Hitondra aiza moa ty adihevitrareo ato ty????
1. badboy
(
28/01/2008 19:58)
Toa otran'ny mpandalo ato ihany no ato. Nisaiko fa ra be ndrindra 15!!!
De ho aiza sy hakaiza hono ary tsika mifanasavangy ato reto (mpitsikera, fanatika, mpanongana, mpamadika palitao...)????
Hanova ny tontolo hiainan'ny gasy ve (refaire le monde des gasy) @ ty kabary fa tsy asa???
Tena ato no tena ivalamparan'ilay kozy hoe sady tsy asa no tsy kabary! :twisted::twisted::twisted:

novalian'i Jeankely ny 04/02/2008 09:23
2. mpanakiana
(
28/01/2008 20:44)
Nateraka ho samy ho anana ny fitondrantenany ny tsi11,tsy votery akory ,mpandeha ampiangonana iny ka tsy hiteny ratsy.
Na koa oe jiolahimboto na jiolahimbavy iny ka tsy azo antonina na iresahana,ilaina daholo ireo zvatra tanisainao ireo,fa raha tsy zany lasa monotone.
Asiana kely kidaladala sy kiendriendry

3. zamanoro
(
28/01/2008 23:45)
Eto mantsy izany ny anay no mba fanehoana hevitra malalaka eh.
Izahay tsy manana Radio, Tele, Gazety, blog dia eto mba ohatry ny milay koa.

4. Jeankely
(
29/01/2008 02:49)
Tsarabe ary marina ilay hoie mba hoatry ny milay eto e. Izay mandalo mahita ary mimfanatsafa eto. Na olona iroa io na telo efa olona izany mazava fa efa mmisy ady hevitra. Izay mihevitra ny tenany tampitroatra ve moa ahay hiaino izay lazain'ny sasany. Izahay na marary aza ny fo voadona dia mba maka izay lesona homen'ny sasany ihany. Aza adino fa misy mijery fotsiny na tsy manoratra sy mpikambana aza. Izay tamana mijanona ary izay mihevitra ny sasany hatao fitaovana nefa very raraka sahala ny rano atsipy andamosingana mahazo miala=))=))=))
5. agoago
(
29/01/2008 09:59)
Izany mihintsy, izay tsy manana fahazarana loatra miantso antelefaona amin'ny radio, na haneo angazety izay mba hevitray dia ento izay no mba maneho izay hevitray.
Io ange ry Badboy toerana sahala amin'ny firesahana sy fifanakalozankevitra rehetra ihany ( eny ampiasana, eny amin'ny bar, eny andalambe...), fa saingy amin ireny moa mifankahita tava aminao lay olona , mety ho fantatrao, mety tsy ho fantatrao fa ny ento ordinateur no ifampiresahana, mety olona tsy fantatrao.
Ka ny hoe hitondra inona? aza manao an'izany ianao, jereo ireny telefone en direct ireny, hoe tsy misy mihaino, gaga ianao rehefa hoe tonga any ampototsofin'izay voateny. Ka aza manamarina loatra ianao hoe tsy misy mamaky ny forum toa itony, tsy hainao mihintsy!

6. ainaheri
(
29/01/2008 10:47)
tsy misy mitondra mankaiza na ho aiza io fa refa manal'azy dia samy manal'azy,ary eto akory tsy misy dada sy neny ka hifampitsitsy,araka io lazain'io namana ambony io,ny ordi no miresaka zany we virtoaly fa adalan'izay mora miakatra,misy mpanala ,ary ao ko ny mpifaninana,fa raha mpitondra tsy misy mpanohitra ,manjary manaonao foana !!
7. ni81
(
29/01/2008 11:51)
Na mankaiza na mankaiza dia hita foana ny adihevitra. Indraindray tonga any @ zay tokony hiantefany ary indraindray dia toy ny hodi-tsokatra hilatsahan-kavandra fotsiny.
Ohatra fotsiny ilay resaka ttasy alefan'ny olona avy aty andafy dia tsy misy tonga any @ tompony aty M/car. Misy olona tsy mahalala izany olana izany mihitsy fa teto izy no nahita fa hay tena misy maivan-tsaina ao @ paositra ao.

8. gavoaty
(
29/01/2008 11:51)
Eto no mba azo itarafana ny any an'eritreritry ny olona tsirairay any. Mety ho maheno resak'olona maro izy, na koa manana hevitra tsara azo omena sy zaraina amin'ny mpiray tanindrazana. Eto no mba miresaka na dia olona tsy fantatra aza ny olona iresahana.
Hita eto ny fahendrena ananan'olona TSIRAIRAY sy ny fahaizany miady hevitra.
Fakàna hevitra koa itony forum itony. Eto no handrefesan'ny fitondràna ny heriny. Satria isika eto dia mpitondra teny mazàna fa tsy tomponkevitra akory.
Ka tsy sasapoana ianao raha manoratra eto na dia tsy fantatr'olona aza ianao

9. badboy
(
29/01/2008 12:28)
Sao dia kosa ary tsika ato reto manao tahaka ny andriana tsy nanjaka ka.......:twisted::twisted::twisted:
10. Papoose
(
29/01/2008 14:59)
zay le hoe serasera, miresaka dia miresaka de raha misy tension le resaka de mbola miresala foana mandrapahaleon'ny zay ho leo, na mandrapa-hafaka ny fon'izay narary!!
fa io raha hifamaly tsy misy hafa @ mpiady antsena fa sehatra hafa fotsiny eto araka ny efa voalaze etsy ambony
sady efa mba malaza hafa ndray zao fa tsy mandany credit na phone tsony fa credit na connection aterineto:-P

