Hatrizay tsy nanaiky référendum na fifidianana vonjimaika
1. badboy
(
16/03/2009 12:25)
Hatrizay tsy nanaiky fitsampankevibahoaka na fifidianana vonjimaika ka izao vao hoe référendum, procéssus démocratique sns sns!
Tena heverindranamana ho pondrodory daholo angamba ny gasy ka hanaiky ho saritsarihany tahaky ny marionnette lalandava eo! Avy mitifitra vahoaka dia miantso ireo vahoaka sisa tsy maty mba hiaro azy!! Fa dia inona loatra no fieverany ny tenany sy ny fijereny ireo vahoaka malagasy????
Dia efa miomana izay mpanohana ny mitsitotongana fa hisy RAha madagasikara!! 8) 8) 8)

novalian'i kelly13 ny 16/03/2009 16:17
2. ratavao
(
16/03/2009 12:33)
Tsy izao intsony no azony atao an'izany fa hafa ny taloha ka! Efa alohalika ity ranombary ka rediredy sisa ny azy fa tsy misy azony amin'izany referanduim izany tsony eo! raha tsy zakany amin'ny sangany intsony ny vahoka ko referanduim a referanduim!
3. xxx
(
16/03/2009 12:39)
Araka ireo voalaza etsy ambony ireo dia mihomana ianraeo mpomba an-dra8 fa ady amin'izay no hiafaran'ity revy ity.
4. mion
(
16/03/2009 12:47)
tairo ze tairina fa ze rovitra zairina e, oviana elà no mba ni-proposer referendum , hahaha, mbola tsy naheno mintsy aho hatrny ambojatovo ka hatreny @ 13 mai oe hanao referendum, hihihi, le kely endaka ireto , nga natahotra t@ ora farany ôôôô , :-D :-D :-D
Matahotra ny masony nefa nifidy ny lohany ôôô , hohoho
ZAny lty no atao demokrasia a, REFERENDUM, ny demokrasian'lisany tsizy mintsy ny anlisany CONDOM , hon hon hon, hin hin hin, :-D :-D :-D
Aiza re zany e.... tsy manana aina mintsy aho anaovan'lisany azy fa tapa-tsinay mintsy, hon hon hon, Mialy a... itondray rano aho aki malala a, hon hon hon :-D :-D :-D

6. andrywui
(
16/03/2009 13:07)
Tsy vao zao ane ny fahavoazana tam halabato sy ny frody nataon tim tam TGv fa efa voa tamle fifidianana maire iy e!!! 80% no tokony ho vato azaon TGV fa nopehana fotsiny de iny lasa 60% iny !! ka izay no hametrahana condutions aloha vao miroso ka aleo iany mipetrak ref tsy tanterk zay !! mila ampahadiovana tsara !!! aleo hazava fa ts mbol nitondra ny TGV ka hoe ho voabaiko izany ny eto M/car e!! mbola andalana daholo ny zavadreheftra ane e !! aza mandefa zavatra lavitra miiits aloh ze réel iany resahana ! otran tam 2002 iany io ry zareo a!! miongana teo ref tsy tiambahoaka tsony e!! naninnn Ratsiraka ts mb nisikotra ref zany fa de ref oe ts lanimbahoak tson de manaja tena mitsoaka teo en plus namono olona bediabe teto M/car sy ny Mlagasy angah hanaiky moramora anzany !!!
ùihevitra ny olona ho laisoa angah !!
ùihevitra ny olona ho laisoa angah !!
7. mion
(
16/03/2009 13:07)
mitady faty ndray lesy elà sy n capsat raha hianika an'iavoloha a, GP iray ry tsamy maharava bataillon 2 , za no milaza anlà anzany fa haiko ny formation azon'ireo, vavan'ny efa nahita sy efa nahazo zany, na iaraka @ blindées elà na iaraka @ missiles, tsy ampoizin'là mintsy ny zava-bitan'zany GP zany. Hitan'là tonga de niforitra ny CAPSAT vao nandeha ny rumeur oe hoavy ny GP !!!
tsy misy ahalalan'ny havany intsony ze mutins maty eny.

