Liste des messages
Liste des messages, inserés par badboy, par ordre de date
badboy
(
24/01/2008 18:43)
Dia ahona ndray ary zany!
[quote]: tsikera = fanonganana [quote]
Sao de kosa oe tsikera = fisarihantsaina (ho an'ny manantsaina mazava ho azy)??...
suite
répondu par Jeankely le 27/01/2008 05:11
badboy
(
23/01/2008 11:32)
Dia enao zao ve!
Matoa tsy mianatra dia satria tsy mahay, matoa tsy manakohanina de satria noana, matoa tsy miezaka de satria te hivoatra, matoa tsy manambola de satria miasa, matoa voafidy de satria mitondra!
Ka s...
suite
répondu par Jeankely le 27/01/2008 05:09
badboy
(
22/01/2008 17:46)
Adinoy
Adinoy miaraka @ 2007 fa niakatra ny trosan'ny firenenan malagasy eo antrehan'ny mpamatsivola! Adinoy koa fa maro ny tsy manatrano vokatry ny cyclone nianjady ny morotsiraka! Adinoy ny niakaran'ny vi...
suite
répondu par Jeankely le 24/01/2008 08:06
badboy
(
22/01/2008 13:41)
Ny fanjakana anaiky ny fanalanjaza, ny fiangonana tsy manaik
De ahoana ndray zany, nefa le sipa kely voafitaka tao @ tanana efa mba nanana fanantenana hoe tsy miafina tsony manala zaza!
Ny eglizy anefa tonga de mandidy be sady mitady hanao lalàna hoe matoa bi...
suite
répondu par Jeankely le 24/01/2008 08:22
badboy
(
21/01/2008 16:54)
Contrat de travail : misy ve io any dago???
Otran'ny tsy mbola nahita signature-na contrat de travail mihintsy za tany dago!!
Misy ve io ary misy lalàna miaro ny mpiasa ve???...
suite
répondu par badboy le 21/02/2008 15:11
badboy
(
21/01/2008 08:47)
Mety tateraka ny fiainan'ny gasy, ny mpitondra tsisy kianina
Mety tanteraka hono ny fianan'ny malagasy, ary ny mpitondra tsisy kianina!!
[b]Matoa hono ireo eo dia olona sady tsy vitan'ny hoe manampahaizana[/b] (ny gasy tsy mifidifidy foana), [b]fa olondehibe...
suite
répondu par Jeankely le 24/01/2008 05:03
badboy
(
20/01/2008 11:19)
Misy manao propaganden'ny fitondrana bobaka be ato!!
Mailo ry nama!!!8)8)...
suite
répondu par Jeankely le 21/01/2008 04:21