11. zamanoro
(
29/01/2008 21:46)
Papoose
Nde hotenenina koa i Hery hoe, tokony manomboka andoavam-bola koa ny serasera an. Dia arakaraky ny soratra ny vola aloha

12. Jeankely
(
30/01/2008 01:32)
Tena mitady hanaraka ilay fikan'olona ary ambadika hoe ANDRIANA RERAKA Ra-badboy. Diska efa mandeha ato daholo izany sao tsy fantatrao=))=))=))
13. fetrakens
(
30/01/2008 05:46)
K'aiza BadBoy a! aza manao an'izany elah fa ato tena misy hevitra tsara mihitsy an! inona @reo notonon'ialahy ireo zao no misy an-lah ato ary e? le mpi.. sa le mpa... sa le mpa... ??
14. badboy
(
30/01/2008 07:03)
Ka iza ary no mandresy lahatra an'iza? De inona no tombotsoan'ilay mandroso ny heviny? voakarama ve sa fitiavana kabary?
Dia maninona no misy mafana fo be maneho ny heviny ary tsy manaiky mihitsy ny hevitry ny hafa? Sa kosa misy tanjona ambadika?
Za ao anatin'ny sokajin'olona mpandinika fotsiny!:twisted::twisted::twisted:

15. tenagasy
(
30/01/2008 10:08)
Mankamamy!
Haintsika moa ilay antsoina hoe ""EFFET PAPILLON""?
Ny kopak'elatry ny lolo kely iray any Asie dia mety hitarika ouragan any Amérique! hoy ny mpikaroka.
Mirary soa!

16. tezitra
(
30/01/2008 11:59)
1)tout se passe à Tananarive, plus pecisement à Tana- ville, et 50% des tananariviens ont accès sur le Net;(cf; la victoire de andry TGV est dû en partie au NET)
2)Un président qui ne regarde pas le NET c'est un président foutu; Bush; Barack OBAMA;CLINTON SARKO;MERKEL;BROWN;POUTINE, etc...; Tout ces gens ont leurs équipes qui scrutent le NET, les forums, les podcasts, les conferences, les TV, daily, space, youtube, facebook,... s' y inspirer pour le bien de leurs pays, pour prevenir les critiques, pour se communiquer. Dommage que notre président est un illétré Honoris causa.
3)en ecrivant , tu parles à toi même, tu t'ameliores; et tu fais gagner de l'oseille (thunes) à notre ami malgache et boss HERY; et donnes du boulot à 40 à 100 salariés de serasera ; et c'est déjà ça.
SEULS LES POISSONS MORTS SUIVENT LE COURANT

17. ronaldo09
(
30/01/2008 12:42)
Tezitra a!Zahay ange mahay no ho ianao raha teny frantsay fa aza dedaka eo ialahy sady teny frantsay amoron-dalana ny an-drangahy !!!
Badboy:Fa iza avy ireo 15 lazainao za anefa mahita betsaka no ho izay !!!

18. tezitra
(
30/01/2008 13:08)
Ronaldo09
merci mon pote , tu parles de tezitra, au lieu de parler de ton idée; tu me donnes bcp d'importance.
SEULS LES POISSONS MORTS SUIVENT LE COURANRT
Tezitra a!Zahay ange mahay no ho ianao raha teny frantsay fa aza dedaka eo ialahy sady teny frantsay amoron-dalana ny an-drangahy !!!
merci mon pote , tu parles de tezitra, au lieu de parler de ton idée; tu me donnes bcp d'importance.
SEULS LES POISSONS MORTS SUIVENT LE COURANRT
19. badboy
(
30/01/2008 20:13)
tenagasy:
Mankamamy!
Haintsika moa ilay antsoina hoe ""EFFET PAPILLON""?
Ny kopak'elatry ny lolo kely iray any Asie dia mety hitarika ouragan any Amérique! hoy ny mpikaroka.
Mirary soa!
Sao de mba mpikaroka mifoka miafina zany!!!
20. Jeankely
(
31/01/2008 03:19)
Satria miakatra ary mijanona ao Antananarivo ny maro tafita avy any @ Faritany na lasa mandeha Andafy fa mitsangatsangana no ataony any amin'ny Faritra nahabe azy. Tsy misy maharatsy izany fa fizahana io, nefa kosa tsy Antananarivo no diso fa ny olona no miazakazaka manatona azy. Azon'ny tsirairay atao ny manasoa toerana hafa. Zavatra hita Andafy ny mamorona tanana vaovao anjakan'ny fandrosoana rehetra ary izay tanana vaovao no tsara fa tsy ny tranainy sempotra tsisy hivoahana. Rehefa mba lasa Andafy dia mba mijery sy mitondra ny hevitra mahasoa ny Firenena fa tsy variana @ ampoton'orona. Ho an'ny Malagasy ny tenim-Pararantsay sa tia ho dedaka amin'ny Frarantsay satria izay no hanajany anao mahay sy mahita ny fahavoazan'ny Malagasy?