Fomba firesaka, fomba fijery!
41. Jeankely
(
23/02/2008 12:04)
Ny mahantra dia tsy resahana an'io moramora io satria efa hazakazaka foana ny fiainany. Ny Mpanana Malagasy izay nanana fahafahana manao zavatra no tena faly mahazo tombony fa tsy nitovy tamin'ny nataon'ny Mpitantana na tompon'orinasa vahiny. Rehefa miditra ny vola dia tsy tia ahalala ary rehefa manambola dia mihevitra fa mpanjaka sy miteny ary manao izay tiana hatao. Tsy ady amin'ny manambola akory satria ny manambola no Patron fa kosa filazana ny zava-misy hoe tsy mivoatra ny mpanambola sy "Secteur Privé" maro ary zatra ny moramora. Raha ny Taxibe fotsiny ohatra dia zarany hifanesika ary taritina @ Fiara reraka eny ary mahazo mandeha taxi ho izy raha tsy mahatanty. Izany no endriky ny moramora.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 1.2933