Fomba firesaka, fomba fijery!

21. Veloo ( 21/02/2008 19:08)
:arrow::arrow::arrow: ity ve ry booboo?
22. kelly13 ( 21/02/2008 19:12)
poikany, tsoraka=! baraingo=? fa ity:arrow:= baka fileshy :-D (zay aza fa nivoana ny resaka an)
23. Veloo ( 21/02/2008 19:16)
kelly :-D:-D:-D:-D
za tsy mahay ko

:oops: (ndray2 tena tsy hay ilay tena gasy kle):oops:
24. ikaretsaka ( 21/02/2008 19:56)
na discussions be tahaka ny inona aza tsy maintsy misy kely foana le misy misotro rano na mizara voanjo kely e..
aiza kosa no hoe de ho serieux foana
25. Veloo ( 21/02/2008 20:00)
mizara voanjo

:-D:-D:-D:-D
26. ikaretsaka ( 21/02/2008 23:25)
kozy e.. na propagandim-pifidianana aza tsy maintsy misy break kely foana kosa fa aiza de hifampi wawawa eo foana..

i pasitera aza mba mila break rehefa avy mitory teny tsy ankiato nandritra ny adiny 3
27. Veloo ( 22/02/2008 01:23)
:roll::roll:
28. penina ( 22/02/2008 01:53)
badboy>

Satria ny gasy nobeazina, hatr@ mbola kely, ny hanosika sy hanary izay manelingelina sy manahirana ny fiainany!!

Ilay faobe aloha tsy mety, ny nitaizana an'i badboy tsy mitovy ny nitaizana ahy, tsy mitovy ny nitaizana an-dRakoto. Ka raha misy tranga iray eo amin'ny daholobe, tsy tokony ho atsipy any amin'ny fomba nitaizana ny tsirairay mihitsy ny resaka.

Izay no isany nahatonga ilay hoe "moramora gasikara"

Sery vitan'anamalao ve hamonoana vatotr'akoho? Manana ny tombony io. Ny vazaha "busy wait". Ny gasy miaina, ny vazaha miady. Raha manana olana i badboy, be dia be ny boky vakio.

pays de la lenteur et de la recherche de la facilité
c'est sweet tsisy ohatra izany.
29. Papoose ( 22/02/2008 08:41)
De tsy marina ve zany le hoe ny hita sy nianarana tany @ fahazazana no entina mandralehibe??


Tsy voatery izay hita sy nianarana rehetra fa zay no mariky ny fitomboana sy ny hoe mihalehibe de ny fananana safidy!

ika, tsy mizara voanjo ihany fa mizara bizoroka ko!8):-P
30. badboy ( 22/02/2008 10:37)
Hoy penina
Voalaza teo :
pays de la lenteur et de la recherche de la facilité

c'est sweet tsisy ohatra izany.


Ny hafa efa mikendry ny hipetraka eny @ Planeta MARS, ny gasy mbola manafatra vary any ASIE!! De oento mora eo marina, refa mihinana bozaka ve tsy ho taitra ihany ny farany!:^):^):^)

Ny 1€=2700A : tena sweet!!:-P:-P
31. booboo ( 22/02/2008 12:25)
fa maika haninona eny @ Mars kosa aza Badboy ? tsisy vary any ange e :^)
32. badboy ( 22/02/2008 12:33)
Aleo azavaiko ataoko otran'ny miresaka @ mpinatra 6ème : Ka matoa tonga eny @ MARS d'efa ampy zay ny sakafo ao @ tanàna sady manondrana fa tsy manafatsa tsony, no sady efa lasa lavitsa satria tsy mampiasa ilay teny tian'ny "touriste" (gasy na vaza) hoe "moramora gasikara" !8)8)
fa maika haninona eny @ Mars kosa aza Badboy ? tsisy vary any ange e

