Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i hery, milahatra araka ny daty
hery
(
30/01/2004 16:36)
Fifampiaraban'ny Namana
Hanao fifampiarahabana sy firariantsoa tratran'ny taona ny namana ao Antananarivo sy ny manodidina amin'ny alahady 15 febroary ho avy izao. Amin'ny 1ora tolakandro ka hatramin'ny 6ora hariva.
Toer...
tohiny
novalian'i naritsimba ny 13/02/2004 17:30
hery
(
23/01/2004 10:54)
Azonao atao tsara
Betsaka ny manontany ahy momba ny fomba tsaratsara kokoa hampitana ity takelaka ity amin'izay namana mbola tsy ato. Efa misy ilay hoe ampitampitao fa voafetra ihany ny fampiasana azy. Koa ity misy hev...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/01/2004 11:47
hery
(
15/01/2004 10:14)
Kilalaon'ny ankizy
Inona avy ny kilalaon'ankizy taloha azonareo tanisaina eto? Betsaka izy ireo kanefa mitady ho voasolon'ny PlayStation2 sy ny jeux video isankarazany.
Dia asio famaritana kely sao tsy hay.
Ireto no...
tohiny
novalian'i rakotosologaston ny 02/10/2018 03:15
hery
(
12/01/2004 15:05)
Urbanisation
Aiza ho aiza ny fanatsarana ny tananan'Antananarivo amin'izao fotoana izao? Hita eto amin'ny forum fa be dia be ny zavatra bloqués (hatramin'ny spaoro, kolotsaina, fampianarana sy ny sisa) vokatr'io....
tohiny
novalian'i fijo ny 27/01/2004 11:39
hery
(
12/01/2004 10:35)
Mitady mpiara-miasa
Mbola tsy tena appel officiel nifanarahako tamin'ny sasany ity kanefa na izany aza dia mitady mpiara-miasa izahay eto amin'ny serasera.
- Olona manana internet matetika
- Olona afaka mifandray tsar...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/01/2004 12:28
hery
(
08/01/2004 20:04)
Fandefasana vola any Dago
Hevitra sendra nandalo.
Raha tokony handefa vola amin'ny Western union na mandat poste, mety azo atao ve ny mamorona zavatra anakiray miankina amin'ny fifampitokisan'ny namana? Ohatra hoe rehefa te h...
tohiny
novalian'i ralay ny 25/02/2004 19:07
hery
(
07/01/2004 09:48)
Momba ilay fety tamin'ny 28 dec 2003
Ny biraon'ny Fikambanana Namana avy amin'ny serasera.org dia faly mirary soa ho an'ny namana rehetra na avy eto an-toerana na avy any ivelany.
Dia hitondra soa sy fahombiazana ho ...
tohiny
novalian'i kitjo ny 04/07/2004 09:06
hery
(
27/12/2003 19:15)
SPAM
Manomboka mandreraka ny fahazoana spam eto amin'ny internet amin'izao fotoana izao. Indrindra rehefa tsy manana connexion firy. Maharay email be dia be tsy dia misy ilana azy akory ny tena.
Inona no ...
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 27/03/2004 18:08
hery
(
13/12/2003 19:50)
Nahoana no voasivana ny hafatro???
Raha mametraka fanontaniana ianao hoe nahoana no voasivana ny hafatra nalefako (censuré) dia ireto no antony.
- Jereo sao dia tsy mifanaraka amin'ilay fitsipika napetraka ato amin'ity forum ity. Jer...
tohiny
novalian'i hery ny 13/12/2003 19:50
hery
(
11/12/2003 19:46)
Mba ho iray
Sady misalasala aho isaky ny hanoratra resaka momba ny firaisam-pinoana satria vavaka nataon'i Jesoa mihitsy ny hoe "Mba ho iray ihany izy rehetra". Misy anefa ny mpino sasany, izay tsy omena tsiny, m...
