Fomba firesaka, fomba fijery!

1. badboy ( 21/02/2008 10:29)
Nandinika ny fihetsiky ny tsi-1-1 za eto. Misy miezaka mafy mba manao izay hampivoatra ny fomba fihevitry ny mpiforum, ary ataony ao anatin'ny fanajana ny hafa.

Rehefa mande anefa ilay resaka, dia ny valiny azon'ilay mpametraka hafatra aveo tsy mifanaraka @ ilay hevitra napetrany tary amboalohany!! Be no nanamarika io!!

Misy ny manao izay hampivoana ilay resaka mba hahafahany misarika ny sain'ny tsirairay @ hevitra mifandray @ ilay voalohany fa tsy voateny!! Vitsy io!

Ny tena betsaka dia ilay mampivoana hevitra vokatry ny tanjona hafa!!

Inona no antony? Satria ny gasy nabeazina, atr@ mbola kely, ny hanosika sy hanary izay manelingelina sy manahirana ny fiainany!! Izay no isany nahatonga ilay hoe "moramora gasikara" (pays de la lenteur et de la recherche de la facilité)!!
novalian'i Jeankely ny 23/02/2008 12:04
2. Ylly ( 21/02/2008 10:59)
badboy:

Ny tena betsaka dia ilay mampivoana hevitra vokatry ny tanjona hafa!!
ary ianao dia mitovy hevitra amiko a!

http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m47bd2cbf3ebdd

3. booboo ( 21/02/2008 11:01)
Tsy miombon-kevitra velively @ ilay antony 8-). Ny fanamarihana hoe be no manao HS dia marina. Efa nisy bla² momba an'io t@ fotoana tsy tadidiko.

Samy manana ny antony handraisany anjara ato @ forum ny tsirairay : mitady zavatra matotra beeeee, manala azy fotsiny, mandrangitra, manara-po manao gaigy, sns.
Tsisy idiran'ny fanabeazana fony faha-kely izany. Sady hatreto tsy voasoratra ao @ fitsipika mifehy ny forum ny hoe tsy mahazo manao HS nareo ry namana. Fa raha zay no misoratra ao, dia voafafa aby zay manao HS rehetra ( mivanitika, mamaly tsy matotra (?), laozana miresaka @ xxx sy yyyy sy zzz fa tsy mamaly sizé, sns :^))
4. Ylly ( 21/02/2008 11:14)
badboy:

Inona no antony? Satria ny gasy nabeazina, atr@ mbola kely, ny hanosika sy hanary izay manelingelina sy manahirana ny fiainany!! Izay no isany nahatonga ilay hoe "moramora gasikara" (pays de la lenteur et de la recherche de la facilité)!!
marina aloha ny lazain'i Booboo fa raha io antony io dia tsy mihombon-kevitra @ mpanao ny dinika aho.


5. badboy ( 21/02/2008 11:33)
Tsy misy manakana ny tsi-1-1 haneho ny heviny. Misy ny resaka tokony asiana hanihany, misy ny resaka tokony halalinina, misy ny resaka ampisehoana ny hagegena,.......izay ilay hoe serasera!

Tsy le hanihany loatra na le hagegena no manaitra, fa ilay fomba fanodinana ilay resaka!!

Io ilay hoe "moramora gasikara"!! Tsy mitady ny hijery lavitra fa izay mora sy akaiky no kepohana! Io ny fanatanjahantena mafotaka @ malagasy (sport national)!

Ka de moramoray eo ihany tsy hita eo ihany ve ny hiafarany (ra tsy hoe efa hita @ zao)!!8)8)
6. booboo ( 21/02/2008 11:56)
ary @ fivavahana sy finoana, politika ary lalana feno resaka matotra beeeeeeee :°):°)

Samy manana ny fomba entiny hanehoana ny heviny ny tsirairay.
Raha misoratra ao @ fitsipika hoe manakory ilay tsy mijery lavitra sy maka mora dia hanaraka an'izay aby ny mpandray anjara, satria andraikitry ny admin ny mampanaja ny fitsipika.
7. badboy ( 21/02/2008 12:12)
Izay ilay hoe fanabeazana!! Samy mihezaka ny mampiseho izay tiany haseho sy heveriny ho mety!! Ilaina ny hanihany, ilaina ny migaigigaigy! Fa ny tena marina koa dia ilay hanihany sy hagegena no atao fitaovana hanafenana ny tena miafina!! Izay no mahatonga ilay mivoana sy mahatonga ilay hoe "moramora gasikara"!!8)8)

Io zao dia hoe ndana makany @ fivavahana ... : zay lay lazaiko hoe nampianarina atr@ mbola kely ilay manilaka ny manelingelina sy ny zavatra manahirana saina sy vatana!! Mbola manamafy ilay "moramora gasikara" io fijery io!:-P:-P
8. booboo ( 21/02/2008 12:31)
9. badboy ( 21/02/2008 12:46)
:wink:
10. Jeankely ( 21/02/2008 15:56)
Iza no hanaiky beazin'i Derika badboy?
11. xxx ( 21/02/2008 16:06)
ary i Navarro Jeankely ?:-D:-D:-D:-D:-D
12. Veloo ( 21/02/2008 16:10)
13. Papoose ( 21/02/2008 16:12)
za ry badboy tena anisan'ny mpampivoana resaka fa tsy hitako mihitsy zay idiran'ny fanabeazana ahy h@ mbola kely @zany!araka ny efa voalaza eo ambony io hoe, arakaraky ny tanjona idiranao eto ihany na inona na inona fanabeazana azonao tany!
14. badboy ( 21/02/2008 16:34)
De tsy marina ve zany le hoe ny hita sy nianarana tany @ fahazazana no entina mandralehibe?? Sa niofaka tahaky ny bibilava (se muer), ka ny hoditra teo aloha tsy hoditra @ zao tsony???
15. xxx ( 21/02/2008 17:02)
:arrow: mba te hiresaka kou ry zalah izany!
16. Veloo ( 21/02/2008 17:29)
:arrow::arrow::arrow: marina
17. tess ( 21/02/2008 17:38)
:-D:-D
18. badboy ( 21/02/2008 17:58)
Eny e, tsy omena tsiny izay tsy mahatakatra!! Aleo atao tsotsotra le hevitra @ manaraka mba hanohanana ilay "moramora gasikara"!!
19. booboo ( 21/02/2008 18:07)
HS ity ho soratako ity :°)
ny fampiasana tsoraka na baraingo maromaro misesy @ fifandraisana an-tsoratra dia midika fahasorenana na fahatezerana. Tsy zà no namorona an'io fa efa code international zany a !
20. tess ( 21/02/2008 18:23)
hummmm! misaotra booboo fa ahy de tsary nahay anzany aloha fa ataotao fotsiny eny otran'ny haingony ihany!:? ary ito::arrow:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.0247