Zao ndray hono ny fika mety

1. badboy ( 22/03/2008 11:06)
Fa tsisy fika ankoatr'izao mitsy zany le opposition, efa manakaleo ilay transition tsy mitondra mankaiza. Fa na izany aza aleo ny mapnao gazety no avelako hitantara ny hevitr'ireo mpanohatra. Anjaran'ny tsirairay ny manohy ny heviny aveo.

POLITIQUE

Projet de transition
Le CRN appelle le peuple à se lever
L'ancien président Albert Zafy et le Comité pour la réconciliation nationale (CRN) enclenchent la vitesse supérieure et appellent la population «à se lever (...) coûte que coûte».


L’ancien président Albert Zafy (à dr.), aux côtés de son bras droit Emmanuel Rakotovahiny (à g.) lors de son premier appel à Ivandry le 7 mars.
Le Comité pour la réconciliation nationale (CRN) durcit le ton. Près de deux semaines après l'appel lancé par Albert Zafy, voilà que son mouvement franchit un pas vers une logique d'affrontement, dans son projet de transition.
«Il faut se lever. Il est temps». C'est le contenu du «message à la population» signé de la main de Albert Zafy.
L'ancien chef de l'État propose une «grande marche, main dans la main, pour entrer dans la transition». «C'est la seule solution pour éviter la guerre civile», soutient-il dans le tract.
Dans le communiqué rédigé selon les variantes de la langue malgache, Albert Zafy montre sa détermination. Il assure vouloir arriver à une transition «coûte que coûte, si le pouvoir ne souhaite pas la faire». Il fait ainsi référence à un premier appel à l'intention du président Ravalomanana pour une «réconciliation nationale» lors des «Journées de réflexion» du CRN, les 7 et 8 mars à Ivandry.
Le communiqué, rédigé il y a une semaine, emprunte un ton très dur. «Nous avons adressé une copie à Ravalomanana et à toutes les autres autorités», a avancé Tabera Andriamanantsoa, membre du CRN. «Par la suite, nous avons envoyé une copie dans presque toutes les communes», a-t-il continué.
Rendez-vous après Pâques
L'appel d'Albert Zafy s'apparente à une incitation à la désobéissance civile et à une provocation à l'endroit du régime. Mais le sénateur Benjamin Vaovao préfère faire endosser la responsabilité au président Ravalomanana. «C'est Ravalomanana qui a choisi la voie de la désobéissance. C'est lui qui foule au pied toutes les lois votées par le Parlement et par le peuple», a affirmé
le parlementaire.
Le sénateur Benjamin Vaovao tente également de toucher la fibre émotionnelle de la population. «Les partisans de Ravalomanana vivent dans l'impunité, comme c'est le cas lors de l'affaire du vol à la Banque centrale à Manakara. Or, au moindre geste, les opposants sont incarcerés. Les autres crèvent à l'étranger», a-t-il souligné, en faisant allusion aux exilés à Paris, suite aux événements de 2002.
La question qui se pose concerne la voie choisie par le CRN pour concrétiser son projet de transition. Depuis deux jours, les ténors du mouvement sont injoignables. «Le professeur Albert Zafy nous a transmis un message. Il a dit que si nous restons les bras croisés, il vaut mieux intégrer le Tiako i Madagasikara (TIM)», a seulement répondu le sénateur Benjamin Vaovao.
En attendant d'autres actions sur le terrain, le professeur Albert Zafy multiplie les consultations. «Il est débordé par des rencontres avec des personnalités issues de diverses entités», a confié un membre du CRN.
Pour l'instant, les autres entités de l'opposition se montrent discrètes sur la démarche du CRN. Quelques dirigeants de la Plate-forme de l'opposition sont injoignables. Seul Henri Lecacheur, qui avoue «être en contact avec Albert Zafy», s'est exprimé. «Je souhaite joyeuses Pâques à toute la population. Je lui donne rendez-vous après Pâques», a-t-il promis.
De son côté, à l'image du député Raharinaivo Andriantoandro, le parti au pouvoir se montre également prudent. «Je ne peux pas encore me prononcer. Je n'ai pas encore lu le texte», a fait savoir le membre du bureau politique TIM.

Encadré
Le Gouvernement attend le CRN
Désiré Rasolofomanana, secrétaire d'État chargé de la sécurité publique, ne se montre pas impressionné par la démarche du Comité pour la réconciliation nationale (CRN).
«Tout cela reste encore au stade d'intention», a remarqué Désiré Rasolofomanana, en commentant l'appel au soulèvement d'Albert Zafy à la population.
Le secrétaire d'État chargé de la sécurité publique affirme pourtant que «les autorités ont déjà leur idée une fois qu'il y aura passage à l'acte».

Iloniaina Alain
Date : 22-03-2008
novalian'i Jeankely ny 24/03/2008 03:12
2. Jeankely ( 22/03/2008 11:09)
Diska Gaokabe.
3. milaibe ( 22/03/2008 11:35)
Tempête dans un verre d'eau!!!
4. milaibe ( 22/03/2008 11:41)
Tempête dans un verre d'eau!!!
5. Jeankely ( 22/03/2008 12:09)
Mila mihetsiketsika aloha Razoky satria izy irery no Malagasy tratran'ny AMPAISOMANTA. Madio mihintsy ary tsisy tantara ratsy ho an'ny taranaka raha mahatafavoaka.=))=))=))
6. kiadi ( 22/03/2008 12:24)
reo indray ny te ahazo seza fa tady hanodina sainbahoka!:-D:-D
7. Jeankely ( 22/03/2008 16:26)
Nitovy indray angaha ny tadin-dokanga t@'ity. Izaho indray aloha tsy any @ badbadboy, na tezitra nahoviana. ahahah=))=))=))
8. badboy ( 22/03/2008 17:14)
kiadi:

reo indray ny te ahazo seza fa tady hanodina sainbahoka!:-D:-D



F'ine!!! Tsy mba misy hevitra matotra fa de transition!!! De inona hono no tsy vitany t@ izy teo ka ho vitany ao anatin'ilay hoe transition????:-P:-P:-P

Reo ry mpanabe paosy mianakavy fa mirangorango ndray!!! TSSSSSSSSSSSSSSSS efa manakaleo!! Fa tena heverindreo hoe kentrina sy tsy ampy saina anga reto vahoaka malagasy fa de tena manao tsinotsinona mitsy!!

