Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i badboy, milahatra araka ny daty
badboy
(
17/02/2009 18:14)
Des affrontements font 19 blessés
Andohan'Analakely
Des affrontements font 19 blessés
Des affrontements ont éclaté entre des manifestants et les forces de l'ordre hier après-midi. Dix-neuf personnes ont été blessées.
Des ...
tohiny
novalian'i heidi ny 17/02/2009 18:33
badboy
(
14/02/2009 13:03)
Mandeha @ arte @ 19h00 ny crise dago
Mandeha @ arte @ 19h00 ny crise dago...
tohiny
novalian'i badboy ny 14/02/2009 22:52
badboy
(
09/02/2009 17:41)
Nilahatra ampilaminana ireo olona niakatra teny andapa
Ny minisitry ny défense, @ alalan'ny fialany @ ilay sezany, no manambara fa tsy ekeny ny fitifirana ireo malagasy iray tanindrazana aminy!!!! Mpiray tanindrazana izay nilahatra ampilaminana arak'ity ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 10/02/2009 08:55
badboy
(
08/02/2009 13:44)
Niakatra ny isan'ny maty = 40 , ary mbola hiakatra!!!!
Niakatra ny isan'ny maty = 40 , ary mbola hiakatra!!!!
Rehefa tonga 20 000 angamba ny isan'ny maty vao hieritreritra Ravalomanana!!!
Ohatry ny hoe tsy Madagasikara izany fa ao Afrika, satria mah...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/02/2009 10:04
badboy
(
07/02/2009 22:42)
Maty =23, rah tsy misy ny mpibaiko tsy misy ny mpitifitra
Lazaina fa i TGV no tomponandraikitra : fa izy angaha no nanome baiko ireo mpitifitra??? Fa maninona no tsy maintsy nitifitra nefa tsy misy ain'olona natahorana afoy akory tao andapa??? Ireo nanantona...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/02/2009 13:28
badboy
(
07/02/2009 11:44)
Sans doute, il n'y a pas de foi!!
Sans doute, il n'y a pas de foi!! (raha tsy misy ny fanahiana, tsy misy ny finoana)
Ahoana ny hevitrao!! :?: ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 09/02/2009 16:19
badboy
(
07/02/2009 08:57)
Ahaton'ny FMI sy ny UE ny fanampiana noho ilay boeing
Ahaton'ny FMI sy ny UE ny fanampiana 35 millions $ nohon'ny tsy fahampian'ny fanazavana ny fampiasana ireo vola t@ 2008!! Voamarika ao anatin'izany ny fanazavana tsy ampy ny momba ny vola nahazoana il...
tohiny
novalian'i rasoan ny 07/02/2009 09:37
badboy
(
01/02/2009 22:13)
Menatra anao aho Gasikarako
CHRONIQUE DE VANF
Menatra anao aho Gasikarako
Ihomehezan’izao tontolo izao i Madagasikara. Hay, na iza na iza, ka mampivory olona, dia afaka mitonon-tena ho Filoha ? Menatra aho, isaky ny m...
tohiny
novalian'i madamakely ny 02/02/2009 11:55
badboy
(
01/02/2009 21:50)
ANTSOHIHY , SAMBAVA ET ANDAPA Dix morts dans les violences
POLITIQUE
ANTSOHIHY , SAMBAVA ET ANDAPA
Dix morts dans les violences
Les violences de mardi n’ont pas épargné les régions Sofia et Sava. On dénombre dix tués et 200 sans-abri.
Les rég...
tohiny
badboy
(
01/02/2009 13:44)
Ca y est là il a dit, il dépassé la limite
http://www.france24.com/fr/20090131-le-maire-antananarivo-proclame-charge-pays-rajoelina-madagascar?page=1
...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 02/02/2009 08:14
badboy
(
01/02/2009 09:59)
Izao izany ny fahaizan'ilay zatovo miohatra ireo goaikantitr
Le maire de la capitale s'est imposé en un peu plus d'un an comme le principal opposant au président Marc Ravlomanana.
