Izao izany ny fahaizan'ilay zatovo miohatra ireo goaikantitr

1. badboy ( 01/02/2009 09:59)
Le maire de la capitale s'est imposé en un peu plus d'un an comme le principal opposant au président Marc Ravlomanana.

Doté d'un sens de la communication réel, il a su capitalisé les frustrations des malgaches concernant la baisse de leur pouvoir d'achat et la restriction de la liberté de parole dans la Grande Ile de l'océan Indien.

:-* :-* :-*
répondu par ndenn le 01/02/2009 19:57
2. xxx ( 01/02/2009 10:15)
dia io fotsiny ve no mba hainy dia hanaovana bordel oatrizao e??????????????? :evil: :evil: :evil:
3. badboy ( 01/02/2009 11:12)
Ka io no tsy hain'ilay 1 dia nahatonga ilay bordel!!!! :-* :-* :-*
4. rabilabila ( 01/02/2009 11:56)
Doté d'un sens de la communication réel, il a su capitaliser les frustrations des malgaches concernant la baisse de leur pouvoir d'achat et la restriction de la liberté de parole dans la Grande Ile de l'océan Indien.


Mais il vient dela faire voler en éclats en s'autoproclamant..... ,preuve qu'il a aussi manipulé le "peuple". Fa nahoana ? Antsika no mitsakotsako ny anony !!!

5. badboy ( 01/02/2009 12:14)
Ka io tsy maintsyu nandeha t@ izay satia Ravalomanana tsy hanaiky ny hisian'ny élection anticipée zany mihntsy!!

Ary tokony haverin'i Andry fa Governemanta tetezamita no ho tantaniny fa tsy izy no antsoina hoe filoha vao²!!!

Mino aho fa rahampitso ihany dia ho averiny io vahaolana manamafy sy ifotoran'io hetsika io!! :idea: :idea:
6. ndenn ( 01/02/2009 19:57)
Ra badboy , sy Rabilabila ary ra xxx ,dé ahoana no tena fandehan'ilay aféra bé sôsy ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1149