Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i hery, milahatra araka ny daty
hery ( 12/06/2007 07:18)
Babaique Havagna
Salama, Misy hira an'i Babaique hoe "Havagna..." iny ao amin'ny tononkira. Tsy fantatro hoe iza no tena marina fa samy nampiditra i Bditra sy Fiffi. Sao dia azo ahitsy sy ampifamenoana ho an'izay ten... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/06/2007 08:29
hery ( 07/06/2007 10:04)
Ny namana vaovao
Efa niverina amin'ny laoniny ihany koa ny fahitana ny [url=http://fr.wikipedia.org/wiki/Really_Simple_Syndication]fahana RSS[/url] momba ny namana vaovao http://feeds.feedburner.com/serasera/namanavao... tohiny
novalian'i sympa ny 10/06/2007 20:44
hery ( 07/06/2007 07:43)
Namana manimba statistika... te halaza? :-)
Rehefa mijery ny statistika ao amin'ny namana.serasera.org dia misy hoe ny mombamomba ny namana lava indrindra http://namana.serasera.org/?rub=namana/stats&asa=mombamomba Dia mahita fa i sitlo, sol... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/06/2007 08:24
hery ( 06/06/2007 19:08)
Tahiry biz'oroka maimaim-poana
Salama daholo, Izay vao mandeha ilay tahiry biz'oroka maimaimpoana. Nisy olana kely teo tamin'ilay fanavaozana. http://namana.serasera.org/?rub=namana/countclick ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/06/2007 08:27
hery ( 04/06/2007 10:32)
Vita ny momba ny isa
Miala any ary ny momba ny isa. Raikitra ny course :-p Angamba tsy hisy olana intsony ny momba an'io. Hijery ny olana hafa indray sisa. :-)... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/06/2007 19:04
hery ( 24/05/2007 15:39)
Fiovana vitsivitsy hisy eto @ takelaka
Hisy fiovana tsikelikely ny takelaka namana.serasera.org ato ho ato koa mety hisy olana madinidinika. Ireto ny fanovana efa voavinavina sy efa manomboka tsikelikely ao amin'ny kinova faha 5. - Ny ... tohiny
novalian'i hery ny 21/02/2008 15:33
hery ( 24/05/2007 15:08)
Niteny i P. Urfer Inona amin'izay ny marina
Hita tamin'ny gazety tamin'ity herinandro ity fa niteny i P. Sylvain Urfer ary nilaza ihany koa fa tsy fantany ny antony nandroahana azy. http://fr.groups.yahoo.com/group/serasera/message/28411 ht... tohiny
novalian'i xxx ny 30/05/2007 13:07
hery ( 14/05/2007 08:49)
P. Urfer Tratran'ny immigration choisie
Tsy amin'ny maha mompera an'i P. Urfer indray no resahiko fa amin'ny maha Frantsay azy. Vao voaroaka izy dia mitsaingotsaingoka ery ny Ambassadeur Frantsay any Dago manontany hoe nahoana no noroahina ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/05/2007 20:43
hery ( 12/05/2007 10:44)
O ry zareo a... ampitomboy ny tononkira
Amin'izao dia misy tononkira 3580 eo ho eo ao amin'ny [url]http://tononkira.serasera.org[/url], manjary loharanon-tononkira mihitsy ao amin'izao... ka ny ankamaroan'ny ankizy manontany eto dia mahita ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/05/2007 19:24
hery ( 08/05/2007 15:34)
Album Mahaleo "Mama Sera" 15 Euros
Sendra hitako tao amin'ny Radiovazogasy fa ilay Album Vaovao an'ny Tarika Mahaleo hoe Mama Sera dia amidy 15 Euros + 2,5 saran'ny fandefasana. http://radiovazogasy.com/?rub=pages/page&page_id=p462e... tohiny
