Liste des messages
Liste des messages, inserés par hery, par ordre de date
hery
(
16/06/2003 16:24)
Hafatra tahiry
Misy hevitra vitsivitsy napetraka momba ny fitehirizana ny hafatra. Nalefa email tany aminareo. Raha toa ka tianareo dia eto no anaovy ny adihevitra.
Apetrako etsy ambany ny hafatra nalefako email.
...
suite
répondu par isrine le 13/11/2003 10:56
hery
(
10/06/2003 15:29)
Inona indray ny ao Toamasina ao?
Henonay fa misy korontandrotana indray ao Toamasina ao. Tsy mazava anefa na tsahotsaho fotsiny na tena misy tokoa izany gidragidra amin'ny samy malagasy izany. Sao dia mba misy afaka milaza ny tena za...
suite
répondu par Gasiaho le 17/06/2014 08:41
hery
(
07/06/2003 15:13)
Fifaninana @ afisy
Misy fisehoan-javatra mampalahelo eto Antananarivo amin'izao fotoana izao satria mifaninana ireo mpametaka petadrindrina (afisy). Fotoana iray ihany mantsy no anaovana ny fifaninanana ka dia samy mame...
suite
répondu par rinakely1 le 29/11/2003 13:34
hery
(
04/06/2003 16:09)
Operation Sary
Mandritra ny fotoana voafetra dia vonona izahay hi-scanner ny sarin'ny
namana maimaim-poana. Ireto avy ny fepetra amin'izany.
- Sary iray mazava tsara no ilaina (lava na tapaka... dia mba ataovy m...
suite
répondu par methode le 05/06/2004 16:10
hery
(
24/05/2003 12:57)
Vazaha lasa namana?
Mahita aho fa manomboka misy vazaha eto amin'ny http://namana.serasera.org. Manahirana ahy izany satria teny gasy daholo no miasa. Kanefa manontany ny hevitrareo namana ihany aho hoe sao dia ekenareo ...
suite
répondu par taratra le 16/02/2004 18:01
hery
(
12/05/2003 15:30)
Tsy lojika ny KMMR
Tsy lijika ny KMMR amin'ilay hetsika hataony eto Antananarivo. Nanasa ny prezidàn'ny repoblika izy... kanefa fantatra foana ny kabariny isaky ny manao fivoriana. Sady ny tena tsy maha lojika azy k'lo...
suite
répondu par fijo le 06/02/2004 20:52
hery
(
07/05/2003 17:41)
Pety sy Antananarivo
Hamory vahoaka eny @ 13 mai hono i Pety hankalazana ny tolom-panafahana @ 13 mai izao. Ho hita eo na hanaraka azy Antananarivo ka hataony antso avo hoe "Teto Antananarivo izahay no nahavory olona be i...
suite
répondu par drajo le 26/09/2003 11:17
hery
(
06/05/2003 08:31)
Linux sa Windows?
Linux sa Windows? Inona no mahatonga ny Malagasy tsy mbola miditra tanteraka amin'ny linux? Na ny CyberCafés izay mijafajafa amin'ny fampitahorana sy ny fanenjehan'ny Logidis aza dia mbola tsy miova ...
suite
répondu par yazman le 06/02/2011 10:01
hery
(
05/05/2003 16:01)
Baolina kitra
Toa marina ihany ny an\'i Ndalan René. Nisesisesy mihitsy mantsy ny faharesen\'ny Scorpion de Madagascar tato ho ato. Tsy mba nisy fandresena mihitsy. Sao dia mbola tsy tokony hanao baolina ary ny Ma...
suite
répondu par ronaldo09 le 13/08/2004 19:21
hery
(
03/05/2003 19:32)
Kidaona maraina
Be ny nitaraina momba ny resaka kidaona maraina @ Radio Tana. Mitohy ihany anefa ny fandaharana. Tsara ihany izany io? Izaho k'lou efa vahiny tao e. :)...
suite
répondu par six le 06/03/2004 11:46
hery
(
02/05/2003 15:35)
Fandokoana taxi
Noterena handoko beige ny fiarany izany ny mpanao taxi. Tsy maninona izany fa endriky ny tanana ihany koa. Fa maninona koa raha toa ka lokoina araka ny karazany avy ireo fiaran'ny mpiasam-pajakana? Am...
suite
répondu par ikaretsaka le 21/01/2004 18:11
hery
(
02/05/2003 14:17)
Pirates?
Marina ve fa misy mpihira mihitsy indray mamoaka pirates? Izany hoe tsy mahavelona azy intsony ilay vola takian'ny producteurs-na K7 dia avy eo koa tsy ampy ny vola omen'ny OMDA dia izy ireo indray no...
suite
répondu par mihanta le 02/02/2005 12:36
hery
(
25/04/2003 15:58)
Atao ohatrinona ny cyber?
Asa na misy mpitantana cybercafé eto amintsika fa raha ny fahitako ny vidin'ny 1 minitra amin'izao fotoana izao izay 100fmg izay tena sahaza ho an'ny mpijery dia mety ho fatiantoka ho an'ny mpikaraka...
suite
répondu par fyjl le 02/08/2004 15:21
hery
(
21/04/2003 15:40)
Maty ve Darius???
Fampanantenana goavana no navoakan'ny Production La Une tamin'ny hivoahan'i Darius, ilay film futuriste malagasy voalohany. Natao indroa ny avant-première saingy nandamoka hatrany. Hatramin'izao dia ...
suite
répondu par zaira le 19/05/2005 08:25
hery
(
16/04/2003 15:04)
Jeu de couleurs
Iza no mba afaka manome jeu de couleurs hafa fa mbola misy site serasera hitadiavana couleurs.
Izany hoe lazaina ny loko afaka miaraka. Ohatry ny hoe amin'ity forum ity dia ireto no loko miaraka
#99...
suite
répondu par six le 03/03/2004 17:13
hery
(
12/04/2003 16:04)
Matanjaka ny lehilahy
Marina fa misy ireo vehivavy mitaky fitovianjo... kanefa tokony samy hahazo ny anjara tandrify azy. Dia aleo ho an'ny lehilahy ny asa mafimafy. Tsy mamely mihitsy ny mahita pôlisy vehivavy manindrits...
suite
répondu par fijo le 06/01/2004 11:19
