Ra8 tsy mahasaky manitsaka europa : satria reo tsy voavidy

1. badboy ( 17/10/2009 23:33)
Maninona moa no ao afrika ihany no tiandRa8 anaovana sonia ilay fifanekena : satria ireo mpanelanelana afrikanina azony omeny tsolotra hanaiky izay tadiaviny!

Raha ao europa manko dia tsy misy mpanelanelana na mpitondra ngozo azo tsolorana satria izireo no manome tsolotra raha misy zavatra tadiaviny!

Ho voafitaky ny heviny izy raha miziriziry @ izao toerany izao satria ho tsarain'ireo mpijery avy any ivelany ny tena ahavon'ny fitiavany tanindrazana mihoatra ny fitiavany seza!

@ erinandro ny tohiny!

novalian'i ifiona ny 20/10/2009 10:55
2. patrick2002 ( 18/10/2009 01:11)
Mety tsy mandaitra ny odiny Ravalo raha tsy ao afrika , :-D :-D :-D
3. Rajakoo ( 18/10/2009 04:07)
Trotra BE ny valiny ry lahy raty !!!
Satria ny Afrikanina afaka mandamina ny raharahany fa tsy mila tsotsoka Izay fantatry ny misaina rehetra ny paikany dia ny zarazarao hanjakana
TGV ve mbola hiverina zanahana ara-tsaina??? :idea:
4. xxx ( 18/10/2009 06:23)
resaka afrikanina ity ka normal be raha any afrika ,sady i tgv tsy mahazaka fivoriana maharitra a 2h du matin izany ,manao sonia dia tsipahiny rehefa tonga aty @ tananana hoe reraka be za dia nataoko ihany le sonia
5. xxx ( 18/10/2009 06:46)
ary ny tany New York, nomena vola daholo koa ve ireo firenena hivote contre ny fandraisam-pitenenana an'i TGV?

"Il n’y a pas que les pays du SADC qui ont voté contre Andry Rajoelina à l’assemblée générale des Nations Unies. Six Etats latino-américains étaient parmi ceux qui refusaient que le président de la hat prenne la parole: l’Argentine, la Bolivie, le Bresil, le Nicaragua, le Venezuela et le Suriname. Le Canada, un pays de l’Amérique du Nord, et l’Inde, pays asiatique, s’ajoutent à l’ensemble. Et il faut mentionner à part les Seychelles, membres de la COI. Le vote seychellois est assez curieux dans la mesure où ce pays n’a jamais condamné le pustch perpétré par Andry Rajoelina. Ni la COI d’ailleurs."

6. pikawui ( 18/10/2009 07:18)
marina ve izany ry rapa
7. badboy ( 19/10/2009 05:24)
Ny fifandraisana arapôlitika sy ékonomika dia tsy voafehy ao afrika fotsiny! Ny tena marina dia ny firenena tandrefana no tena fototry ny fisian'ny famatsimbola ho an'i Mkara, koa tsy ho rariny ve raha any @ tany eropeanina no atao ilay sonia?
Manarak'izay raha toa ka jerena akaiky ireo mpifanadrina dia samy gasy : adin'ny samy gasy ka maninona no ilana firenena hafa?

Ny antony akaiky indrindra dia ny ahafahana manohitra ilay sonia natao rehefa avy eo satria efa nisy io fanaovantsonia io t@ 2002 nefa dia nisy ny nahasahy nanitsaka ankitsorano ilay nekeny sy nosoniaviny! Eo izany tsika izao! :wink: :wink: :wink:
8. pikatti ( 19/10/2009 11:52)
adin'ny samy gasy ka maninona no ilana firenena hafa?

Ela zany koa tsy manaraka tsara !!efa hoe tsika foana no nifanamboatra tao fa refa tsy tafa de nantsoina ny ry lerony,tantara be lesy zany fa vakio any daholo ny archives bainn a
9. patrick2002 ( 20/10/2009 01:41)
Diso ialahy ra pokatti ,isika no nifanamboatra ,fa rehefa resy ny dadan`ialahy dia tsy niaiky an`izany faharesena izany fa nitady firenena hafa hanampy azy ,tsy ampy intsony ny gasy hanohana azy ,
Jereo tsara ilay archives fa sao dia harona hiva no jeren`ialahy .
10. xxx ( 20/10/2009 02:32)
Jereo tsara ilay archives fa sao dia harona hiva no jeren`ialahy .

Ny archives dia milaza mazava fa tsy miala eo ny tgv n'inona hitranga n'inona hidona,ary R8 @ maha légitimes azy dia nandà tanteraka an'io,zany fanambaran'i Andry izany dia mazava tsara fa tsy misy resak hifanaovany @ R8 saingy poritra tao ny anao dia tsy maintsy nifampiraharaha ihany,donc niantso ny firenena hafa izy roa mba hifandamina
11. ifiona ( 20/10/2009 10:55)
Rajoelina ts manaiky hanitsaka addis abeba.. satria?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1132