Fa maninona Ravalomanana no tsy mitsoaka miala an'i Mkara???
1. badboy
(
14/03/2009 04:58)
Fa maninona Ravalomanana no tsy mitsoaka miala an'i Mkara, nefa ny hery rehetra efa tsisy manaiky ho baikony intsony???
Sa hanao ny tataon'ilay raika lahy taloha manangona faraparany alohan'ny hipitsihana?????? :roll: :roll:
Sa hanao ny tataon'ilay raika lahy taloha manangona faraparany alohan'ny hipitsihana?????? :roll: :roll:
novalian'i endrika01 ny 14/03/2009 12:44
2. isalo
(
14/03/2009 05:10)
Satria tsy nanao ratsy izy ary mbola manana vahoaka maro an'isa hiaro azy
3. Oay
(
14/03/2009 05:34)
isalo:
Satria tsy nanao ratsy izy ary mbola manana vahoaka maro an'isa hiaro azy
Isalo a! za ary andeha ho aty beratsai alina d nitohana be ny fifamoivoizana fa olona tsy olona izany tonga nanohana an'i Marc Ravalomanana izany marina ireny tsy efa misy anetsiny klé ka eritrereto fa za efa niala pas tary @ bypass kanefa ny olona hatreny Ambohimangakely.Isalo a! mba omeo sary ny serasera fa za koa tsy nandeha ny fakasariko fa tsy nisy flash fa raha tsy izany d nomeko sary ianareo.
4. isalo
(
14/03/2009 05:51)
Oay:

Mjereva ao @ dailymotion fa aho izy film mints
5. Oay
(
14/03/2009 06:00)
Ka za ary efa milaza fa hatreny Ambohimangakely ny olona fa ho an'ny mpiserasera hafa no nangatahako sary klé! hay moa izany efa misy ao @ dailymotion saotra an'i Isalo
6. zakilinina
(
14/03/2009 07:37)
Na tiatsika Ra8 na tsy tiantsika, vao 2 taona monja izay no nametraka fitokisana taminy ny vahoaka tamin'ny alalan'ny fifidianana. Tsy mahari-boa-kena ny olom-bitsy ao Madagasikara ka mitarika ny olona sy ny ankolafin-kery hikorontana sy handrava efa. Tompokolahy sy tompokovavy, arovy ny ara-dalàna !
7. endrika01
(
14/03/2009 07:38)
Zay no atao we TOLONA,fa tsy we mangorona faraparany! Tsy misy olombelona tsy diso,na we tena Masina,fa zay mahatsapa ny fahadisoany raha nisy ,no tsara iaraha-miasa fa tsy izay manadio tena akory!Ary matoa koa izy mbola misy vahoaka maro be manohana ,dia tokony ho tonga saina we,matoa ireto vahoaka bobaka be reto manaraka ahy dia misy TANJONA GOAVANA tsy maintsy ho taterahiny Filoha ao,betsaka amizy reny ny tsy an asa,betsaka aminizy ireny ny tsy manana diploma tsy mba afaka akory mandray asa tsara na dia manana traikefa amizany aza,betsaka ny manana olana ara-panjakana am resaka tany,izay tsy mahita ny rariny nefa nanajary izany tao anaty ny taona maro be,nandany ny herim-pony sy ny sandriny!Nefa tsy mbola mivoaka foana ny dossiers hanomezana azy ireny ny zony hizaka tanteraka ny taniny,...matoa maro be ny mpanohana dia mila mifoha tanteraka ilay tohanana mba tsy hatoritory,ny fisiany mpanohitra ihany koa tsy midika velively we tsy tia ny Filoha,satry raha tsy misy ny mpanohitra tsy ho hita ny lesoka,ary tsy ho taitra ka mila taitairina matetika!Hoatrany mande lavitra am fiara ihany io,mila taitairina ny mpamily ndrao hiaran-doza ny mpandeha miaraka am mpamily.Ny mpandeha sasany misy matory tsy mivaky loha,ny sasany mipetraka tsara miandry izay hahatongavana ,ny sasany mimenomenona am mpamily,nefa izy rehetra ireo samy ao anaty fiara daholo! Tsiky de ampy e!
