Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i hery, milahatra araka ny daty
hery ( 18/03/2005 15:05)
Namana Ver. 2.0 : Hivoaka tsy ho ela
Eo am-pikarakarana ny takelaka Namana Tao faha 2.0 izahay amin'izao fotoana izao. Mila faharetana kely fa andro vitsivitsy sisa... Jereo ny hafatra amin'ity lohahevitra ity hijerenao ny fivoaran... tohiny
novalian'i hery ny 24/03/2005 13:52
hery ( 14/03/2005 18:48)
RNS : Rossy - fihenambidy 5 euros ho an'ny namana
Amin'ilay fampisehoana ataon'ny tarika Rossy any @ Espace Monzière - Bellerive sur Allier (5min miala ny fanaovana RNS any Vichy) dia mahazo fihenambidy 5euros izay mpikambana namana ato amin'ny se... tohiny
novalian'i ds ny 26/03/2005 00:05
hery ( 12/03/2005 09:36)
Tsara ve ny fitokonana?
Voalaza sy dradradradraina amin'izao fotoana izao fa zo ny mitokona. Dia misy alibi matanjaka be hoe ry RAvalo dia io no nahatafita azy eo amin'ny fitondrana... Fa tsara tokoa ve ny fitokonana anefa? ... tohiny
novalian'i Briann ny 21/03/2005 07:27
hery ( 10/03/2005 09:31)
GMAIL
Efa elaela ihany no nandrenesako an'ilay gmail (Google Mail) dia toa kafiriana be hono. Raha mandeha ao amin'ny gmail.com ianao dia tsy mahita soratra hoe misorata anarana dia hahazo gmail. Koa raha t... tohiny
novalian'i hery ny 05/05/2005 13:54
hery ( 08/03/2005 14:52)
Dia arahabaina nareo viavy :-)
Zao vao afaka mi-connecte dia miarahaba anareo vehivavy daholo noho ny 8 marsa e. Mahagaga ihany ny mbola hitazomana ity fety ity satria ny vehivavy miady mafy hoe tokony hitovy amin'ny lehilahy. Ka... tohiny
novalian'i pitchou ny 17/03/2005 20:35
hery ( 07/03/2005 18:17)
Fitsipi-pifehezana
Fampatsiahivana. Talohan'ny nidirantsika ho namana dia nisy fitsipika izay nasaina nekentsika. Ny eto amin'ny forum ihany koa dia misy fitsipi-pifehezana izay arahina. Nandalo fanovana teknika teo... tohiny
novalian'i Manon ny 08/03/2005 16:31
hery ( 04/03/2005 14:49)
Fahatapahana tsy nampoizina
Sendra nisy fahatpahana tsy nampoizina ny serasera.org rehetra androany... satria tapaka hatrany ampotony. Araka ny nolazain'ilay mpikarakara dia tokony hampiakarina ambonimbony kokoa ny serasera satr... tohiny
hery ( 04/03/2005 07:36)
Fampidirana sary Artista
Somary nisy olana kely teo ny takelaka tononkira indrindra teo amin'ny fampidirana sary. Efa miravona izany amin'izao fotoana izao. Afaka mampiditra sary tahaka ny taloha indray isika. Efa mandeha ko... tohiny
novalian'i tsaragasy ny 10/03/2005 22:58
hery ( 03/03/2005 12:00)
HDD Laptop tiana hafindra
Misy laptop (ordi portable) tsy mety velona ato amiko ato dia tiako hafindra ny zavatra rehetra ao amin'ny diska... ahaona kay no fanaovana anazy raha misy afaka manampy?... tohiny
novalian'i aristar ny 03/03/2005 19:32
hery ( 28/02/2005 23:32)
Ny fahalemena koa harena
Eritreritra nandalo teny ambony bus :-) Sendra nisy rangaha henoko niteny t@ teny italiana hoe Deboleza dia niezaka nitady aho hoe inona no tena dikany... dia hay fahalemena. Harena koa ny fahalemena... tohiny
novalian'i pitchou ny 12/03/2005 16:54
