Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i badboy, milahatra araka ny daty
badboy ( 28/09/2008 08:19)
Ho nisy ve ny kristianisma raha tsy nisy ny fanjanahantany?
Aza adino fa mbola tsy nisy ny fampitana ny baiboly dia efa nino ny Zanahary (créateur) ny malagasy. Ny hany mahasamy hafa azy fotsiny @ kristianisma dia ny mpanjaka no mpampitohy ny velona sy ny zan... tohiny
novalian'i fijo ny 08/10/2008 20:38
badboy ( 29/08/2008 18:22)
Raha velezina ny karavasy ve ny penguin de tsimati
Raha velezina ny karavasy ve ny penguin de tsimati?? Eny tsy maty satria JK (Jesoa Kristy)!!!! ;-) ;-) ... tohiny
novalian'i penguin ny 02/09/2008 09:37
badboy ( 29/08/2008 10:17)
Fampiroboroboana ny famokarana @ fanampian'ny indianina
Tonga ny fanampiana avy @ indianina hampiroboroboana ny fambolena ao Dago!! Mahafinaritra!! Fa rehefa dinihina dia toa fanomezana misy poizina ilay izy!! Satria nahoana? Dia saria any @ indianina efa... tohiny
novalian'i penguin ny 01/09/2008 13:53
badboy ( 28/08/2008 21:58)
Inona moa ity antsoina hoe natao ao anatin'ny maizina???
Inona moa ity antsoina hoe natao ao anatin'ny maizina??? Ilay natao nandritra ny fotoana tsy nisian'ny jiro ve? Ka raha izay dia mpilalao anaty maizina daholo izany na ny rehetra na ny mpivady aza... tohiny
novalian'i niryna ny 16/09/2008 17:25
badboy ( 24/08/2008 19:55)
HO an'ny mpiandraikitra : mila manokatra fiangonana virtoaly
Hita izao fa maro ny mpisera mahay mitoriteny ary maro ireo disciple sy mpanohana azireo!! Koa mba hahamoramora ny fiainany dia raisiko ny andraikitra @ fangatahana aminareo mpiandraikitra ny serasera... tohiny
novalian'i fijo ny 28/08/2008 20:20
badboy ( 22/08/2008 22:34)
Fitaka sa inona??
Misy ny zavatra tsy dia mampiherika ary misy ny tena manaitra ary iraisan'ny maro an'isa eto!! Mandinika ihany aho @ ireo mitory teny mazoto fa mampiseho fahalemena sy mamporisika fanentrehantena foan... tohiny
novalian'i fijo ny 28/08/2008 20:31
badboy ( 21/08/2008 21:16)
Ny tena fomba fanaon'i satana
Mitovy ihany ny boky vakian'ny tsirairay dia ilay baiboly!! Misy anefa ny sahy mampiseho fa izy no mitana ilay tena fahamarinana!! Ny fomba hilazany sy hampitany ilay fahamarinana izay iringirininy ho... tohiny
novalian'i fijo ny 22/08/2008 20:49
badboy ( 21/08/2008 09:21)
COM hors jeu
Ny nahatonga ny tsy fahazoana médaille tany beijiing dia satria ny fianakavian'ny COM sy ny tenan'ny mpikambana ao no nentiny nitsangatsanga fa tsy ny mpikolokolo ireo atleta malagasy!! Ary izao iza... tohiny
badboy ( 20/08/2008 09:36)
Fitiavana olon2 mitovy
Afaka ny hitia olona 2 samy hafa @ fomba mitovy ve? Dia tena fitiavana ve no fiantso ilay fitiavana olon2?? :/ :/ :/ ... tohiny
novalian'i 08051972 ny 10/09/2008 20:12
badboy ( 20/08/2008 00:41)
Inona izany no fiantso izao : devoly koa ve??
[b]Festival Aro Fototse [u]Au pays des devins Antandroy[/u] La sixième édition du festival « Aro Fototse » est l'occasion de partir à la découverte des arts divinatoires du Sud. C'est cet aprÃ... tohiny
novalian'i xxx ny 22/09/2008 16:23
badboy ( 16/08/2008 17:59)
Tanjona iraisan'ny fivavahan sy ny psychologue!!