novalian'i mabloo ny 08/05/2007 15:58
hery ( 08/05/2007 11:31)
Morsa ao @ chat
Morsa vitsivitsy fahita ho hita ao amin'ny karajia chat.serasera.org. Apetraka eto indrindra ho an'ireo izay vaovao ka tsy dia maharaka morsa :-p Ny karajia mantsy dia efa ho 5 taona izao no nitsa... tohiny
novalian'i cutie ny 16/05/2007 02:05
hery ( 07/05/2007 08:52)
krampy
Efa miha antitra ny tena kanefa mbola manao baolina ihany :-) dia misy krampy miverimberina. Misy fika mety hikarakarana an'io ve? (ankoatry ny hoe tsy manao baolina intsony?) Misaotra... tohiny
novalian'i niryna ny 16/05/2007 17:59
hery ( 05/05/2007 14:42)
Phenomenah coiffure :-)
Ho anareo vehivavy ao Antananarivo ao... Salon de Coiffure vaovao hisokatra amin'ny alatsinainy. Salon de coiffure Phenomenah. [url]http://phenomenah.com[/url] ... tohiny
novalian'i Zina ny 06/05/2007 21:49
hery ( 04/05/2007 08:23)
Spiderman 3
Mba nahagaga indray tamin'ity indray mitoraka ity fa nivoaka talohan'ny tany USA ny Spiderman 3 tamin'ny toerana maro (anisan'izany Italie sy France)... Feno hipoka foana ny salle :-( Tamin'ny 1er m... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/05/2007 14:00
hery ( 01/05/2007 07:49)
Seho Teny Kalo - STK Grands Champs Paris
Miarahaba antsika rehetra, Ho fanohanana ny saran-dalana sy ny saran-dasiny , amin'ny fankalazana ny fahafolo taonan'ny Zaikabe Nasionalin'ny Sampana Tanora kristiana izay atao any Lille ; ny Samp... tohiny
novalian'i rakaroka ny 20/05/2007 20:36
hery ( 28/04/2007 22:07)
Ny xxx manevateva namana dia haseho
Ohatry manomboka ampiasain'ny sasany hanaratsiana olona ilay xxx eto. Ho an'izay mbola tsy maharaka dia natao io xxx io mba hahafahan'ny tsirairay manafina ny mombamomba azy noho ny antony samihafa. T... tohiny
novalian'i xxx ny 10/08/2007 10:47
hery ( 18/04/2007 11:35)
Fampitomboana tahiry biz'oroka
Efa mandeha amin'izao fotoana izao ilay fampitomboana tahiry bizoroka maimaim-poana. Jereo eo amin'ilay hoe hampitombo tahiry http://serasera.org/namana/?rub=namana/countclick isaky ny mi-click ind... tohiny
novalian'i simplex ny 27/04/2007 21:33
hery ( 18/04/2007 09:04)
Momba an'i xxx
Ity dia fanazavana ho an'ireo namana izay tsy mahalala an'i xxx... indrindra fa ireo namana vaovao. (Misy anakiray izay koa izay tsy mahalala :-p) Ny xxx eto amin'ny dinika serasera dia ampiasain'n... tohiny
novalian'i xxx ny 10/08/2007 11:14
hery ( 12/04/2007 09:08)
Tsy mety tsy misy Andriamanitra
Fomba fijery iray indray no asehon'ny olona iray eto ambany. Milaza ny impossibilité-n'ny tsy fisian'Andriamanitra. Izany hoe tsy manaporofo hoe misy Andriamanitra fa manaporofo hoe tsy azo sainina n... tohiny
novalian'i cutie ny 13/04/2007 21:12
hery ( 08/04/2007 08:44)
Tolotry ny Paka
Tolotry ny Paka ho an'ny Katolika indrindra indrindra ny fisokafana ofisialin'ny takelaka [url=http://katolika.org]katolika.org[/url] izay hahitana resaka manodidina ny finoana katolika. Ireo fanontan... tohiny
novalian'i cutie ny 12/04/2007 21:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.044