Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i hery, milahatra araka ny daty
hery ( 27/06/2005 06:36)
Batman Begins
Tsy dia ratsy io ho an'izay te hijery... sady lava (140 min any ho any) izany hoe tsy lany ny vola fa sahala amin'ny mijery film roa :-D Ny mahatsara azy dia tsy mba tahaka ny Batman hafa. Tsy mila... tohiny
novalian'i dadabe ny 09/07/2005 13:23
hery ( 25/06/2005 14:36)
Flickr... sao mbola tsy fantatrao
Ny flickr www.flickr.com dia toerana malalaka ahazoana mitahiry sary. Raha manana compte maimaimpoana ianao dia misy fetra 20MB ny habe-n'ny sary azo alefa isambolana... rehefa tapitra ny volana dia a... tohiny
novalian'i xxx ny 07/10/2005 07:28
hery ( 23/06/2005 19:15)
Sary kely
Ho an'ireo izay tsy mandeha ny sary kely dia http://fanovana.blogspot.com/2005/06/fampiasana-sary-kely.html fa napetrako ao daholo ny fomba atao rehefa tsy mandeha ilay click.... tohiny
hery ( 22/06/2005 13:24)
infogasy.net
Resaka informatika... Taorian'ny linuxmg.org izay sehatra malagasy misahana manokana ny informatika voafetra amin'ny linux dia hitako fa tsara tokoa ny ezaka ataon'ny ao amin'ny infogasy.net Ny i... tohiny
hery ( 22/06/2005 06:06)
Tokony haka droit d'auteurs? :-)
Resaka sendra nandalo tao amin'ny serasera ilay hoe tokony mba hisy droit d'auteurs ho an'ny gasy tamin'ny nampiasan'ny dreamworks ny anarana "Madagascar" tamin'ilay sarimihetsika (na sary nahetsika) ... tohiny
novalian'i zakony ny 27/09/2005 14:46
hery ( 22/06/2005 05:50)
Lava taria?
Sao dia mba misy afaka manazava ny atao hoe Lava taria kay? tsy haiko na io no fomba fanoratra azy. Ny dikany aloha azoko antsaina ihany hoe olona lava resaka be (sy manodikodin-dresaka) fa ny dikan'i... tohiny
novalian'i fijo ny 05/07/2005 00:00
hery ( 21/06/2005 06:48)
Aza raràna ny ankizy raha...
Hira nalaza tsy tadidiko na an'iza tsara ilay hoe "Aza raràna ny ankizy raha... hanambady" hafahafa satria mbola ankizy ve dia avela hanambady sahady? :-) Fa ny tiako hahatongavana dia hoe + ny an... tohiny
hery ( 20/06/2005 14:25)
Avela amin'izao?
Miala any indray :-) Nijerijery ireo lahatsoratra fohy indrindra tao amin'ny statistika aho dia mahita fa be dia be ny manoratra hoe :-) na :-D fotsiny... Raha hatsikana na zavatra hafa ilay izy tsy ... tohiny
hery ( 18/06/2005 11:37)
Backup na Mirroring
Mba tsy hidirana amin'ilay "fait maison" mahazatra (afisy hitako t@ mpivarotra yaourt tao Dago) dia manontany sao dia misy afaka manoro hevitra amin'ny fanaovana backup na mirroring. Takelaka iray ... tohiny
novalian'i fijo ny 22/06/2005 22:00
hery ( 16/06/2005 10:14)
Ireo zavatra tsy mbola mandeha
Taorian'iny Tsunami serasera iny... dia hitako fa mbola misy zavatra vitsivitsy tsy mandeha. Ho vita tsy ho ela. - Fijerena ny mombamomba ny namana - Sary logo Raha mahita ianareo dia mba s... tohiny
novalian'i hery ny 28/06/2005 18:28
hery ( 31/05/2005 09:56)
Iza no mpanakarena indrindra?
Toa nisy filazana (sy fireharehana) hoe betsaka ireo nanaiky ny fijerena ny loharanonkareny sns mba hialana amin'ny mety ho fampiasana volam-bahoaka. Mety ho azo fantarina izany amin'izao fotoana iza... tohiny
hery ( 24/05/2005 15:42)
Miandry vavolombelona :-)
Raha nanaraka tsara angamba isika teto amin'ny lohahevitra fitiavana tato ho ato dia hita hoe nisy fivoaram-pitiavana nolalovan'ny namana niainaharison :-) dia hoy aho hoe miandry ny vokany zany zahay... tohiny
novalian'i pitchou ny 27/05/2005 12:47
hery ( 24/05/2005 08:09)
Miala sakana
Angamba henonareo ilay ramatoa nananjanaka 3, 11 taona, 13 taona ary 15 taona samy bevohoka daholo. Dia teo koa ilay resaka hoe lasa aloha loatra ny fahamaotin'ny ankizy ankehitriny... misy vao 10 tao... tohiny
novalian'i fijo ny 21/06/2005 20:40
hery ( 20/05/2005 10:40)
Paris : Sao hijery teatra gasy (indray)?
Misy tantara an-dapihazo na teatra indray ao Paris Toa izao ny filazan'i JCR azy tao amin'ny lisitra.serasera.org "Le prophète et le président" dia ilay "pièce" nosoratan-dRaharimanana izay... tohiny
novalian'i booboo ny 26/06/2005 16:08
hery ( 20/05/2005 09:15)
Fanazavana ny teny sasany ao amin'ny baiboly
Betsaka ny teny gasy sarotra azo ao amin'ny baiboly koa ireto misy fanazavana vitsivitsy. Raha ohatra ka mbola tsy ao anie ilay teny dia mba apetraho ho hitan'ny hafa. [url]http://mg.wiktionary.org... tohiny
novalian'i marozevo ny 27/05/2005 00:18
hery ( 20/05/2005 07:50)
Tantaran'i Madagasikara
Misy lahatsoratra momba ny niandohan'ny Malagasy http://mg.wikipedia.org/wiki/Tantaran%27i_Madagasikara izay azonao ampiana sy ahitsy. http://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Tantaran%27i_Madagasika... tohiny
novalian'i welie ny 20/05/2005 13:27
hery ( 20/05/2005 06:54)
Ny momba anao aloha
Betsaka ny nanontany hoe ahoana no tsy mahita ny mombamomba ny namana hafa... na tsy mahita ny sarin'ny namana hafa. Ny antony dia satria mbola tsy nahafeno [b]tsara[/b] ny mombamomba anao ianao. R... tohiny
hery ( 19/05/2005 08:33)
Resak'olon-dehibe
Fampatsiahivana ho antsika namana rehetra fa misy dinika manokana antsoina hoe resak'olon-dehibe eto amin'ny forum. Ny resaka saro-pady rehetra (izay tsy tokony hovakian'ny ankizy sendra mandalo :-)) ... tohiny
novalian'i tsylaitra ny 05/10/2005 19:43
hery ( 16/05/2005 16:40)
Picasa : fandrindrana sary
Hatramin'ny nividianan'ny google.com azy dia miha-betsaka ny mpampiasa ny Picasa izay fitaovana fandrindrana ny sary ao anatin'ny ordinateranao. Ny Picasa dia maimaim-poana [url]http://www.picasa.com... tohiny
hery ( 14/05/2005 12:32)
13 mai : afaka aloha :-)
Nihainohaino ihany aho fa tsy naheno hoe nisy blem ve tamin'ny 13 mai teo. Ny sasany mantsy saika hanararaotra io daty [i]malaza[/i] io indray hidirana lalindalina @ politika... Kinanjo mba nangina... tohiny
novalian'i eh ny 15/05/2005 09:49
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1449