Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i badboy, milahatra araka ny daty
badboy ( 21/11/2023 15:20)
Fanafody lohalika
Inona no fanafody lohalika mahasitrana?... tohiny
badboy ( 23/10/2012 17:18)
Dokotera gasy miasa ao Valence voaendaka rehefa nivoaka ny toerampiasana
Tsy vao voalohany andriamatoa Sedinirina Ramaroson no nisy nanendaka sy nilako tao Valence. Hifindra toerana hono ny tenanay raha toa ka mitohy izao filakona sy fanendahana azy izao. Raha misy makopy... tohiny
badboy ( 23/10/2012 09:53)
Tsy nisy teto antany Moizy : tantara notsiponina no natambatra ho Eksaody ka natao ho tantarany!!
Angano : tsy misy Moizy ao anatin'ny testamenta taloha! Ny tena marina : tantara heno tetsy sy teroa no natambatra ka lasa tantaran'i Moizy! Ny porofo : ireo loza 9 voalohany dia niankina t@ fipoahan'... tohiny
novalian'i andrywui ny 10/09/2015 09:34
badboy ( 17/10/2012 07:09)
Tena marina ve fa tsy matimbala rehefa manana odimbala mahery?
Ramenabila, rehefa notafihin'ny mpitandro ny filaminana, dia tsy voakasiky ny balan'izireo. 10 ny miaramila maty t@ ireo 20 nanandrana ny hisambotra andRamenabila. Nisy ny matin'ireo miaramila fa Rame... tohiny
novalian'i bichette ny 25/10/2012 11:45
badboy ( 17/10/2009 23:37)
Ny finoana an'Atra = fitaovana fa tsy tanjona!
Ny finoana an'Atra = fitaovana fa tsy tanjona! :^) :^) :^) ... tohiny
novalian'i xxx ny 23/10/2009 13:22
badboy ( 17/10/2009 23:33)
Ra8 tsy mahasaky manitsaka europa : satria reo tsy voavidy
Maninona moa no ao afrika ihany no tiandRa8 anaovana sonia ilay fifanekena : satria ireo mpanelanelana afrikanina azony omeny tsolotra hanaiky izay tadiaviny! Raha ao europa manko dia tsy misy mpan... tohiny
novalian'i ifiona ny 20/10/2009 10:55
badboy ( 03/05/2009 09:09)
Manandafy = Mister Gafy!!
Efa ela ihany no nahenoana izany anarana Manandafy izany ary ny tena hahenoana azy dia @ andro misy koroana!! Mahagaga ihany!! Manarak'izay rehefa tonga eo @ fitondrana ranamana dia tsy hita akory iza... tohiny
novalian'i xxx ny 03/05/2009 18:58
badboy ( 30/04/2009 20:45)
Avy aiza no niavian'A/tra?
Raha ny teny no nisy voalohany nisian'izao tontolo izao, tokony ho teny koa izany no mampisy an'A/tra! A/tra anefa no nampisy ny teny, ka avy aiza izany no niavian'Atra satria izy tsy afaka ny mamor... tohiny
novalian'i soanja ny 15/05/2009 23:13
badboy ( 07/04/2009 11:23)
Manankery ve ny teny?
Iarahamahalala ilay tenin'i jaona hoe "ny teny tonga nofo"! Manankery ny teny izany saingy ny fametrahana ny herin'ilay teny ho masina na demoniaka na koa natioraly no tena olana! Ry zareo eropeani... tohiny
novalian'i soanja ny 13/04/2009 04:35
badboy ( 04/04/2009 08:43)
Et toc! nivadika ny frantsay ary manohana HAT veloma Ra
Et toc! nivadika ny frantsay ary manohana HAT : veloma Ravalomanana!!! Dikany : tsy manohana ireo mpangataka ilay légaliste démissionnaire intsony ny frantsay fa navadiny ny pejy Ravalomanana ka nal... tohiny
novalian'i nancy ny 06/04/2009 02:59
badboy ( 25/03/2009 13:15)
Hotafihan'ny firenena afrikanina ny miaramila malagasy
Sanctions militaires L'ancien président participera sans doute à cette réunion qui décidera si la SADC devra sanctionner Andry Rajoelina et ses compagnons. Le 19 mars les représentants de l'org... tohiny
novalian'i fijo ny 25/03/2009 22:24
badboy ( 19/03/2009 08:30)
Akombony @ izay ny vava ry very fihinanana isany
Matoa nametrapialana dia satria ilay seza tsy voatana!! Matoa halambahoaka dia noho ilay fitiavantena tafahoatra! Matoa nialan'ny miaramila dia vokatr'ilay baiko mitanila! Ireo ra nalatsaka no mp... tohiny
novalian'i vale ny 19/03/2009 14:44
badboy ( 18/03/2009 18:41)
Soa ihany...