Maivana be le eritreritra! Sa zay le hoe refa tsy takatra na manelingelina le hevimiafina de aleo aodina hanihany @ zay mba tsy ampisehoana ny tena marina?;-);-)

33. booboo ( 22/02/2008 13:28)
safidinao no te hanavesatra ny fomba famalianao dinika any kouh ( hevitra raiki-tapisaka notovozina tany ho any )! :-D :-D:-D:-D

na mamaly @ fomba " matotra ? " (+ classe de 6ème), na mamaly @ fomba classe de 6ème noho midina, dia efa hevitra aby zay. Tsy ny granita ihany akory no vato fa na singam-bovoka iray faran'izay maivana aza efa karazany koa :wink: (asa inona ndray no zava-marina tiako hafenina @ io raha io :-D:-D:-D:-D:-D).
34. mignone ( 22/02/2008 13:37)
=D=D
35. penina ( 22/02/2008 13:57)
Tsy manda aho hoe manan-karena ny vazaha.
Tsy manda aho hoe mazoto miasa ny vazaha.

fa raha io zana-kevitra io hoe:\"ny gasy efa mahantra, mbola miezaka manao izay ialany voly ihany\". Resaka politika, fanodikodinam-bola sy fitaovam-panjakana, dahalo ... no nampahantra ny gasy. Ahoana ary no hamahana ny olana, mbola politika koa izay.

Izaho kosa aloha tsy manaiky mihitsy hoe satria gasy dia izao sy izao.
Raha misy vazaha mitovy niveau amin\'ny gasy iray. Raha mitovy ihany ny asa. Ny karama 200€ vs 2000€. Aiza ilay moramora aiza?
Filaharana mitady asa efa ho 1 km. Kamo miasa ve ilay gasy.
Nivoaka ingenieur, misom. Dia omeo tsiny izy fa hoe ny vazaha efa ho eny amin\'ny planeta marsa.
Ny ahy kosa aloha ny namako, na mahantra aza, tsy ataoko mena-mitaha amin\'ny vahiny izany. Na fari-pahaizana io na ambo-po. Tsy izay tenin\'ny torista lany asa ary akory no ndeha hanambaniko any akamako.

Sady manaraka izay, jereo ny tantara. Tanisao ny firenena lazainao fa mandroso. Madagasikara ve efa hitanao nangalatra ny haren\'ny firenena hafa izany?
Moramora no miteny hoe moramora.
36. badboy ( 22/02/2008 17:13)
penina >> Ka ny gasy mpanao touriste any dago fa tsy miaina any ange no tena mankafy io tenifilamatra "moramora gasikara" io, satria + mihalafo ny euros + izy migalabona refa tonga any!:-/:-/

Ka io no ataoko oe le "sweet" sao dia mba manao tsinotsinona ireo tsy mikaly any @ tanàna! Ho an'ny touriste (gasy sy vaza) le mamoramora gasikara azy mihintsy no tadiavina mba hivalaparana!:wink::wink::wink:

Ka zay no antony hanairako ny sain'izay mbola "adèpte" @ io slogan io hoe "aok'izay lay mamandrisika ilay fika moramora fa tsy tokotany filalaovana akory dago fa tany hiainan'ny gasy tahaka ny tenanao"!!^^^^
37. Jeankely ( 22/02/2008 18:04)
Fomba fijery Derika=))=))=))
38. badboy ( 22/02/2008 18:13)
8O8O!:roll::roll:!!:?:?!!:-D:-D:-D
39. Jeankely ( 22/02/2008 18:19)
Tsy ankiala ry Derika mafy loha a=))=))=))
40. booboo ( 22/02/2008 19:16)
Ny dikan'ny " moramora " en gl hanasokajiana ny Malagasy, dia hoe tsy taitra tsy maika tsy mirotoroto ny fomba fiaina. Fomba fisainana lomorina novolena t@ Malagasy io mandika ny " moramora " @ heviny négatifs io, tahaka ilay hoe " vita gasy ".






© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4818