Niverina ho voazanaka

1. hery ( 20/06/2009 19:00)
Dia ho fahatsiarovana sisa ve ny 26 jiona? Dia voatery hanangana sainam-pirenena frantsay indray ve satria ny Frantsay izao no mitondra an-kolaka ao Madagasikara?
Tsy diso mihitsy ny Malagasy izay tsy manangan-tsaina amin'izao fotoana izao satria very indray ilay fahaleovan-tena kely mba azo. Efa zara raha azo satria mbola niankindoha taneraka... kanefa dia nafoy indray.

Mba fantatrao moa fa ny teny ampiasaina any antsekoly aza izao naverin'ny HAT ho teny frantsay? Izay no nahamay azy voalohany vao niditra teo amin'ny fitondrana izy, ankoatra ny famerenana malaky dia malaky (ny ampitso ihany) an'ilay masoivoho efa noroahin'ny malagasy.

Ankoatr'izany dia nofafaina ilay hafatra anakiray milaza fa nifanaraka hanangantsaina tamin'i halloween aho satria misandoka. Izaho dia manamafy fa ny fananganan-tsaina dia midika hoe fahaleovan-tena... fa tsy hoe midika fotsiny hoe fitiavan-tanindrazana.
novalian'i Noue ny 21/06/2009 19:52
2. gasyjean ( 20/06/2009 20:19)
Marina mihintsy izany Rahery! tena miverina indray ny fanjanahan-tany eny na dia ankolaka aza,ny mampalahelo anefa dia isika mihintsy no manaiky ho zanahina ka inona moa no azo atao eeee......??.Ny dikan'izany dia mila miverina mitolona tahaka ny nataon'ireo razam-be fahiny t@ 47 izany,Izaho aloha malagasy tena ranoray aho tsy manaiky an'izany na oviana na oviana,ahy i Madagasikara,ka lozan'ireo mpivarotra tanindrazana fa hoavy aminy ny tsy mety.
3. fijo ( 20/06/2009 20:44)
le vahoak amihintsy no mora hadalaina ka manahirana e
4. locl ( 20/06/2009 20:52)
Ka andao ary hotlona e!

Miomana zalahy hotolona @ Frantsay a! Ny ahy izao i francois copé no mba mety laniko raha raikitra ny ady
5. zakilinina ( 20/06/2009 20:52)
Marina ihany izany ry Fijo kanefa izao ange anaka é ! Misy vola be mikararana zaraina eto amintsika ho an'izay MANAIKY hamadika tanindrazana. Tsy voafehy intsony ilay teny filamatra feno fahendrena hoe "Tanindrazana sy lalàna".
Ny vahoaka mety ho azo adalaina ihany fa ny manampahefana isantsokajiny no mora vidiam-bola hiverenan'ny fanjanahana.
6. fijo ( 20/06/2009 21:32)
ireo koa mila famaizana mafy ka
7. patrick2002 ( 21/06/2009 04:28)
aiza aloha ilay diuniky halloween @ hoe fananganana saina iny toa no fafana mitady ny tenanay fa tsy mahita .
8. Noue ( 21/06/2009 06:36)
fijo:

le vahoak amihintsy no mora hadalaina ka manahirana e
satria be loatra ireo lainga hafafin'FAT(Y)


9. halloween ( 21/06/2009 10:18)
hery:

Ankoatr'izany dia nofafaina ilay hafatra anakiray milaza fa nifanaraka hanangantsaina tamin'i halloween aho satria misandoka. Izaho dia manamafy fa ny fananganan-tsaina dia midika hoe fahaleovan-tena... fa tsy hoe midika fotsiny hoe fitiavan-tanindrazana.


izao ny kozy amin'elah ra-hery é! refa tsy mazaka ady hevitra elah d mitenena, tsy nisy nanompa an'elah teo na hoe tsy nifaja fa refa tsy zaka ilay ady hevitra d mikozi d refa kelikely saina sy vavivavy toetra ry lety d aza miresaka politika a, elah oa tsy maintsy petsa, ary eto ry lety na an'elah aza ny site tsy misy azon'elah tambenambava a!


10. xxx ( 21/06/2009 10:54)
ianareo aza efa nanao veloma ka inona ihany aza ity ? sady be fika ratssssyyyy
11. halloween ( 21/06/2009 11:49)
xxx:

ianareo aza efa nanao veloma ka inona ihany aza ity ? sady be fika ratssssyyyy

marina fa saika hanimpy gants ny ralahanay fa notenen nedala hoe ny zanaka miaramila tsy miamboho adidy satria masina ny adidy ho an'ny tanindrazana ka d nanampankevitra zahay mianakavy fa d hiverina eto satria tsy mety raha manjaka irery eto ny mpiondana TIM, ka mbola misy tsy maintsy tenen d tsy maintsy miverina na @ fomba ahoana na @ fomba ahoana fa zao mazaka ady hevitra fa fomba mihaja no hifampiresahana d esory ny solomaso na d petsa be aza elah, d zao kou aza mangovitra fa ato antranon'elah elah ka aza ampiana ny kouss na d tsy voatazona aza ka manjary manditsaka an-pataloha d vomaika petsa be hahahahahahahaha


12. rodro ( 21/06/2009 13:23)
zaho aloha de gasy Rad
zaho tsimanaiky hoe fratsay no hiverina hanjanaka atsika indray
efa io no nialana dembola hifofotra ao koa
mino zahofa hanagnana saina fotsy mena manga io gasy io @ 26 zao
mampalahelo fa isakizay misy mitondra de misy ady fona

mahereza tsika malagasy rehetra aty ivelany na ny any atanindrazana
atsika fona gasikara na miady na tsimiady :-* :-* :-* :-* :-* (l) (l) (l)
13. halloween ( 21/06/2009 14:32)
fandotona loha io resaka niverina ho voazanaka io ry rodro a! efa nare ve nareo fa nanentana ny malagasy hanangana sainampirenena frantsay ny TGV, ary iza no afaka hilaza fa tsy nampirisika ny oul ao @ magro i lé8 hanangana saina amerikanina petsa oa ny mpiondana les Gagas Tragiques Terroristes! (GTT)
14. rodro ( 21/06/2009 19:20)
Hallow,marina mitsy voalazanao io fandotoana lohanolona fotsiny :-* :-* :-*
15. Noue ( 21/06/2009 19:52)
patrick2002:
aiza aloha ilay diuniky halloween @ hoe fananganana saina iny toa no fafana mitady ny tenanay fa tsy mahita .
k'iza no miraharaha raha tsy nahita an'io nefa ianareo eee ???


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.202