[b]Doté d'un sens de la communication réel, [u]il a su capitalisé les fru...
tohiny
novalian'i ndenn ny 01/02/2009 19:57
badboy
(
31/01/2009 14:52)
Miainga eto @ serasera koa ny désinformation : mailo ry nama
Miainga eto @ serasera koa ny désinformation : mailo ry namana!!
Lazaina fa 2000 fotsiny ny teny @ 13 mai androany, izay rohy TIKO MADAGASIKARA no ampitana ilay vaovao!! Saingy misy ny tena milaza...
tohiny
novalian'i badboy ny 31/01/2009 20:02
badboy
(
31/01/2009 07:58)
Ireo izay mbola manotany tena ny antony mahatonga ny fanonga
Ireo izay mbola manotany tena ny antony mahatonga ny hetsiky ny vahoaka ankehitriny, na minia tsy te ahita izany, dia makà fotoana mijery ireto vaovao antsary ireto!!
http://www.france24.com/fr/200...
tohiny
novalian'i Noue ny 31/01/2009 09:25
badboy
(
30/01/2009 18:20)
Nifitra an'i renimalala Ravalomanana dia mba ifirany koa zao
POLITIQUE
Diplomatie
Le Quai d'Orsay dément
La France met les choses au point. Lors du point de presse électronique du ministère français des Affaires étrangères d'hier, le porte-parol...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 31/01/2009 05:37
badboy
(
29/01/2009 17:37)
A qui profite la crise actuelle????
A Ravalo?? Andry?? Ratsiraka?? Tous les malgaches? :roll: :roll: :roll: ...
tohiny
novalian'i OoRakotooO ny 29/01/2009 18:40
badboy
(
28/01/2009 17:40)
Tonga ny fotoana hanovana tanteraka ny fomba fanaovana pôlit
Tao anatin'ny 18 taona monja, 1991 ka hatr@ 2009, dia 3 no isan'ny firotsahahna andalambe!! Midika izany fa mangataka fiovana ny vahoaka!! Mino aho fa ireo izay handray ny fitondrana @ izao fotoana iz...
tohiny
badboy
(
27/01/2009 22:22)
Hay nisy fakana commando congolais mihintsy!!!!
Tena mifoka zavamahadomelina angamba ingahy eo @ fitondrana io fa dia efa tena lasa lavitra ny zavabitany!!
Le président ordonne sa restitution
Le président Marc Ravalomanana a ordonné hier a...
tohiny
novalian'i xxx ny 28/01/2009 12:48
badboy
(
20/01/2009 21:10)
Loza aminatambo fa hatr@ 2002 tsy nihena ny fahantrana,
Afabitana indray isika malagasy isan'ny mitana ny laharana voalohany manoloana ireo firenena mahantra indrindra erantany!! Ary loza aza fa ny fahantrana izay nodradradraina fa nihena hatrizay 2002 dia...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/01/2009 18:00
badboy
(
18/01/2009 13:52)
Ny fivavahana ve voatery tsy maintsy miditra @ vie privé??
Rehefa jerena ny lohahevitramiseho matetika dia fanakianana ny fianatokatranon'ny olonkafa no matetika aseho eto!! Anisan'izany ny fitanisana ohatra fa ny mpanakarena dia tsy mandeha miangona ny alaha...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 24/01/2009 00:19
badboy
(
08/01/2009 16:24)
Filaharana eny @ ambassade : exception africaine et malgache
[b]Raha ohatra misy milahatra eny @ ambassade matetika, dia satria misy manafika ny firenen'ireo milahatra (oh : filaharan'ny palestinianina eo anoloan'ny ambasady jiosy) na koa misy fihetsika politik...
tohiny
novalian'i Fanjaibe ny 08/01/2009 19:41
