Liste des messages

Liste des messages, inserés par badboy, par ordre de date
badboy ( 28/02/2008 07:46)
Ce pays d'une énorme richesse n'aura aucune peine à accélére
POLITIQUE DEVELOPPEMENT Benoît Girardin pour des règles claires Benoît Girardin n’en démord pas. Benoît Girardin, chargé d'affaires suisse, a livré ses points de vue sur la situati... suite
répondu par Jeankely le 07/03/2008 16:42
badboy ( 27/02/2008 18:46)
Masina maria = razambe?????
Mitovy lanja ve masina maria sy ny razambe satria : [list=1] [*] Refa mitady ny handefa hafatra any @ Zanahary de ny razambe no antsoina hampita ilay hafatra; [*] Refa mitady hampita hafatra any @... suite
répondu par majesty le 04/03/2008 05:41
badboy ( 26/02/2008 20:17)
Achat sur internet : e-bay!
Henoko matetika oe "arnaque" no bedebe! Ny entana fopla, ndray² ny sosy lasa fa ny entana tsy tonga....... suite
répondu par menalamba le 01/03/2008 12:19
badboy ( 26/02/2008 20:07)
Mpifankatia mifanalavitra : amour à distance!
Toa refa tsafasaratoerana na mifankatia tahaky ny salaka sy ravimbody aza refa ela tsy miaona de mifanadino ihany ny farany! Le sipa no tena tsy tana, fa ny kôfa tô mba milamindamina ihany! Be... suite
répondu par tess le 11/03/2008 16:43
badboy ( 26/02/2008 20:02)
association diaspora!
Misy ve? Tena ilaina ve?... suite
répondu par badboy le 29/02/2008 12:27
badboy ( 22/02/2008 11:07)
Ka ra misy bedebe A/tra, dia iza @ ireo no tena izy??
Ireto avy ny karazan' Andriamanitra voalaza tao @ le sujet "misy ve Andriamanitra" : Ny musulman : "Allah", prophète "Mahomet" isan'ny mpaminany koa Jésus Christ fa tsy Fils de Dieu Ny kristianina... suite
répondu par soanja le 26/02/2008 05:02
badboy ( 21/02/2008 12:30)
Tena misy ve andriamanitra???
Otran'ny tsy dia mino loatra ny fisian'andriamanitra ny scientifique!! Ny "antichrist" koa tsy mino ny fisian'andriamanitra fa hoe devoly ihany no misy! Ny mpino dia mino tanteraka, nefa toa tsisy m... suite
répondu par badboy le 01/03/2008 10:40
badboy ( 21/02/2008 10:29)
Fomba firesaka, fomba fijery!
Nandinika ny fihetsiky ny tsi-1-1 za eto. Misy miezaka mafy mba manao izay hampivoatra ny fomba fihevitry ny mpiforum, ary ataony ao anatin'ny fanajana ny hafa. Rehefa mande anefa ilay resaka, dia ... suite
répondu par Jeankely le 23/02/2008 12:04
badboy ( 19/02/2008 10:40)
Loi réctificative et ses conséquences!!
Raha ny tantara no jerena dia hita fa "loi réctificative" no nametrahana ny fanendrena ny filohampokotany eo anivon'ny "préfet de police", izay teo ampelatanan'ny maire taloha. Ny tena mahagaga dia ... suite
répondu par badboy le 20/02/2008 11:03
badboy ( 19/02/2008 09:55)
Ity misy hevitra mahafinaraitra
Ny fankahalana, tahaka ny fitiavana, dia mivelona @ zavatra kely indrindra; mety aminy daholo ny zavadrehetra!!... suite
répondu par badboy le 29/02/2008 10:55
badboy ( 17/02/2008 19:10)
Mpamitaka mianakavy!!!
Iza no tena mpamitaka : ny milaza fa "[b]tsy misy mande @ zay laoniny any dago[/b]" ([color=red]nefa toa mba misy misongadina ihany[/color]) sa ireo milaza fa "[b]mandroso madagasikara[/b]" ([color=re... suite
répondu par Jeankely le 13/03/2008 07:59
badboy ( 16/02/2008 11:47)
Fampidirana ny PACS any dago.
Mety ho tanteraka sy ho tsara ve? Dia inona no mety ho tombotsoa azo avy aminy?... suite
répondu par tslem le 16/02/2008 18:47
badboy ( 08/02/2008 14:44)
Ary lasa aiza le "sujet" zafy anpetrak'i tezitra?????
Toa nanjavona??? Fa nisy inona sa nataon'iza inona????:twisted::twisted::twisted:... suite
répondu par Jeankely le 13/02/2008 13:08
badboy ( 04/02/2008 08:53)
miady ny handray ny fivorian'ny francophone 2010 MADA
Io njay ny malaza!! Saingy Bernard KOUCHNER (ministre des affaires étrangère) toa tsy mila an'i MADA hono fa CONGO no revireveny!!! Dia ahoana njay ary zany!!! Ny sasany miady ny hialana @ ziogan'n... suite
répondu par Jeankely le 19/02/2008 11:09
badboy ( 03/02/2008 12:08)
Ilaina ve ny mively mpianatra mba hisin'ny fanajana?
Toa otran'ny tsy de mitroatra loatra ny ray amandreny rehefa maheno hoe novelesin'ny mpampianatra t@ "règle" ny tanan'ilay zaza!! Ny vokany anefa dia lasa tsy tia fianarana le zaza, tsy mivoatra tson... suite
répondu par ANARIM le 10/03/2008 07:17
badboy ( 02/02/2008 11:06)
Mbola mandova ny toetsaina napetrakiny fransay ny ato!!
- Aza maka lagy hoy ny "zen attitude": dikany de hoe aza mitady lavitra na mamaky loha f'izay lazaiko no izy ary za ihany no izy! - Aza mitady hanome lesona ny olondehibe sy ny mpitondra hoy ny "pat... suite
répondu par Jeankely le 04/02/2008 03:42
badboy ( 01/02/2008 13:48)
Mbola afaka manantena ny ho avy ve ny zaza malagasy???
Hoy ny mpanohana ny fisian\\\\\\\'ny fanantenana ny ho avy mamiratra (optimiste): [list=1] [*] Tsisy tsy laitran\\\\\\\'ny zoto : miasa de tafa [*] Baina sy bofy efa nanao ze mety : efa voangony t... suite
répondu par Jeankely le 02/02/2008 04:13
badboy ( 28/01/2008 19:58)
Hitondra aiza moa ty adihevitrareo ato ty????
Toa otran'ny mpandalo ato ihany no ato. Nisaiko fa ra be ndrindra 15!!! De ho aiza sy hakaiza hono ary tsika mifanasavangy ato reto (mpitsikera, fanatika, mpanongana, mpamadika palitao...)???? Hanov... suite
répondu par Jeankely le 04/02/2008 09:23
badboy ( 26/01/2008 15:58)
Consommation : Invasion de produits périmés
De zay ve sisa no iafaran'ny gasy tsy ampy sôsy?? Mividy sy mihinana sakafo lany daty tokony hatsipy any anaty fako satria io no takatry ny vola antanana? Dia efa amambolana no ivalamparan'io varotra... suite
répondu par meva2 le 28/01/2008 08:52
badboy ( 26/01/2008 09:00)
Consommation : Invasion de produits périmés
De zay ve sisa no iafaran'ny gasy tsy ampy sôsy?? [b]Mividy sy mihinana sakafo lany daty[/b] tokony hatsipy any anaty fako satria io no takatry ny vola antanana? Dia efa amambolana no ivalamparan'io ... suite
répondu par badboy le 26/01/2008 15:37
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0361