Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i hery, milahatra araka ny daty
hery ( 30/01/2009 15:09)
TGV: Basy avy aiza?
Tsy mbola hitako nitana basy mihitsy ny mpiambina an'i AndryTGV talohan'ny alatsinainy. Jereo ny teny ambohijatovo sy ny teny amin'ny 13 mai. Fa taorian'ilay gidragidra iny dia nanjary nahazo basy.... tohiny
novalian'i Fanhaiky ny 31/01/2009 13:18
hery ( 30/01/2009 08:17)
Raha vao mahazo seza i Andry dia hangina
Izay izany izao no tena tanjona. Tsy hangina mihitsy raha tsy mahazo seza kely. Tsy voatery ho filoham-pirenena satria toa tsy ho vita, fa raha tafiditra praiminisitra na mpitarika ny governemanta tet... tohiny
novalian'i mion ny 30/01/2009 13:20
hery ( 28/01/2009 08:06)
Gadrao Andry Rajoelina
Efa niaiky i Andry Rajoelina fa olony no nandeha teny amin'ny MBS. Nolazainy ho fatam-poko ho fanta-pirenena, hatr@ mpanao gazety vahiny fa mpitolona tao aminy ilay maty voatifitra teny @ MBS. And... tohiny
hery ( 27/01/2009 04:32)
Main'ny afo natsangany i Andry
Rava ny tanàna. Nandry tsy lavo loha ny olona. Izao daholo ry Andry Rajoelina sy ny tariny vao manomboka manenina sy miantso fandriam-pahalemana. Toa efa tara loatra ihany. Tsy noheverina angaha fa i... tohiny
novalian'i gasyjean ny 27/01/2009 21:00
hery ( 26/01/2009 04:45)
Tsy andrimasom-pokonolona akory
Mampalahelo ihany raha mitonona ho andrimasom-pokonolona ireo olona izay mpanohana ny TGV ka miantsoantso sy manakorontana tamin'ny alina tao Antananarivo. Fa angaha tamin'izany ny andrimasom-pokon... tohiny
novalian'i xxx ny 26/01/2009 11:41
hery ( 25/01/2009 11:42)
Mbola mampitandrina ihany hono ny Didy jadona :-)
Miely indray ny tsaho hoe nivoaka any ny taratasy fisamborana an'i Andry TGV :-) Dia raha tena misy ve izany dia havelan'ny governemanta lazainareo didy jadona halaza akory? Tadidio ny tamin'ny... tohiny
novalian'i xxx ny 27/01/2009 15:36
hery ( 25/01/2009 11:13)
Raha tsy i Ra8 d iza? Omeo anarana
Ndao ekena hoe leo Ra8 nareo (nareo ihany no nifidy azy 2 taona lasa izay nefa efa hitanareo ny blem nandritra ny 5 taona). Dia iza ary no hasolonareo Ra8 amin'izao fotoana izao raha miala eo izy? ... tohiny
novalian'i jiimm ny 28/01/2009 14:39
hery ( 17/12/2008 08:31)
Politika: vakio jentilisa
Angamba androany indray aho vao manao karazana famporisihana ho antsika toa izao. Mikasika ny raharaha mafanafana amin'izao fotoana izao dia manainga anareo aho hamaky ny blaogin'i jentilisa sy ny adi... tohiny
hery ( 10/12/2008 09:40)
Nosoloina ny vavahady :-)
Mampiasa motera vaovao ny Vavahady fidirana eto amin'ny serasera http://login.serasera.org Tsy dia betsaka ianareo no mandalo mivantana ao satria natokana ho an'ny mpisoratra anarana, mpanova tenimi... tohiny
hery ( 21/11/2008 12:50)
Nody mandry io maraina io P. Remy Ralibera
> Filazana manjo voaray avy amin'ny lehibe lefitry ny Zezoita ao Madagasikara. > > Juste à l'instant (à 9 h 30), ce matin du 21 novembre 2008, le Père > Rémy Ralibera est retourné au Père du... tohiny