tohiny
novalian'i besoiiin ny 23/01/2004 19:32
hery
(
11/12/2003 09:11)
Hetsika 28/12/2003
Vokatry ny fivorian'ny birao tamin'ny alarobia 10/12/2003 farany teo
Tapaka izany fa
- Hisy koranan'ny namana ao Antananarivo ny alahady 28 desambra 2003 amin'ny 1 ora
- Ny toerana dia ao amin...
tohiny
novalian'i kitjo ny 04/07/2004 09:11
hery
(
10/12/2003 09:47)
Record miara-tafiditra
Mba jereo angé ilay record-n'ny namana miara-miditra ato ao anatin'ny 10 min. Efa t@ 1er décembre io 40 io... dia tsy resy intsony. Andao hifanao fotoana dia miara-miditra ao anatin'ny fotoana iray ...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/12/2003 11:18
hery
(
06/12/2003 15:09)
Ny ankizy sy ny fananahana
Manomboka sahirana ny ray amandreny sy ny mpanabe amin'ny firesahana ny momba ny fananahana (sexe) amin'ny ankizy. Lasa aloha loatra ny hitany amin'ny namany sy amin'ny télé. Sao dia tokony hatombok...
tohiny
novalian'i kouala ny 25/06/2004 07:39
hery
(
04/12/2003 19:55)
Hevitra vitsivitsy vokatry ny 29/11/2003
Rehefa nivory izany ny birao omaly dia nisy sosokevitra iray goavana nipoitra tao. Dia ny hikarakarana lanonana goavana ho an'ny namana amin'ny 28 desambra 2003 izao.
Mbola hisy fivoriana fanamasahan...
tohiny
novalian'i rfanjav ny 11/12/2003 12:16
hery
(
02/12/2003 18:50)
Tatitry ny fihaonana 29/11/2003
Manahoana daholo ny namana.
Tatitra avy tamin'i djiul momba ny fihaonan'ny namana tany Ambohijatovo.
Rehefa tonga ny sary dia ho hitanareo @ internet ity tatitra ity.
Misaotra an'izay rehetra...
tohiny
novalian'i fafah ny 17/12/2003 18:14
hery
(
09/11/2003 11:12)
Dokam-barotra toa inona???
Samy nahatsikaritra isika fa misy dokambarotra vitsivitsy ny site tato ho ato. Amin'ny maha-maimaim-poana ny site dia miezaka mitady fomba hafa izahay hampidiram-bola.
Ahoana ny fahitanareo ny dokam-...
tohiny
novalian'i hery ny 30/12/2003 12:52
hery
(
05/11/2003 10:38)
Tsilalaon-teny
Ity ary misy lalao kely hitako tamin'ny forum hafa lunarforums.com fa sao dia lazain'ny sasany hoe maka tahaka tsy miteny eo indray.
Hamorona tantara kely isika :) teny telo ihany no azon'ny tsirair...
tohiny
novalian'i iartistika ny 08/03/2005 19:36
hery
(
29/10/2003 20:32)
Fihaonana manaraka 29 novambra
Araka ny hevitra nitranga avy tamin'ny namana vitsivitsy sy nandeha tamin'ny Forum teto dia nisy fihaonan'ny namana vitsivitsy teo Soarano Antananarivo tamin'ny asabotsy 25 oktobra 2003. Niniana tsy n...
tohiny
novalian'i djiulambout ny 11/12/2003 12:55
hery
(
24/10/2003 10:07)
Base de données
Tsy tsikaritra ny fifindran'ny base de données tamin'ity indray mitoraka ity.
Efa tsy ao amin'ny ovh intsony ny ankamaroan'ny base. Ny hafatra sisa no mbola mihainohaino ao fa tsy mbola voafindra. I...
tohiny
novalian'i dd ny 27/10/2003 09:17
hery
(
14/10/2003 08:03)
ISP any Dago
Tsy haiko na nanao ahoana ny vokatry ny eBit farany teo. Ny hitako matetika mantsy dia bahanan'ny wanadoo.mg ny sehatra ka tsy manana safidy firy ny olona eo amin'ny resaka Mpanolotra ny Internet. Iza...
tohiny
novalian'i fanalanaazy ny 05/12/2003 16:20
