Le Président quitte le pouvoir de la même manière qu'il l'a
1. badboy
(
17/03/2009 15:54)
Le Président quitte le pouvoir de la même manière qu'il l'a acquis : c'est à dire dans le sang et avec beaucoup de mort!!!!!!!!!!!
http://www.france24.com/fr/20090317-opposant-andry-rajoelina-entre-bureaux-presidence-madagascar-ravalomanana
http://www.france24.com/fr/20090317-opposant-andry-rajoelina-entre-bureaux-presidence-madagascar-ravalomanana
novalian'i gasmlay ny 17/03/2009 18:37
5. andrywui
(
17/03/2009 18:19)
Ra-sefo Hery malala a!! na hanofa mercenaires aza izy (efa reko zay) de ahavita inonn aty antaninol aty e!! hitambaran'ny olona bobaka be le mercenaires kely ireo vo mitsoaka any anaty ala tsy fantatra any ! manavotr'aina !! surtt oe nahafaty na nadratra olona teo ireo !! miova lasa tarzan aty reo satri afaka mamaly koa ny miaramila gasy ,,,,, basy samy manana , bazooka samy manana , tank samy manana , ka ahavita inona amireto miaramila bedebe reto zay mercenaires kely ireo e !!! Mionona Sefo a! matoria tsara de apitso ndray miresaka eto !!
=D> =D> =D> =D> ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ =D> =D> =D> =D>
aleo mba omena ajara fiarahabana i sefo ary !!!
aza misosoka alahelo tsony Ra-hery a!!! ha ha ha ha
=D> =D> =D> =D> ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ =D> =D> =D> =D>
aleo mba omena ajara fiarahabana i sefo ary !!!
aza misosoka alahelo tsony Ra-hery a!!! ha ha ha ha
