Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i badboy, milahatra araka ny daty
badboy
(
27/04/2008 17:32)
Fivavahana tahaky ny ahoana no tonga any ampototsofon'A/tra?
Izay fivavahana atao rehetra ve de tafita any @ A/tra?? De @ fomba ahoana no hahafantarana hoe nivaly ilay vavaka ka A/tra no namaly???
Ary ny vavaka asandratry ny malagasy ve, raha toa ka tena ton...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/05/2008 14:04
badboy
(
26/04/2008 11:56)
hihihi!!!
[img]http://www.lexpressmada.com/caricatures/2008/3991/exp2604.jpg[/img]
[i]Nahitsin'i lanto[/i]...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 27/04/2008 03:58
badboy
(
23/04/2008 09:58)
Lafo, lel'afo, lelafo????
[b]COURRIER DES LECTEURS
Lafo loatra ny menaka
Dia tena manao izay danin'ny kibony tokoa ny Tiko raha ny vidin-javatra no resahina.[/b]
Ny menaka Tiko ohatra dia indroa izao no niakatra ny v...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 27/04/2008 12:46
badboy
(
22/04/2008 12:26)
Fivarotana sipakely!!
[b]MALAGASY
Fanolanana
Vehivavy lehibe mpanera ankizivavy kely
[/b]
Renim-pianakaviana iray manambady aman-janaka no nosamborin'ny zandary ny zoma teo, noho izy manera amin'ny fikarohana tovo...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 16/01/2015 06:23
badboy
(
21/04/2008 15:47)
Maninona Rova no mbola tsy mitsangana??
Nankaiza ilay vola bedebe voahangona??? :^) :^) :^) ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/04/2008 00:33
badboy
(
20/04/2008 10:35)
Ny lafiratsin'ny fihomehezana
Afaka ihomehezana avokoa ve ny zavadrehetra??
Malaza aty ivelany fa ny gasy dia mihomehy na mitsiky lalandava!!
Na ambaniana, na aratsiana, na analana azy, na ompaina aza indraindray dia mitsiky...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 09/05/2008 09:10
badboy
(
17/04/2008 16:25)
Rahoviana ihany vao mba.....
Rahoviana ihany vao mba ny tombotsoan'ny vahoaka no ho tsinjovin'ny mpitondra fanjakana tonga eo, fa tsy ny fanenjehana fividianana jet privé na trano be na orinasa be ho azy sy ny fianakaviany???
...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 17/04/2008 23:38
badboy
(
16/04/2008 18:52)
Fa maninona??
Fa maninona no matetika, raha tsy ho lazaina hoe ny akabeazany mihitsy, no tsy afapo @ olona miaraka aminy?? Mazana manko tsy ilay nofinofisina na ilay tena tiana no lasa vady na miaraka (na eo anivon...
tohiny
novalian'i koloina ny 08/05/2008 16:44
badboy
(
15/04/2008 15:07)
Inona no misy?????
Otran'ny manotany tena a hoe misy vam sy pétrole ve any andanitra ka rehefa dangy de mitaingina vam ihany any rehefa handende. Ilay lanitra manko toa ngezabe ka raha andehanana tongotra toa tsy ho vi...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2008 21:04
badboy
(
14/04/2008 14:59)
May ny endimboanjon'i Mr LECACHEUR
May ny endimboanjon'i Mr LECACHEUR, mifify ny lohany matahotra ny masony??? Enao no aoka hamaky azy!!
[u]Nifanome hery ny mpanohitra
lundi 14 avril 2008, par Penjy R.[/u]
Mailo i Lecacheur...
tohiny
novalian'i Rojoukel ny 16/04/2008 15:54
badboy
(
14/04/2008 14:53)
Tsaralalà na
[u]Tsaralalà na
Un étranger indélicat
lundi 14 avril 2008, par Randria N.[/u]
Un ressortissant étranger, un européen, dont visiblement la politesse n’est pas une des qualités premières ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/04/2008 00:45
badboy
(
10/04/2008 06:51)
Mihamaro andro amanalina ny antso atao ny vahoaka
[u]Vaovao farany tonga masiso hoy ny sasany, na manitra hoy ny hafa, dia ny fiantsoan'ingahy Lecacheur ny vahoaka. Aoka ianareo no hamaky azy.[/u]
[b]Henri Lecacheur
Hitarika vahoaka an-dà lambe
...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 12/04/2008 13:06
badboy
(
04/04/2008 06:23)
tsy mety mody ny Malagasy any an-dafy fa menatra noho ny fia
[b]Menatra ny hody ve ny Malagasy any an-dafy ?
Lasa resaka indray tato ho ato ny hoe tsy mety mitodi-doha an-tanindrazana ny Malagasy any an-dafy fa menatra noho ny fiainany any :
tsy manana antonâ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 27/04/2008 07:29
badboy
(
31/03/2008 09:03)
Ataon'ny kil hira ny zordira mameno an'i dago!!!
Zay ve sisa no fomba afaka ijeren'ny avy any ivelany an'i dago : zoridira mameno tanana???? (imagine Madagascar et ses tonnes d'ordures)
[url]http://www.dailymotion.com/relevance/search/soprano/video...
tohiny
novalian'i rush ny 05/04/2008 15:50
badboy
(
29/03/2008 05:08)
Inona ihany no tena marina???
> Teny zato, kabary arivo
[b]Asehoy ny marina
vendredi 28 mars 2008, par Naivo kely[/b]
Mandeha ny fisamborana manamboninahitra. Tsy vao izao fa efa ela, hoy ny mpandinika, ary maro no efa nah...
tohiny
novalian'i badboy ny 04/04/2008 11:21
badboy
(
22/03/2008 11:06)
Zao ndray hono ny fika mety
Fa tsisy fika ankoatr'izao mitsy zany le opposition, efa manakaleo ilay transition tsy mitondra mankaiza. Fa na izany aza aleo ny mapnao gazety no avelako hitantara ny hevitr'ireo mpanohatra. Anjaran'...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/03/2008 03:12
badboy
(
21/03/2008 17:44)
Izao no fahitan'ny mpandinika ny zavamitranga
Izao no fahitan'ny mpandinika ny zavamitranga.
[b]Questions à … Flavien Bezandry
« Les Malgaches vivent une démocratie en péril »
Ce politologue, diplômé d'Aix-en-Provence, porte une anal...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 22/03/2008 02:58
badboy
(
17/03/2008 18:00)
Tourisme: Madagascar cible les Français
ECONOMIE
Tourisme
Madagascar cible les Français
Madagascar est présent à la première édition du salon «Le Monde à Paris». Tous les professionnels du tourisme du monde entier ont rend...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/03/2008 16:33
badboy
(
08/03/2008 12:42)
Pseudo
Tsy voalazandrahery ny momba ireo manana pseudo bedebe. Tena aradalà na ve ny fanana pseudo bedebe? Satria maro ny manana pseudo farahafahakeliny 3! Io no tena fototr'ilay fanompana, fandrangitana, ts...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 10/03/2008 11:35
badboy
(
06/03/2008 15:53)
Théorie de l'évolution contre théorie de la création!
Charles Darwin no nametraka ny "théorie de l'évolution" refa avy nandinika ny fomba fivoaran'ny tontolo sy ny fahatongavan'ny olona teto antany:
-Efa ela be no nisy ny tany sy ny fiainana alohan'ny...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 16/03/2008 03:35
