Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i hery, milahatra araka ny daty
hery
(
01/12/2004 13:39)
Sao mihidy eo :-)
Ary toa tsy misy manoratra ato?... sao mihidy eo ity fa aleo sokafana :-)
Hanoratra zah refaveo...
tohiny
novalian'i cutie ny 14/04/2005 13:56
hery
(
23/11/2004 18:13)
Namana mahafinaritra :-)
Inoako fa mba efa nanao izao ataoko izao koa ianareo. Rehefa sendra maka aina iny aho dia asesiko vakiana ny mombamomba fanampiny apetraky ny namana ao amin\'ny lisitry ny namana vaovao http://seraser...
tohiny
novalian'i booboo ny 01/03/2005 10:15
hery
(
20/11/2004 04:17)
Tondrom-peo (?) : Tablatures
Araka ny fangatahan\'ny Mpitendry gitara eto amin\'ny serasera dia namboarina ho azo ampidirana Tondrom-peo (dikan-teny vonjimaika ho an\'ny Tabulatures de guitare) ny ao amin\'ny tononkira. Mbola ao ...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/12/2004 22:47
hery
(
17/11/2004 10:56)
Forum manokana : fanatsarana
Nohatsaraina ny lohahevitra manokana.
Ho an\'izay tsy mbola mahalala dia afaka mamorona lohahevitra manokana ianao izay ahafahanao midinidinika miaraka amin\'ny mpikambana vitsivitsy. Jereo ilay hoe...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 19/11/2004 04:41
hery
(
12/11/2004 09:48)
Mivoatra ve ny style?
Zah anisan\'ny mpakafy ny tononkalon\'i Rado... izy angamba no azo lazaina fa teteza-mita eo amin\'ny poeta tranainy sy poeta ankehitriny... satria raiamandreny izay niaina ny rindra taloha sy ny hain...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 11/12/2004 23:34
hery
(
12/11/2004 09:33)
Misy sahy ve?
Napetraka koa ity lohahevitra vavolombelona ity mba hametrahana ireo vokatsoa hita teto amin\'ny serasera indrindra ny maha namana... Efa henoko ihany fa misy tokantrano miorina atsy, misy zaza teraka...
tohiny
novalian'i dadabe ny 25/06/2005 18:08
hery
(
03/11/2004 16:00)
Statistika kely
Ho feno 5000 amin\'io herinandro io ny isan\'ny namana eto amin\'ny serasera.org
Statistika kley ?
11.703 Ny isan\'ny namana efa nisoratra anarana sy nandalo tato amin\'ny namana
5.259 amin\'ir...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2004 00:46
hery
(
26/10/2004 15:26)
Misy matematisianina?
Misy olana ara-matematika kely raha mba misy afaka mamaha azy.
Toa izao ary ny laza adina.
Ao amin\'ny vetso.serasera.org dia misy fomba fanomezana isa ny tononkalo tsirairay avy. Tiako ho fantatra ...
tohiny
novalian'i pissoa ny 07/01/2005 18:46
hery
(
01/10/2004 16:36)
Dimy taona izay ny serasera...
Feno dimy taona amin\'ny alahady izao ny serasera.org. Raha 1800 ny isan\'ny namana tamin\'ny herintaona toa izao dia efa 4600 mahery izy amin\'izao fotoana izao. Fivoarana izany. Tsy mahita holazaina...
tohiny
novalian'i fatsoraly ny 30/10/2004 06:23
hery
(
30/09/2004 16:19)
Inona indray le boatin-drakitra?
Miarahaba ny rehetra.
Nasiana boatin-drakitra amin\'izao eo amin\'ny namana ho an\'izay te hanampy ny serasera.org
Io dia toerana ahafahanareo mandrotsaka vola ho an\'izay TE HANAMPY ihany.
Ny v...
tohiny
hery
(
24/09/2004 13:44)
Miala any indray ny Forum
Miala any tsikelikely indray ary ny Forum.
Mbola misy fanamboarana ihany eny antsiefatsiefany eny fa efa azo ampiasaina tsara izy ity.
Dia mazotoa mitafa sy midinika daholo indray.
Hery.
...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/09/2004 20:10
hery
(
08/09/2004 08:09)
serasera.org sakanan'ny mpampiasa sasany?
Manahoana daholo,
Naharay hafatra tamin'ny namana sasany (orinasa iray) aho nilaza fa tsy afaka mijery serasera intsony ry zareo fa bloquer-n'ny ao ampiasana. Tsy dia azoko loatra hoe inona no anto...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/10/2004 21:42
hery
(
04/09/2004 07:33)
Manan-karena ve?
Resaka sendra henoko ary nahazoako fanazavana teto Rome ity resaka ity. Malaza fa hoe manan-karena ny Fiangonana Katolika ( :?: ) ary betsaka mihitsy ireo mieritreritra fa misy zavatra maizimaizina ao...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/10/2004 20:45
hery
(
02/09/2004 07:38)
Somary nandalo olana
Somary nandalo olana kely ny serasera.org nanomboka tamin'ny alina. Efa mihamilamina izany amin'izao fotoana izao miaraka amin'ireo teknisianina avy ao amin'ny mpampiantrano.
Misaotra an'ireo izay ...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/09/2004 20:12
hery
(
24/08/2004 17:35)
Tany Dago
Betsaka ny nandeha tany Dago tamin'ity vakansy ity... mba azonareo lazalazaina eto ve ny fiovana hitanareo raha efa ela ianareo no tsy tany? Ny tsara sy ny ratsy? Ny olona, ny zavatra, ny tany, sns.
...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/09/2004 20:49
hery
(
20/08/2004 17:32)
Tsy misy miafina aminao
Niresaka tamin'ny namako iray efa manambady aho dia sendra niteny taminy hoe misy zavatra na hevitra aminao tsy fantatry ny vadinao... fa nandà mafy izy. Raha mifankatia hono dia tokony secret zany m...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/11/2004 21:44
hery
(
19/08/2004 08:20)
Interface vaovao serasera
Hiditra amin'ny faha 5 taonany ny serasera.org atsy ho atsy. Hatramin'izao dia olona iray no niandraikitra ny zavatra maro (script, interface, contenu). Hita tsy dia mahomby loatra anefa izany. Izany ...
tohiny
novalian'i nalafe008 ny 01/04/2005 12:29
hery
(
08/08/2004 19:38)
Fanamboarana madinidinika
Hisedra fanamboarana madinidinika ny serasera.org rehetra mandritra ity herinandro ity. Nolazain'ny mpitantana ny lohamilina fa miha mavesatra loatra ny site ka mila havaozina kely. Mety hisy fiantrai...
tohiny
novalian'i hery ny 22/08/2004 15:53
hery
(
08/08/2004 08:43)
Tononkalo 745
Mba fantatrareo ve fa misy 745 ny tononkalo ao amin'ny site vetso.serasera.org ?
Mahafinaritra fa manana aingam-panahy ny namana. :)
...
tohiny
novalian'i rahonala ny 18/01/2006 05:26
hery
(
05/08/2004 15:21)
Fanamboarana kopie
Tena mahagaga sy hafahafa ihany raha amin'izao fotoana efa 2004 izao no mbola tsy misy firindran'ny asa ihany eo anivon'ny fivondronana tsirairay. Rehefa maka kopian'ny sora-piankohonana ianao dia tsy...
tohiny
novalian'i ralay ny 05/08/2004 18:19