Home studio
1. hery
(
03/05/2012 07:31)
Misy manao studio kely ao antrano ve ato? Dia inona avy ny fitaovana ampiasainareo?
Hanatsara kely ny fomba fakàna feo mantsy aho io fa hatramin'izay dia tsisy afatsy clavier sy micro dia ampidirina mivantana amin'ny ordi. Raha ohatra ka kelikely budget dia inona avy no mety zavatra ilaina? Ny tiako hatao dia mi-enregistrer feo, gitara (acoustique), feo mivoaka avy amin'ny clavier tsotra sy clavier MIDI.
i Andrywui hitako manana studio fa in daholo no ampiasain'lah?

novalian'i andrywui ny 06/07/2012 16:59
2. andrywui
(
03/05/2012 09:46)
slt hery ! - ye manana home studio ah ! ireto no ilaina raha hampiasa micro condenser ,guitare ,midi !
1/- ordinateur mem 4go farafahakeliny
2/- logiciel , be de be fa ireto no mavesatra : nuendo ,cubase ze misy aminao ,sonar
3/- carte son : ireto koa no mavesatra : audio box presonus , emu 1212 na 1616
4/-de raha mampiasa table de mixage kely enao vao maika tsara fa raha tsy misy de misy entrée roa amle carte son instrument sy micro
5/- micro condenser : samson no tsara sady mora nefa miady tsara amin'ny son wave !
- tsara raha son midi no hakanao ny batterie fa maivana be raha ao anaty clavier !! raha tsy oe korg angaha le clavier ampiasainao de mavesatra izy !
tsiky dia ampy !

3. andrywui
(
04/05/2012 09:58)
de farany tena lehibe ny monitor sefo a ! ...tsy maintsy monitor no ampiasainao fa mamitaka amin'ny mixage raha ampli sy baffle exterieur !
monitor baffle actif
monitor baffle actif
4. makouto
(
26/05/2012 02:32)
andrywui:
de farany tena lehibe ny monitor sefo a ! ...tsy maintsy monitor no ampiasainao fa mamitaka amin'ny mixage raha ampli sy baffle exterieur !
monitor baffle actif
aona rasefo a:ngah hamoaka hira ndray ngah izy zany sa aona
ny ahy alou ny haiko de manamafy le hira rehefa manao spectacle fa le manamboatra tsy haiko mitsy
zany hoe ny entrée zany tsy poins mitsy fa ny sortie garantie miaraka amin'ny 2500W efficace io an
5. andrywui
(
06/07/2012 16:59)
o ry Hery a !! mividiana Boitier Direct koa (DI) fa adiniko niteny anio !! - tonga de bomba be ny produit aminio ! -