novalian'i fijo ny 02/12/2008 22:02
hery ( 17/11/2008 15:26)
Namana Serasera tany Paris: Sary tohiny :-)
Aleo hapetraka eto indray ny sombitsombintsary sasatsasany. Vao mafana ilay izy dia tsy maintsy sombintsombiny ihany no aseho e :-) Rehefa mangatsiatsiaka any hitranga eo ihany ny bambaray Tsaits... tohiny
novalian'i Darlin ny 30/12/2008 05:49
hery ( 17/11/2008 06:25)
Paris: Miala any ny sary
Sary vitsivitsy fotsiny aloha :-) Nahafinaritra tanteraka ny fihaonana. Toa mahafinaritra foana e? Afa-po aloha e. Izaho indray tsy hiteny hoe tongava amin'ny manaraka... :-) Sary notsimponina fotsi... tohiny
novalian'i fijo ny 25/11/2008 21:58
hery ( 29/10/2008 14:05)
Mihaino (Poopy)
Misy mba afaka manome ny tonon'io hira io ve azafady? ... tohiny
novalian'i Noue ny 29/10/2008 17:10
hery ( 16/10/2008 09:48)
Inona no tena tsy tian'lisany @ vehivavy?
Setrin'ilay http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m48f652990a9b0 Ny ahy ny tena tsy tiako de le mandeha miantsena tsy misy tanjona manokana. Tonga dia ndao hiantsena fotsiny dia rehef... tohiny
novalian'i Fanampy ny 19/02/2009 14:01
hery ( 23/09/2008 15:00)
Asa ve ny makorelina?
Eto Italia amin'izao fotoana izao dia enjehina izay mpivaro-tena tratra eny an-dalana ary mandoa lamandy. Nisy lalàna nivoaka mantsy hoe tsy azo atao intsony ny mivaro-tena eny amoron-dalana. Dia mah... tohiny
novalian'i vivaldi18 ny 23/07/2018 06:03
hery ( 18/09/2008 11:10)
Tononkalon\'i Rado tianao indrindra?
Milazà hoe tononalo 3. Dia inona ny antony? Ny ahy. 1. Hafatra moa? Ilay hoe Ho any ianao kanefa... tiako t@ fotoan\'androny dia mbola ankafiziko hatramin\'izao. 2. Raha mbola misy tsiky. Satria... tohiny
novalian'i Romaric ny 11/03/2012 07:35
hery ( 18/09/2008 03:31)
Réel # Virtuel: efa nanana olana?
Salama daholo. Izaho ho'a hatramin'izay mampiseho sary, toerana misy ahy, anarana tena izy, hatr@ num tel. teto amin'ny serasera fa indraindray tsy fantatry ny olona akory rehefa réel :-) (Izay no ... tohiny
hery ( 16/09/2008 11:13)
Eto @ serasera: ary raha aseho ny firenena?
Hatramin'izao dia mbola mionona amin'izay apetraky ny namana tsirairay isika amin'ny toerana misy azy. Izay mameno ny mombamoba azy dia afaka mampiseho hoe aiza no toerana misy azy, dia izay ihany no ... tohiny
novalian'i ni81 ny 20/10/2008 19:50
hery ( 14/09/2008 08:13)
Fihaonan'ny namana serasera ao Eoropa atsy ho atsy?
Misy feo mandeha :-p aiza sy oviana? Ilazao vaovao ihany an... Ny toa efa ofisialy aloha dia manodidina ny 1er mai any Alsace any. Dia efa miomana daholo.... tohiny
hery ( 14/09/2008 08:11)
Hancock
Io indray ny film malaza lalaovin'i Will Smith... mbola tsy nahita aho :-) Mba milay ve?... tohiny
novalian'i nathie86 ny 17/09/2008 13:18
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1306