8. zakilinina
(
14/03/2009 07:48)
Ilaina ny fanaitairana ataon'ny mpanohitra toy ny any amin'ny tany mandroso. Tsy ilaina kosa ny fandravana efa ataon'ny mpanohitra toy ny eto Madagasikara. Efa hatramin'ny 2002 (7 taona lasa izay) no tsy nitsahatra nandrava efa ny mpanohitra mangataka ny ialan'ny filoha. Ilaina ary araka izany ny fiovan'ny toe-tsain'ny mpanohitra, ilaina avoitra mandritry ny assises io. Mpanohitra manaitaitra no ilaina fa tsy mpanohitra mandrava efa. Misaotra tompoko.
9. xxx
(
14/03/2009 08:13)
mbola misy zavatra be de be tsy maintsy halamina ao baina a,
tsy maintsy takotakomana daholo aloha ny dossier maloto rehetra vao mandeha izy, tadiavinareo ho wouuen eo nga izy,
Le8 nga tsy fetsy ???
tsy maintsy takotakomana daholo aloha ny dossier maloto rehetra vao mandeha izy, tadiavinareo ho wouuen eo nga izy,
Le8 nga tsy fetsy ???
10. Oay
(
14/03/2009 08:20)
zakilinina:
Tsy ilaina kosa ny fandravana efa ataon'ny mpanohitra toy ny eto Madagasikara.
Marina izany fa izao inn no nahatonga ny fandravana efa:
_Valinteny anavonavona
_Ny fiheverana fa horava ho azy ny fihetsehambahoaka satria efa maty noana ny Malagasy ka tsy manana hery hiaretana tolona izany.
zakilinina:
Efa hatramin'ny 2002 (7 taona lasa izay) no tsy nitsahatra nandrava efa ny mpanohitra mangataka ny ialan'ny filoha.
Marina izany satria rehefa tonga teo @ toerana i Marc Ravalomanana d ny nataony voalohany d ny nanilika ireo niaraka taminy nanongana ny fitondra ndratsiraka maro @ izy ireny no any amponja satria fantatr'i Marc Ravalomanana ny herin'izy ireny ka nalefany any amponja satria rehefa any amponja d tsy afaka mihetsika intsony.
zakilinina:
Ilaina ary araka izany ny fiovan'ny toe-tsain'ny mpanohitra, ilaina avoitra mandritry ny assises io. Mpanohitra manaitaitra no ilaina fa tsy mpanohitra mandrava efa. Misaotra tompoko.
Marina izany fa ny tena ilaina d ny fiarovana ny lalampanorenana mba tsy hofafan'izao bodo sy adala tonga eo @ fitondrana izao anisan'ny zavatra tsy azo ovaina ohatra ny isan'ny mandat ny filoha sy ny faharetany (Jereo ny andry be kintana)
Ny zo ny mpanohitra haneo hevitra io koa d tokony hajaina.
Avela hanao ny asany ny fitsarana satria amin'izay izay miteniteny foana tsy manana porofo d mihinana eny Tsiafahy ary ny mpitondra koa tsy afaka hampiditra olona any amponja raha tsy manana porofo fa tsy hoe hanaovana dossier ny olona d gadraina mba tsy hiteny intsony.
Jereo ny nahazo an'ilay solombavabahoaka tsy nety nifampiraharaha t@ TIM iny aiza ve ka ny mpiambina anazy ny nilako olona tany @ bar d lery no mihinana any Ambalatavohangy klé.
11. naughtyboy
(
14/03/2009 08:21)
isalo , ny fanohanana fahatany hevi-diso ohatr'izao no mahatonga ny fiteny hoe jamba mifampitantana, na ny tenany aza dia nanaiky imasom-bahoaka fa nisy ny tsy nety nataony dia anjaranao no mieritreritra
endrika ,mahalaza ny be ny hevitrao ary io no lesoka ianarany ireo ;pitondra rehetra ;-)
endrika ,mahalaza ny be ny hevitrao ary io no lesoka ianarany ireo ;pitondra rehetra ;-)
12. ngoiha
(
14/03/2009 08:50)
Ka ireny anie ry zakiline le ol tsy tia fivoarana fa ny hibotetaka am'KAPA foana no mba fantany e.Raha mandinika ianao ny ol manaraka ny TGVENDRANA ireto anie ka ol tsy nandihy FIANARANA DAHOLO E.SADY TSY MISY SAINA ,MIFANAKAIKY NY TRANOTAY SY NY ATIDOHANY.JEREO NY MPITARIKA AZY E.MITOVY AM'CREVETTE NY LOHANY.Dia toy zay ARAKARA TAREHY VOA-JAVATRA
13. zakilinina
(
14/03/2009 09:20)
Nanao fahadisoana Ra8 : marina izany. Iza moa ny mpitondra fanjakana tsy nanao fahadisoana ? G.Bush ve ? Chirac ve ? Na any amin'ny firenena matanjaka indrindra aza dia manao fahadisoana ny filoha. Marina izany.