Ny tanjona iraisan'ny fivavahana sy ny psychologue dia ny fanasitranana ny aretitsaina na aretimpanahy, izay aretina mifandray matetika, eo anivon'ny olombelona! Ny mahasamihafa azy indray dia ny fiva... tohiny
novalian'i fijo ny 10/09/2008 22:01
badboy ( 11/08/2008 09:21)
Manimba ny fibebahana tsy misy fetrany!!
Tsy mampandroso ny toetsaina ny fibebahana tsisy fetrany. Tsy mampahita ny marina tokony ho izy ny fibebahana tsisy fetrany fa mahatonga fandaingana aza. Ary tsy hahatonga avy hatrany any @ fanjakan'n... tohiny
novalian'i fijo ny 22/08/2008 21:03
badboy ( 09/08/2008 04:43)
3ème Guerre mondiale?????
Manomboka ny lalao olympika! Tehaka ho an'ny hafa, horakoraka ho an'ny sasany!! Taiwan ohatra dia voahorakoraka be satria mahasaky mitsangana manohitra ny sinoa, izay mitady ny haka ankeriny ny tanana... tohiny
novalian'i lagoon ny 15/08/2008 13:43
badboy ( 01/08/2008 17:41)
Afaka 48 taona dia tsy hisy intsony ny teny gasy
Afaka 48 taona dia tsy hisy intsony ny teny gasy!! Izay no voalzan'ny akademisianina!! Kaz dia hiteny inona @ izay zany!! teny anglisin'i tsimati ve? Nefa ny amrerikanina aza miodina tsy te hahalala n... tohiny
novalian'i tsimati ny 02/08/2008 19:36
badboy ( 29/07/2008 07:35)
Helo antany : kaontinaonta afrikana
Voalaza fa ny helo dia fijaliana tsisy farany : efa taonjato 1 izao farafahakeliny no hianan'ny kaontinaonta afrikanina ao anaty fijaliana tsy farany!! - Ady lava tsisy farany harahin'abibiana mampih... tohiny
novalian'i fijo ny 06/08/2008 21:30
badboy ( 28/07/2008 10:39)
Lehilahy foraina, vehivavy "exisé"-na
Ilay fitovizan'ny lahy sy ny vavy ve tsy tokony hiafara @ ilay "exision" ho an'ny vehivavy, ny lahy efa voafora rahateo! @ izay rehefa mifandra dia samy misy tapaka eny aminy! ;-) ;-) ... tohiny
novalian'i taref ny 03/09/2008 05:39
badboy ( 27/07/2008 21:49)
Ny mpivavaka matahotra kokoa noho ny tsy mpivavaka
Raha nijery film horreur ireto olona anankiroa, dia samihafa ny fihettsika nasehony avy eo!! Ilay mpivavaka hita ho natahotra, tsy sahy niresaka ilay tanatara ary nivavaka mafy hanala ilay tahotra tao... tohiny
novalian'i prime ny 20/08/2008 07:14
badboy ( 27/07/2008 08:58)
Herizo RAZAFIMAHALEO : naninona no tsy nety lasa Filoha gasy
Raha jerena ny fianarana vitany (Harvard...) sy ny orinasa voatsangany dia isan'ny olona kinga saina ary mpahay mibizina Herizo RAZAFIMAHALEO!! Miaiky daholo ny mpisera fa isan'ny olona mety nahavita ... tohiny
novalian'i tsimati ny 03/08/2008 05:56
badboy ( 25/07/2008 11:22)
Tsy misy ny fakampanahy
Tsy misy ny fakampanahy fa safidy ny handeha na tsy handeha no misy!! ;-) ;-) ;-) ... tohiny
novalian'i prime ny 18/08/2008 10:26
badboy ( 25/07/2008 11:19)
kôfa gasy manambady vazah
Kôfa gasy manambady vazah : toa vitsy!! Inona no antony?? Tsy mahazaka ve?? Nefa ny sipa gasy toa tonga de lasandry zalahy vao kôtiny??? Tssssss, mba mihetsika ry frera!! ;-) ;-) ;-) ... tohiny
novalian'i haja8 ny 18/06/2017 11:08
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0406