Tapitra ilay ultimatum adin'ny 4 : ho avy ny soavaly vy mand

1. badboy ( 15/03/2009 07:36)
Tapitra ilay ultimatum adin'ny 4 : ho avy @ izay izany ve ny soavaly vy mandoro hanakila firehitra ny kakana misitrika anaty lavaka rehetra???? :twisted: :twisted:

Ny tena mampihomehy dia i TGV aloha no niafina satria saika ho hosamborina ; tsy nahomby anefa izany dia izao indray anjarandRavalomanana no milentika miafina ao Iavoloha!!

Hoy mahaleo izay hoe "miodikodina lesy ah, ity tanntsika ity ; ka mahaiza fetsifetsy a, sao ialahy dia mikodia" :!: :!: :!:
novalian'i ngoiha ny 16/03/2009 10:24
2. salopard ( 15/03/2009 08:02)
Aza manao ratsy ihany ho aah!!

I Zafy nalaina teo @ sezany, niala mora, tsy nisy faty olona, tsy misy manana lolompo aminy, tsy mila misitrika izy;

aleoko ihany vendrana toa azy , raha izao, to izay hisitrika sy handositra toa an'ireo tsy vendrana roa lahy (ratsiraka sy ravalo), nefa voatery mandositra satria ananan'olona alahelo
3. ngoiha ( 16/03/2009 10:24)
Aiza kou izy ze misitraka eo e.Aza mamorona oa fa tsssssssssssss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0647