Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 06/05/2006 07:05)
LE PAYS EST EN DANGER!....
Raha ny fandinihana ny zava-misy ankehitriny dia :mila mitandrina ny mpitondra ankehitriny satria mihamaro ireo olana hita eto @ firenena. -Fitotongan'ny ariary mihoatra ny euro tafakatra 3.000 ar ... tohiny
novalian'i toovs ny 19/05/2006 14:01
xxx ( 05/05/2006 15:47)
resaka taratasy
misy taratasy gasy/vozongo amidy aty an dafy zao ary maika b... karapapaka2000@yahoo.fr... tohiny
novalian'i Evah ny 30/06/2006 08:47
xxx ( 05/05/2006 07:06)
Notapahan'ilay ramatoa ny filahian'ilay rangahy !
Asa na noho ny hamafin'ny fiainana ve fa dia mahavita zavatra tsy ampoizina mihintsy ny olona ankehitriny.Hita ao @ la gazette de la grande île androany io zava-niseho io tao SAB-NAM,ary voalàza fa ... tohiny
novalian'i benito ny 04/06/2006 23:35
xxx ( 04/05/2006 18:08)
leo be
te hanadino anilay sipako za fa leo ny fanalikany ahy, d omeo hevitra mahomby mba hanadinoako azy tanteraka,efa niteny azy ahy we vita ny @nay , fa tsy t hiverndalana intsony za ,fa eo @ fanatanteraha... tohiny
novalian'i xxx ny 18/05/2006 19:25
xxx ( 04/05/2006 15:43)
AUCUN PRESIDENT MALGACHE N'EST SORTI PAR LA GRANDE PORTE....
Mandrak'izao dia tsy mbola nisy filoha malagasy aloha na 1 aza niàla t@m-boninahitra sy bon exemple..Tao ny tsy maintsy nametra-pialàna,tao ny nisy nitifitra,tao ny empêché...Rehefa tonga eo @ fit... tohiny
xxx ( 04/05/2006 10:56)
La mode sy ny fiaraha-monina SAO TAFAHOATRA!!!
Raha sendra nijery ity takelaka ity ny tenanay dia variana ihany hoe dia efa tsy misy henatra intsony ve ? TSY MANANA ANADAHY ve sa dia nahoana loatra? Ekena fa efa andron'ny fandrosoana izao jereo ... tohiny
xxx ( 04/05/2006 05:20)
Inona no zavatra tsapan'ny vehivavy miaraka @ vadin'olona?
Inona kay no zavatra tsapan'ny vehivavy iray efa vadin'olona dia mbola iarahana ihany?:?::?:... tohiny
novalian'i jabole ny 24/05/2006 07:20
xxx ( 03/05/2006 15:11)
Halatr'omby sy ny dahalo ho foana raha toa ka....
Io resaka halatr'omby sy dahalo io dia tsy vao omaly akory fa efa ela na t@ fanjanahan-tany aza dia efa nisy.Maro ny antony ao aloha ny ara-pomba sy netim-paharazana ny bara ohatra mbà hampisehoany n... tohiny
xxx ( 03/05/2006 06:34)
efa renareo ve le fety ao Montpellier?
ho anareo eto Montpellier na faritra hafa aty Frantsa,efa renareo ve ilay feo gasy ao montpellier ny 12 mai?betsaka ny ankizy eto am serasera toa hoe ande any,fomba iray hahafahana hifankalalàna koa ... tohiny
novalian'i era ny 10/05/2006 18:11
xxx ( 03/05/2006 05:15)
Miseho milay i Lahiniriko
Mba gaga iany aho izany hoe inona no antony nandraisana an' Lahiniriko tao am TIM satri mantsy izy dia olona AREMA b mafana fo tamny 2002 reny,isan nametraka ny canal 6 satria membre cabinet tao amny ... tohiny
novalian'i xxx ny 07/05/2006 02:10
xxx ( 02/05/2006 18:34)
Izay orin'asa tantanan'ny fanjakàna tantely afa-drakotra ...
