Ahaton'ny FMI sy ny UE ny fanampiana noho ilay boeing

1. badboy ( 07/02/2009 08:57)
Ahaton'ny FMI sy ny UE ny fanampiana 35 millions $ nohon'ny tsy fahampian'ny fanazavana ny fampiasana ireo vola t@ 2008!! Voamarika ao anatin'izany ny fanazavana tsy ampy ny momba ny vola nahazoana ilay boeing!!

Midika ve izany fa hatr@ amerkanina andrandran'i Ravalmanana no efa mamotsotr'azy tanteraka??? Sa henon'izireo ilay antso avo nataon'i Andry ny @ hoe mila ahantona ny fanampiana ilay fitondrana satria maizina ny fampiasana ireo vola ireo??

Manohana an'i Andry ve izany ireo sa mamotsotra andRavalomanana?????? :?: :?:
répondu par rasoan le 07/02/2009 09:37
2. rasoan ( 07/02/2009 09:37)
Tsy hoe miala @ ra8 ny amerikanina fa manitsy izay tsy mety. Raha te handroso bebe kokoa angamba dia mba tsara ihany ny misy manitsy eny am-pandehanana.

Tsy naaton'ny FMI ny fanampiana fa nisy fahatarana @ famoahana ny vola. Ary ny solotenan'ny FMI mihitsy no nilaza izany vao izao.

Le FMI réctifie RFI : “La volonté du FMI d’aider Madagascar dans son développement est inchangée"
Interrogé par RFI, le représentant du FMI à Madagascar, Pierre Van Den Boogaerde, a déclaré que le volume de décaissement des aides du FMI pour le développement de Madagascar reste inchangé, cependant la tranche de 8 millions de dollars censée être décaissée en décembre, est retardé. La raison principale de ce délai supplémentaire est la volonté du FMI de “vérifier la légalité des procédures d’achat de l’aéronef” du Président Ravalomanana. Compte tenu des évènements actuels, le décaissement est décalé mais Pierre Van Den Boogaerde espère qu’il aura lieu en février quand les “problèmes techniques” en suspens seront solutionnés.

Source TopMada.



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0438