Aiza moa ny mpitondra amin'izao no tsy higalabona satria ny hevitra voalanjalanja avy any @ mpanohitra tsisy fa ny hiady seza ihany no ao antsaina!!!:evil::evil::evil::evil:
9. milaibe ( 22/03/2008 21:24)
Le bado&jamba efa tantara sisa napetrany ary tantara ratsy
10. Jeankely ( 22/03/2008 23:51)
Ny Mpanohitra efa diska gaoka. Ny problem iarahana malala saingy ny etsy tsy voazaitra ny ery tataka. Ny fanodikodinana sain'olona no mahagaigy ahy mihintsy. Tsy tsapan'ny sasany fa maharomotra olona ilay owawaowa ary ny Mpanohitra tsy tiany, ny Mpitondra tsy henoiny fa mifanendaka, tsy mifandraharaha na ho aiza na ho aiza. Lasa valala ankarona ilay vahoaka. Izay ilay olana amiko. Ny olona vaovao toa samy tia hamerina ny tranainy tsy nahavita satria milaza @ 20 taona ilay anakiray. Ka amporisihina ho aiza izany ny vahoaka? Avela samy maka ho azy sa atao ahoana. Ny ahy dia amporisiako hanaraka akaiky ny fitondrana izy ahitany ny vahaolanafa tsy hitazandavitra avy eo tengenan'ny sasany ihany.
11. kiadi ( 23/03/2008 12:26)
hita be mintsy le zafy fa tsy tompon'ny hevitra fa lay alika kely amporisiana jivovoa de mivovoa:-D:-D:-D
12. Jeankely ( 23/03/2008 12:42)
Hahaha, teto mba tsy nivovo an'i Kiady aho satria nifanandrify ny hevitra. Gravy be anie ilay nihinana AMPAISOMATA fa nareo ve ahoana? Raha ianao ve tsy mahazo moyenne avy dia manipy gant sa manarina ka mafy mihintsy ilay voaongotra manta iny. Tia hanarina an'iny ry zalahy. Tantara nipetraka hifandovana iny fa nisy hono olona ......afaka 100 taona=))=))=))
13. kiadi ( 23/03/2008 13:50)
tsy olana ange le mivovoa ry jeanpetit fa ba oe ny hevitra ny ampiadina fa tsy de manakina @ fitiavana manakiana fotsiny eh!
nenah aloha ny fijeriko azy de i zafy alika kely baikoina eh! ze tonga eo @ fitondrana de amporisihina iz oe io indray aloha ry zafy an'elah kakero kely de mitsôka!
iz teo tsy hita zay nataony!voahongotra t@ toerany aza iz!CRN hono!i zafy aza tokony any tsiafaha no misy azy fa impiry mandramatra adim-poko!
tsy nisy hotrizay tsy ho hisy mandrakizay io ady poko io!
ny malagasy na samihafa fiahaviana aza samy tompon'ny madagasikara ka tsy ho azo @ zany adim-poko zany!ny gasy gasy fa tsy hotrandry zalah ao afika ao!miady antrano fa te ahazo seza.
aoka zay ny manadala saimbahoka fa hevitra ampandrosoana azy no tokony ataondry zalah reo!
bola betsaka ny matin'ny hanohanana sy matin'ny haretina efa tsy misy amanjatony tôna aty @ tany mandroso(pesta ohatra)
ze mpitondra mahavita ny tsy fisin'ny kéré no mpitondra mahay
14. Jeankely ( 24/03/2008 03:12)
Ilay hoe samihafa fiaviana aloha dia tena laviko. Raha ny olona vao haingana kely sahalan'ny Sinoa lasa Madagasikara, Malagasy lasa Europa izany hoe tao anatin'ny 200 taona dia ekeko. Fa ny Malagasy rehetra iray fiavina amiko. Aty Asia aho ary mihodikodina sady mifandray amin'ny fiaviana maro. Ny volonkoditra misy mazava sy matroka dia tsy midika inona. Timor, Indonesia, Malaysia, Myanmar, Thailand misy manana volonkoditra matroka ary sahala ny Malagasy. Misy manana volo henjana ary mifandringotra ary misy manana malama. Ny fiteny anefa dia teny Malagasy izao no betsaka fa miova kely fotsiny. Ny tena tompontany amin'ireo voatoniko ireo dia somary matromatroka fa nohon'ny fifangaroana @ Sinoa sns dia niova. Mbola hita ireo. Jereo @ Internet ohatra izany Orang Asli fa Malagasy no hitanao nefa ireo no tena vrai Malaysian. Orang midika olona ataontsiaka hoe ranona iry. Tsy mamadika resaka aho fa ny tiako hiaviana dia hoe iray fiaviana ny Malagasy ary tsy tokony hampiadiana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0343