8. xxx
(
16/03/2009 13:12)
badboy:
Hatrizay tsy nanaiky fitsampankevibahoaka na fifidianana vonjimaika ka izao vao hoe référendum, procéssus démocratique sns sns!
Tena heverindranamana ho pondrodory daholo angamba ny gasy ka hanaiky ho saritsarihany tahaky ny marionnette lalandava eo! Avy mitifitra vahoaka dia miantso ireo vahoaka sisa tsy maty mba hiaro azy!! Fa dia inona loatra no fieverany ny tenany sy ny fijereny ireo vahoaka malagasy????
Dia efa miomana izay mpanohana ny mitsitotongana fa hisy RAha madagasikara!! 8) 8) 8)
Fa angaha tsy marionety TGV moa ??? Marionetin'ny reny malala
oviana tokoa moa izy ilay niproposer réferendum iny fa tsy tadidiko ilay daty ?
Ilay mitifitra foana no averimberina nefa olona nanao provocation , main'ny afo natsangany
9. mion
(
16/03/2009 13:58)
mitady faty ndray lesy elà sy n capsat raha hianika an'iavoloha a, GP iray ry tsamy maharava bataillon 2 , za no milaza anlà anzany fa haiko ny formation azon'ireo, vavan'ny efa nahita sy efa nahazo zany, na iaraka @ blindées elà na iaraka @ missiles, tsy ampoizin'là mintsy ny zava-bitan'zany GP zany. Hitan'là tonga de niforitra ny CAPSAT vao nandeha ny rumeur oe hoavy ny GP !!!
tsy misy ahalalan'ny havany intsony ze mutins maty eny.
tsy misy ahalalan'ny havany intsony ze mutins maty eny.
10. xxx
(
16/03/2009 14:38)
"Fa angaha tsy marionety TGV moa ??? Marionetin'ny reny malala" fa aiza fôna aza no ahitanareo source momba io resaka oe reny malala no ao ambadik'izao rehetra zao e! fa tsy mba oatra oe allemagne na italy na suisse? ary ra ny amerikana mou no ao ambadik'izao d inn no mety fiovanjavatra? zany oe ra tena marionety marina i tgv fa marionetin'i amerikana? aleo za mba mody miafina e
:°)
:°)
11. xxx
(
16/03/2009 15:32)
xxx:

Angaha tsy hitanao io miharihary ohatry ny vay an-kandrina io ... Esory ilay tapi-maso na asio solomaso raha tsy hita, mangalà interprète raha tsy azonao ny resaka sasany
12. xxx
(
16/03/2009 15:42)
xxx:
"Fa angaha tsy marionety TGV moa ??? Marionetin'ny reny malala" fa aiza fôna aza no ahitanareo source momba io resaka oe reny malala no ao ambadik'izao rehetra zao e! fa tsy mba oatra oe allemagne na italy na suisse? ary ra ny amerikana mou no ao ambadik'izao d inn no mety fiovanjavatra? zany oe ra tena marionety marina i tgv fa marionetin'i amerikana? aleo za mba mody miafina e
:°)
Mba vakio ilay sujet sasany ohatra : Mr KOUCHNER, la France et la Démocratie?!!!
13. xxx
(
16/03/2009 16:06)
Angaha tsy hitanao io miharihary ohatry ny vay an-kandrina io .
tsy hitako matoa aho manontany, ary tsy izany no hanaovana vali-boraingina, sinon aza mamaly
Mba vakio ilay sujet sasany ohatra : Mr KOUCHNER, la France et la Démocratie?!!
aiza io sujet?
dia mba valio @ zay ny fanotaniako hoe ra marionetin'ny amerikana i tgv ve dia ho sahala @ zao ny fandehanjavatra
14. kelly13
(
16/03/2009 16:17)
misaotra an'i xxx11 fa hitako ilay sujet fa na izany aza tsy midika izany hoe marionetin'i frantsa i tgv