny niditra farany hitako androany dia namana faha 15555 M... tohiny
hery ( 18/04/2005 06:41)
SOS Fanafody
(hafatra nalaina tao amin'ny serasera@yahoogroupes.fr http://fr.groups.yahoo.com/group/serasera/ ) Miarahaba antsika rehetra, Mba mila fanampiana avy aty aminareo aty andafin'ny riaka ny tenak... tohiny
novalian'i sheran555 ny 21/07/2005 14:51
hery ( 13/04/2005 09:17)
Ny olako t@ Lotera
Iangaviako ianareo izay hamaly eto ambany mba hihevitra ireto fanamarihana vitsivitsy ireto (tenir compte de ces quelques remarques préliminaires) - Izaho Katolika (mafana fo? :-) ) - Namaky tant... tohiny
novalian'i Azrael666 ny 16/04/2025 16:59
hery ( 11/04/2005 10:28)
Ny honohono sy ny lalàna
Raha ny fahafantarako azy dia misy lalàna mikasika ny privacy sy ny diffamation publique any Dago... tsy haiko na hoe voatery mitory ilay olona voakasika vao misy ny fanenjehana. Hitako mantsy fa ... tohiny
novalian'i fijo ny 14/06/2005 03:55
hery ( 07/04/2005 09:49)
Torohevitra kely
Betsaka ny namana mandefa hafatra aty amiko milaza hoe mitady namana (mafy). Koa ireto ny torohevitra kely mety hanampy anareo, sy hanafaingana ny fihazàna :-). Torohevitra avy amin'ireo namana ato i... tohiny
novalian'i Veloo ny 04/05/2005 21:06
hery ( 04/04/2005 06:25)
Chat: Ireo ops vaovao
Tsy hatao ho tompontrano mihono ianareo rehetra koa ilazàna fa nekena hiara-miasa amin'ny fitantanana ny chat eto amin'ny serasera ireto namana manaraka ireto. welie, peta, sipagasy, lo_, annie Mis... tohiny
novalian'i Veloo ny 04/05/2005 21:07
hery ( 02/04/2005 09:53)
Vaovaon'ny Papa mivantana avy eto Roma
Samy efa mandre angamba isika fa ao anatin'ny androny faramparany ny Papa Joany Paoly II amin'izao fotoana izao. Indro alefako tsikelikely eto ny vaovao ho an'izay tsy afaka mahafantatra izany. Ny so... tohiny
hery ( 01/04/2005 18:58)
Serasera Forum RSS
Manahoana, Napetraka etsy ambany etsy ny toerana ahitanareo ny xml - rss feed ho an'ny hafatra vaovao eto amin'ny Dinika serasera. [url]http://feeds.feedburner.com/serasera/forum[/url] Misao... tohiny
novalian'i xxx ny 03/04/2005 11:54
hery ( 01/04/2005 06:23)
Ireo mila fanitsiana
Azontsika rehetra apetraka eto ambany eto ny zavatra diso na adino ka ilana fanitsiana ao amin'ny takelaka namana vaovao. Misaotra betsaka noho ny fiaraha-miasa. Hery... tohiny
novalian'i admin ny 02/04/2005 16:22
hery ( 30/03/2005 12:21)
Fanontaniana momba ny chat
Ireto indray ary ireo fanontaniana mateti-pitranga momba ny fampiasana ny Karajia na ny chat. Raha misy fanontaniana hafa dia azonareo apetraka eto ambany. [list=1][*][b]Ahoana ny fomba fidirana ... tohiny
novalian'i pony ny 18/05/2005 05:49
hery ( 29/03/2005 13:58)
Fanontaniana Manitikitika
Raha misy fanontaniana manitikitika na zavatra tsy azo momba ny takelaka namana dia apetraho eto ambany fa hovaliana. Misaotra. Ny fanontaniana tokony ho hita dia toy ny hoe "Ahoana ny ..."? [l... tohiny
novalian'i tsylaitra ny 05/10/2005 19:35
hery ( 29/03/2005 10:37)
RNS : Nanahoana ihany?
Dia miandry ny tatitra avy aminareo izay nanatrika ny RNS tany vichy indray ary izahay e.... tohiny
novalian'i fijo ny 26/04/2005 21:36
hery ( 25/03/2005 21:57)
Namana version 2.0 (beta)
Efa mivoaka sy azo andramana tsara ary izao ny site Namana Tao 2.0 Beta (Version 2.0 beta) Antsoina hoe Beta satria mbola tsy vita tanteraka kanefa efa azon\'ny daholobe andramana ( http://en.wikipedi... tohiny
novalian'i Revimanja ny 13/09/2005 17:46
hery ( 25/03/2005 13:14)
RNS - namana : Vaovao farany
Ho an'ny namana mpikambana ho tonga any amin'ny RNS @ Mc Do ny fotoana ny sabotsy hariva 18/19H eo ho eo!!! sipagasy izany dia hitondra sac au dos transparent misy soratra we serasera.org mba hifan... tohiny
novalian'i fijo ny 30/03/2005 22:14
hery ( 25/03/2005 09:20)
Skoto taloha na vaovao
Efa misy toerana manokana hifampiresahan'ny skoto taloha sy vaovao amin'izao fotoana izao an... sao dia tsy hitantsika. http://serasera.org/forum/index.php?rub=topic&topid=t421c94ec366fb dia tongava ... tohiny
novalian'i fijo ny 07/04/2005 22:16
hery ( 23/03/2005 15:16)
Ilay lambam-paty tao Turin
Mba fantatrareo ve ny tantaran'ilay lambam-paty tao Turin? (Linceul de Turin na Saint Suaire de Turin)? [img=400x]http://carbon14.univ-lyon1.fr/telosologr.jpg[/img] [i]Nahitsin'i hery[/i]... tohiny
novalian'i dadabe ny 08/04/2005 13:00
hery ( 21/03/2005 15:22)
Forum manokana : nisy olana kely
Nisy olana vitsivitsy tsikaritra tao amin'ny forum manokana ka nisy tsy tafiditra mihitsy. Efa namboarina izany amin'izao fotoana izao. Jerijereo ary fa sao dia mba nasain'ny namana hamonjy dinika ... tohiny
hery ( 21/03/2005 10:52)
Boky vaovao - Ilay Fitia
Ilay Fitia Namoaka boky amboaran-tonokalo vaovao i [url=href="http://serasera.org/vetso/index.php?rub=poeta&pid=p402f826e900da]Ny Eja[/url] misy amboaran-tononkalo miisa eo amin'ny 78 eo ho eo. ... tohiny
novalian'i nyeja ny 03/12/2005 16:50
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0434