Soa ihany fa tsy tsy mpisolovavan'ny malagasy iray manontolo ireo mpialona sy very seza ary fihinana vokatry ny fiakaran'i TGV eo @ fitondrana!! Efa teo fa niongana ka ndehana @ izay misaona!! N... tohiny
novalian'i fijo ny 18/03/2009 22:22
badboy ( 18/03/2009 09:28)
Fa naninona Ravalomanana no resy???
17/03/2009 / MADAGASCAR Pourquoi Ravalomanana a perdu * Madagascar * politique Le président malgache Marc Ravalomanana vient de démissionner et de remettre le pouvoir à l'armée. P... tohiny
novalian'i endrika01 ny 18/03/2009 10:55
badboy ( 17/03/2009 22:17)
Lapan'Ambohitsorohitra Sary vongana sy tapakazo nosokirina
Lapan'Ambohitsorohitra Sary vongana sy tapakazo nosokirina Nahitana karazan-javatra hafahafa marobe nokarohina tao amin'ny lapan'Ambohitsorohitra, omaly. Ny mpiandry no nahita azy. Nivarahontsan... tohiny
novalian'i endrika01 ny 18/03/2009 11:09
badboy ( 17/03/2009 15:54)
Le Président quitte le pouvoir de la même manière qu'il l'a
Le Président quitte le pouvoir de la même manière qu'il l'a acquis : c'est à dire dans le sang et avec beaucoup de mort!!!!!!!!!!! http://www.france24.com/fr/20090317-opposant-andry-rajoelina-ent... tohiny
novalian'i gasmlay ny 17/03/2009 18:37
badboy ( 17/03/2009 07:26)
Coup d'état indray hoy ny firenena mainty rehetra,dia ny fot
Coup d'état indray hoy ny firenena mainty rehetra ny hetsika ataon'ny vahoaka!! Ireo mpilaza io anefa dia ireo mpitondra izay naka ny fitondrana t@ basy sy tafondro ary tsy nisy vahoaka nanohana azy ... tohiny
novalian'i mibalika ny 17/03/2009 10:05
badboy ( 16/03/2009 12:25)
Hatrizay tsy nanaiky référendum na fifidianana vonjimaika
Hatrizay tsy nanaiky fitsampankevibahoaka na fifidianana vonjimaika ka izao vao hoe référendum, procéssus démocratique sns sns! Tena heverindranamana ho pondrodory daholo angamba ny gasy ka han... tohiny
novalian'i kelly13 ny 16/03/2009 16:17
badboy ( 15/03/2009 07:36)
Tapitra ilay ultimatum adin'ny 4 : ho avy ny soavaly vy mand
Tapitra ilay ultimatum adin'ny 4 : ho avy @ izay izany ve ny soavaly vy mandoro hanakila firehitra ny kakana misitrika anaty lavaka rehetra???? :twisted: :twisted: Ny tena mampihomehy dia i TGV a... tohiny
novalian'i ngoiha ny 16/03/2009 10:24
badboy ( 14/03/2009 04:58)
Fa maninona Ravalomanana no tsy mitsoaka miala an'i Mkara???
Fa maninona Ravalomanana no tsy mitsoaka miala an'i Mkara, nefa ny hery rehetra efa tsisy manaiky ho baikony intsony??? Sa hanao ny tataon'ilay raika lahy taloha manangona faraparany alohan'ny hipi... tohiny
novalian'i endrika01 ny 14/03/2009 12:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0336