Na dia fantatry ny vahoaka aza fa manao fahadisoana Ra8 dia mbola nametrahany fahatokisana tamin'ny 2007. Fantatra fa tsy maintsy misy ny tsy faly kanefa hajao ny demokrasia, izany ho izay lanin'ny antsasa-manila amin'ny fifidianana no mitondra. Raha tsy anananao fahatokisana intsony ra8 dia mba miandrasa ny fifandimbiasan-toerana ara-demokratika amin'ny 2012 satria voafidy ara-dalàna izy. Raha ny lalàna no tsy ajain'ny gasy intsony, iza indray no hanaja azy ? Ny vazaha ve ? Ny Afrikanina tatsimo ve ? Ny Amerikanina ve ?
Manonofy ianao Ramalagasy tsy mpanaja lalàna.
Kanefa raha tsapanao fa tsy mifanaraka amin'ny eritreritrao ny lalàna (fifidianana ohatra) dia mandraisa anjara amin'ny assise fa aza manao "coup d'Etat". Misaotra tompoko.

14. Oay
(
14/03/2009 09:37)
Tara be zakilinina izany efa tsy any intsony ny resaka satria na i Marc Ravalomanana aza d efa niantso ny mpifanolomborindrina aminy ny mba hiarovana azy sy ny vady amanjanany.
Momba ny tsy fanajana lalana d misy teny manao hoe hajao ny tenanao fa hanaja anao ny olona, ka raha mbola toa izao hotanisaiko manaraka izao no fanao d tsy handeha mihintsy io:
_Efa notsapainareo tsara ve ny herinareo alohan'ny hihetsehanareo!
_Mbola zaranareo aza za no mifampiraharaha aminareo fa tsy i dada!
_Raha mbola hoe ka za no manambola sy tompon'ny fitondran ka zay TIKO ihany io!
Fehiny:"Fanjakana loham-boto tsy mba ho ela velona"

15. endrika01
(
14/03/2009 12:44)
Ka zany rehetra zany tsy fantatry ny mpanohitra sy mpanohana we andao atao lisitra lava be hovakiana ho ren-tany ren-danitra ny hetahetany,sy ny tsy zakany,amzay hita eo raha ho zakany Filoha am-perinasa na tsia,raha tsia moa DE ANDRASANA IZY FILOHA HAMETRAM-PIALANA MADIODIO VAO MAMETRAPETRAKA NY DRAFITRA MAHAFILOHA AZY NY ANKILANY,FA RAHA TSY IZANY DIA FANGALARAN-TOERANA AN-KERINY,TSY BAOLINA NY FIRENENA ,ETO AM-PAHAMENDREHANA NY HETAHETAM-PONY REHETRA DIA ANDRASO NY 2012 (Jereo Sarkozy sy Segolene)filoha foana i Sarkozy fa mihetsika Segolene,tsy misy nanongam-panjakana anefa fa miandry ny fifidianana manaraka!fa ny Malagasy ny sasany manao loham-boto be fotsiny izao,mandravara,manimba,mamotika,mihoa-pefy(Zone Rouge)tsara dia tsara ny manohitra satry misy ny tsy zaka,mandre maharary!Ohatra iray ity: =====>Vidiana ny rano amny paompy publika.Satry ny Malagasy tsy manaja ny fananana iom-bonana.Taloha ,t@mbola tsisy mpiambina ny paompy,atao fanasana lamba,fanasana tongotra tanana,angalarina ny tyaux,ny robinet,avela hibananaka be very fotsiny ny rano manaraka ny arabe;refa njay vidina ny rano,mimenomenona aby nefa tsisy manana fandavan-tena hi-respecte.De avy eo mi wa wa wa aby fa ny Filoha zao e,oie. Samia mandinin-tena !:D:D:D:D:D