hery ( 28/02/2005 15:08)
Ny site-nareo
Takelaka mahaliana... Ary maninona raha samy manome ny site personnel-ny eto daholo indray e.... izay manana ohatra? Misy hitako manana blog manja be hatry ny ela any ho any :-) Tsy ny endriny no ... tohiny
novalian'i kozikely ny 17/05/2005 12:37
hery ( 28/02/2005 07:52)
Chat : Ireo mafana fo indrindra :-)
Raha toa ka tianao ho hita ireo mafana fo indrindra tao amin'ny chat.serasera.org tamin'ity volana ity dia http://serasera.stats.botstats.com/top-monthly-words :-) Statistika hafa mahatsikaiky indr... tohiny
novalian'i Rabossa ny 15/07/2005 13:31
hery ( 28/02/2005 07:27)
Lalàna vaovao fidirana sy fipetrahana ao Frantsa
Hafatra nalaina tao amin'ny lisitra.serasera.org ----- Entrée en vigueur du nouveau Code de l'entrée et du séjour des étrangers et du droit d'asile ce mardi 1er mars 2005. Ce nouveau Code ... tohiny
novalian'i bozimanga ny 29/09/2005 13:55
hery ( 25/02/2005 07:19)
Hira 4000 azo henoina!!!
Ao amin'ny RVG no ahafahanao mihaino azy. http://serasera.org/hira ny RVG na RadioVazoGasy http://radio.vazo.gasy.free.fr/playlist/radio%20vazo%20gasy.html kosa ireo lisitry ny hira ireo. Mih... tohiny
novalian'i mira ny 05/07/2005 15:04
hery ( 24/02/2005 13:15)
hifaninana amin'i Zoto
Kilalao kely izy ity... (noforonina androany :-)) I Zoto dia rangahy nihodidina an'i Madagasikara. Ny lalao atao eto izany dia tour de Madagascar dia ho hitantsika hoe firy andro no ho vita ilay iz... tohiny
novalian'i pitchou ny 14/03/2005 11:26
hery ( 24/02/2005 13:02)
Manahoana ee, manasa hisakafo eee
Mifindra kely indray isika. Inoako fa toa izao daholo ny ankamaroan'ny ambanivohitra ao Madagasikara. Rehefa tonga amin'ny toerana hafa (Renivohitra na andafy) dia miova tanteraka ilay fomba. Ny an... tohiny
novalian'i majakely ny 25/02/2005 08:34
hery ( 24/02/2005 08:23)
Izahay koa mba... : fika vaovao
Atahorako ho lasa fika vaovao hanambakana vahoaka indray amin'izao fotoana izao ilay hoe [i]Izahay anisan'ny nanohana an-dRavalo tamin'ny fifidianana... fa izao leo[/i]... Aiza moa ny porofo amin'izan... tohiny
hery ( 21/02/2005 12:18)
Ny gasy any amerika
Efa nolazaiko teto ihany fa dia arakaraky ny toerana ipetrahany tokoa ny toetran'ny gasy aty andafy... ary comme d'hab hoe ny oul no hita aloha dia toa izao no fahitako ny Gasy any amerika avaratra (U... tohiny
novalian'i cutie ny 29/06/2005 20:35
hery ( 15/02/2005 18:11)
Sekezem tantara kely :-)
Resaka sekezem... tantara kely noforonina hampitsiky :-) Misy mpivarotra voninkazo anankiray teo Anosy... voninkazo karazany roa ihany no namidiny, dia raozy sy lisy. Teo ambony etalazy no nametrah... tohiny
novalian'i pitchou ny 25/02/2005 19:08
hery ( 09/02/2005 07:53)
Googlé an :-)
Etsy kely angé e! :-) Nareo ve mba efa nitady ny pseudo-nareo tamin'ny Google? Raha ohatra ka teny tsy dia be mpampiasa ny pseudo-nareo (ohatra hoe ikaretsaka na fanja1) ka tadiavinareo amin'ny Goog... tohiny
novalian'i fijo ny 14/02/2005 23:09
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0436