Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 18/06/2006 16:43)
Ny fiainana v no mafy sa isika no manamafy azy????????
Miarahaba ny namana rehetra o!!! Nisy ranamana iray izay nilaza tamiko ny fomba fijeriny ny fiainana ankehitriny,hoy izy tamiko:"Tsy ny fiainana ry zandry no sarotra fa isika miaina ety an-tany no m... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/06/2006 08:05
xxx ( 15/06/2006 09:32)
antsom pitiavana daba
hono wa re ol,5 taona zao no taty an dafy za,mba mila namana am zay za io ,te hanambady ,te hanana daba,te hiaina otran ol rehetra e,te hividy daba za nefa tsisy paps,inn no mbo toro hevitra azo atao,... tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/06/2006 13:35
xxx ( 15/06/2006 00:22)
euro any turquie
[img]http://www.andreas-glatzel.de/Fun/Bilder/turkeuro.jpg[/img]... tohiny
novalian'i Mifenty ny 18/06/2006 09:15
xxx ( 14/06/2006 15:51)
Vinanto vavy sy rafozam-bavy!!
Miarahaba ny namana rehetra!! Velom-panotaniana aho,sady tsy azoko mitsy,fa maninona ary ny vinanto vavy sy ny rafozam-bavy matetika tsy mifankahazo mihitsy e??? Ary tsy eto dago ihany io fa na any ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/06/2006 18:20
xxx ( 14/06/2006 12:09)
Chorale aleloia anosisoa
Misy olona tiako ao aminareo ao ho'aho fa na ny anarany aza tsy fantatro e ! Angaha tsy lalina.... tohiny
novalian'i sarobidy ny 24/07/2006 10:06
xxx ( 14/06/2006 09:34)
ahoana ny fahitanareo an' izao kay ?
Tsy manampotoana hijanonana ao antrano mintsy ny vadiko fa de any @ havany foana ,ny hatory fotsiny no hatongavany ao antrano, raha mba misy zvt simba izany mo ao antrano de tsy mba misy fahavitany i... tohiny
novalian'i dailynews ny 30/06/2006 19:30
xxx ( 13/06/2006 17:47)
mbola fitiavina ihany
hatraminizay d niaraka t@ olona tiako foana za nefa tsy d mampiseho fitiavana loatra ry zareo , ary tsy fantako akory we tia ahy izy ireo, fa mametraka fanontaniana foana za we tia ahy v ity bandy ity... tohiny
novalian'i miantra ny 16/06/2006 13:44
xxx ( 13/06/2006 06:15)
fa ampio kely ry zalahy an ,
mba misy fanotaniana kely tiako ampetraka aminareo lehilahy ity satria nareo no tena mety havaly azy , zao an nanao tam na bandy zay za , dia tam ny voalohany dia vetivety kely dia tonga ny azy , di... tohiny
novalian'i nikopol ny 05/09/2006 13:43
xxx ( 09/06/2006 21:41)
FITONDRATENA MANAHIRANA NA NY TENANY NA NY BESINIMARO!!
Miarahaba e, Asa ianareo na mba miray hevitra amiko fa misy hoà olona dia tena ampijalian'io fialonana io, hany ka na dia zavatra fantatra, na hananana, dia lasa mandainga ny olona na manafina mba... tohiny
novalian'i vale ny 27/06/2006 12:49
xxx ( 08/06/2006 11:22)
Mpanao cocktail
Mba ilazao hevitra za amin'ny hoe inona avy no sakafo azo atao amin'ny cocktail ireny... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/06/2006 06:06
xxx ( 08/06/2006 06:59)
sigara
nattao resaba mihitsy ny ady atao @ fifohana sigara: affiche etsy, spot tele eroa izay samy mampitandrina ny voka-dratsin'ny sigara ho an'ny olona mifoka sy ny manodidina azy. fiatsaram-belatsy ihany ... tohiny
novalian'i fijo ny 07/09/2006 21:49
xxx ( 05/06/2006 11:03)
rafozana
inona ny afaka mba hanampiana anareo ahy fa niaritra ihany aho aloa fa misy ny limite hoy ny fitenenana fa tena tsy maintsy mamelona rafozana, mipetraka aty france zahako sy ny vadiko, voa teraka zaza... tohiny
novalian'i hasinando ny 22/06/2006 10:53
xxx ( 05/06/2006 09:09)
lalao eseky
http://www.cheess.com/... tohiny
novalian'i sasa ny 07/06/2006 03:30
xxx ( 01/06/2006 13:08)
FA NATAON' NY JIRAMA AIZA NY VOLAM-BAHOAKA
:?:Dia nankaiza marina ary ny devis naorin'ny JIRAMA tamin'ny taona 2004 sy 2005 fa tena be ny olona no mimenomenona hoe efa voaloa ny devis nefa dia hatrami'izao lazainy fa tsy misy fitaovana foana,i... tohiny
novalian'i prime ny 17/08/2006 12:31
xxx ( 31/05/2006 11:23)
sareraka aiza ianao!! jereo izao fahantranay izao
1- ahoana ny vevitrao?? 2-fa iza no mandoa ny karamn'i ambasadintsika any ivelany?? 3-ny fanjakana malagasy ve sa ny fanjakana any antoerana ? 4-nefa ny gasy miha mahantra be :( [b] Ambas... tohiny
novalian'i marozevo ny 07/06/2006 19:47
xxx ( 31/05/2006 08:38)
fanamboarandalana!!!????RN44
[url]http://[/url]http://www.lexpressmada.com/article.php?id=43639&r=1&d=2006-05-31# Ahona ny fahitanareo an'io ry zareo?Izao ve tsy fanambakana ny gasy any ambanivolo? Nodradradraina fa ho hamboari... tohiny
novalian'i marozevo ny 26/06/2006 21:29
xxx ( 31/05/2006 08:02)
nankaiza ny olo tety no soratra sisa mijoro
mahagaga fa misy olona sasany, tsy manao afa tsy zay hialan sasany fotsiny misy namako zay zao de tsita ntsony, nanjavona hatram sariny b d b tato,fa inn no antony kay,tsy mba misy mandresy lahatra... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/06/2006 04:04
xxx ( 27/05/2006 19:08)
tasy mainty ao ambany elika
efa fantatro fa mety efa nandeha teto ity resaka ity , fa zany hoe mba anotaniako iany alo , ono hoe anreo ve tsy mba misy an le trace mainty be ao ambany elika iny , indrindra ra ohatra ka mirase vol... tohiny
novalian'i xxx ny 01/09/2006 13:26
xxx ( 27/05/2006 09:31)
fahafaha
tsy fantako reto fa za toujour attiré @ lehilahy tsy d mivakiloha foana , zany we olona tsy d miraika amiko loatra , nefa raha vao misy lehilahy tia b ahy d tsy tiako zany fa rehefa izy kosa somary t... tohiny
novalian'i fitia2006 ny 05/06/2006 11:25
xxx ( 23/05/2006 17:31)
Kaonty amin'ny banky!
Misy fanontaniana manitikitika ny saiko ity ry namana sy tapaka isany ato amin'ny serasera. "azo atao ve ny manangana compte en devise étrangère ao Madagasikara? En dollar americain ohatra?", "dia a... tohiny
novalian'i rrgmt ny 21/06/2006 16:22
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3012