Mandrak'ankehitriny izay orin'asa tantànan'ny fanjakàna dia tantely afa-drakotra:toy ny JIRAMA ohatra :ny antony dia be ireo gabo- raraka ,poste politique ihany koa moa ka dia mazava ho azy. Raha na... tohiny
novalian'i xxx ny 06/06/2006 07:28
xxx ( 02/05/2006 16:59)
Ny ronono mangotraka ny salaka tapaka ......
Ny ronono mangotraka ,ny salàka tapaka ,ny rafozana tonga..tsy hita izay tian'ny mpitondra atao ..izany no zava-misy ara-pôlitika eto MADAGASIKARA @ izao ..ny ao am-bilia tsy lany ny eny ambilàny t... tohiny
novalian'i fijo ny 04/05/2006 19:28
xxx ( 02/05/2006 13:57)
Nety ny nataon'ireo comité hyspanique omaly tany USA!
Izaho manokana dia nankasitraka 100% ny nataon'ireo mpiavy hispaniques (mexicains,chiliens ,...)izay nandà ny tsy niasa sy niantsena eny @ grande surface omaly. Miisa eo @ 40.000.000 eo ho eo moa ry... tohiny
xxx ( 01/05/2006 14:28)
Lazaina fa tsy fihaino ny teny ratsy gasy nefa...
Lazaina fa tsy fihaino sy tena maloto ny teny ratsy gasy nefa dia ny tavaratra sy ny maizina na ny frantsay izany refa henoinao ny teniny ao anaty métro na rer na ao anaty bus tompoko o!!! -j'ai n... tohiny
novalian'i toovs ny 09/06/2006 14:55
xxx ( 01/05/2006 11:35)
fitiavana mamiratra
antson fo,we bandy aty andafy mila fitavana mamiratra aty andafy,otran we tsy aleo ve samy aty an dafy alo no miaraka e,de zay mamaly de hanoratako manokana,de manantena eeeeeeeeeeeee,serieux za an... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/05/2006 07:04
xxx ( 01/05/2006 07:22)
MPIVAVAKA MASIRASIRA!!!!
inona marina no tena dikan'io e? mivavaka alahady ve dia mangalatra akoho alatsinainy sa in:?::?:... tohiny
novalian'i prime ny 23/05/2006 11:53
xxx ( 30/04/2006 18:51)
Isika bandy hono ry zalahy refa mijery sipa dia....
Be ny sipa nanontany ahy hoe fa maninona kay ianareo bandy refa mijery sipa dia tsy maintsy ao ambanimbany ao aloha no jeren'ny maso voalohany ... Dia hoy aho hoe normaly e ...asa ny an'ny sipa aloha... tohiny
novalian'i dylan007 ny 09/11/2006 09:01
xxx ( 29/04/2006 17:11)
Toa lasa fitaovana ny vehivavy ankehitriny !!
Mety maro angamba no gaga hoe fa nahoana no toy io ny titre ..nefa dia raha mandinika aho diso lasa Fitaovana marketing ny vehivavy ankehitriny ...Raha misy zavatra tiana hatao na amidy dia vehivavy m... tohiny
novalian'i koezy ny 04/06/2006 15:08
xxx ( 29/04/2006 15:20)
mbola vao mpifankatia dia efa mifamono sahady..
GAGA sy talanjona ny tena nahita mpifankatia omaly ,tsy ho lazaiko ny toerana .Toa olona mbà maha ny maha izy azy ihany nefa dia mifamono ..Hoy aho tato antsaiko hoe koa maika fa hivady ireto izany t... tohiny
xxx ( 28/04/2006 12:19)
Tiko izy nefa izy tia olonkafa
Misy olona iray manana ny olontiny talohako, refa avy eo anefa izy nilaza fa tia ahy de tsy nety niaraka taminy aho satria izy fantatro fa tia olonkafa nefa izaho t@ io fotoana io tena tia azy. Nony t... tohiny
novalian'i miraymel ny 25/11/2007 13:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2463