Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 21/05/2006 18:24)
tsy rariny
nanao nify tao @ dokotera iray aho dia nikikika be fa naharary . Dia nony vita ilay séance dia naveriny tamiko daholo ny cliché sy ny dossier fa tsy hitsabo ahy intsony hono izy fa izaho mikikika .... tohiny
novalian'i xxx ny 18/07/2006 05:17
xxx ( 21/05/2006 04:39)
resy foana ny gasy
Ny lalao cosafa izany mba fanantenantsika,kanefa tena resy indray ny barea ireto avy ny valiny: Angola - Maurice 5-1 Lesotho - Mozambique 0-0 (5-4 pen) Finale : Lesotho ... tohiny
novalian'i prime ny 28/06/2006 12:44
xxx ( 20/05/2006 06:12)
gazety: fanabeazana tsy manjary
http://www.midi-madagasikara.mg/textes/cu060519.htm#cul1 anga misy ambassade d'australie eto ry midi? :-D:-D:-D:-D:-D... tohiny
novalian'i rafety ny 09/08/2006 11:54
xxx ( 18/05/2006 13:44)
dinika hafa
Ty ndray aza misy dinika hafa e Ohatran'ny tantara kely izy ty. Toy zao ny fandehany: Za zany misy olona miaraka amiko tsy virtoaly fa tena izy. Dia misy olona iray zay koa milaza fa tia ahy fa za ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/05/2006 12:52
xxx ( 17/05/2006 12:41)
samy lehilahy
betsaka ny lehilahy izao tsy mitia vehivavy fa samy lehilahy no miaraka, ahitana daholo na ankizy na antitra na tanora, na artista na sportif na mpivavaka na mpivarotra na saranga inona na saranga ino... tohiny
novalian'i homo ny 13/07/2012 09:17
xxx ( 16/05/2006 19:04)
Fandefasana vola any Dago
Ho antsika mipetraka ivelan'ny Mada Ahoana kay ny fomba fandefasana vola any Dago ankoatran'ny western union?... tohiny
xxx ( 16/05/2006 05:09)
zaza mandeha tevidoha, inona ny fanafodiny?
Manaoana daolo nareo eee, raha mba misy afaka mitondra fanazavana momba ny tevi-dohan'ny zaza kely sy ny fanafodiny dia isaorana mialoha, fa misy ankizy kely izay, 7taona, isaky ny alina mandeha tevid... tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/05/2006 06:23
xxx ( 14/05/2006 17:48)
saika mba hanontany hevitra momba an'ilay fividianana tarata
ohatrany nahita aho fa hoe misy mivarotra taratasy hono aty sao mba mahita ny adiresy ianareo na mahafantatra olona, fa dia mila vonjy be eh. ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/05/2006 08:56
xxx ( 13/05/2006 19:55)
Mitady mafy an'i ERIKA JOERG aho!
Manahoana daholo, SAO mba misy mahafantatra an'iERIKA JEORG (manan-janaka lahy kely 4-taona) isika izay mitsidika eto? Ny mitady dia ilay namanao(vhv gasy) tany @ "ESCALE", t@ taona 2002, tsy niova n... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/05/2006 19:11
xxx ( 11/05/2006 19:08)
Mitady namana malagasy.
Mipetraka [b]San Diego[/b] CA. Revy assuré. Midira eto dia hanoratako hafatra. Misaotra betsaka namaly. :-*... tohiny
novalian'i bobby ny 15/10/2006 07:24
xxx ( 11/05/2006 19:08)
ny foko
Antsoiko ianao ry *fo*.... tohiny
novalian'i omf ny 21/06/2006 09:50
xxx ( 11/05/2006 07:50)
Ny HASINA letsy fidiana a!
Manentana antsika tanora rehetra za hifidy an'i Ny HAsina fa io no tena azo antoka,izaho zany alou d mpanohana an-dRa8 teo alou fa saingy otran efa tsy hitako zay tena marina sy diso am lery e!Ny Hasi... tohiny
novalian'i prime ny 02/06/2006 10:13
xxx ( 09/05/2006 09:00)
LAMAODY VAOVAO!!!!
Efa nisy nanao ihany izy ity taloha vers 80 tany ho any fa ny lehilahy,izany hoe pataloha dia ny short no eny ivelany. Ka ho anareo vehivavy maninona moa raha atao toy ity @ sary ity e=)) http://w... tohiny
xxx ( 08/05/2006 19:03)
Ny député ve olom-boafidy sa olom-boavidy?
Raha ny zava-misy mandrak'ankehitrio dia mampieritreritra ny zava-misy ao @ io assemblée nationale ao TSIMBAZAZA io.Ny député dia solombavam-bahoaka mitondra ny feon'ny vahoaka ....olom-boafidy! ... tohiny
xxx ( 08/05/2006 14:54)
gay mitady namana (amis) lahy na vavy
Izaho dia efa miaraka @ lehilahy ary sambatra tokoa izahay.Na izany anefa dia mba mila mifanerasera @ olona hafa izahay na homosexuel izany na tsia. Olona tsotra sy hedry anefa no tadiavinay; Olona t... tohiny
novalian'i xxx ny 17/10/2006 06:18
xxx ( 08/05/2006 12:56)
velouma dôly afaka herinandro
ts we ts te ho hita zay fa olona roa zahay no somary hangata-dalana kely satri noho ny adidy ts maints atao de afaka 1 semaine eo zay ts ho eto alou mandritra ny fotôna elaela ka de tsofi-rano re :-*... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/05/2006 11:59
xxx ( 08/05/2006 10:20)
hevitrareo
ahoana aloha ny hevirareo aminity fitiavana sy tchat virtuel ty , efa nisi anio resaka io ihany teto fa tiako fantatra we mateza v sa tsy maharitra?indrindra moa aloha ilay fifankahitana voalohany we ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/05/2006 11:11
xxx ( 06/05/2006 16:51)
VOAHOZONA VE ISIKA GASY?
Voahozona ve isika gasy ? -fahantràna -cyclone -politique politicienne -instabilité politique -république bannaniére -chikungunia -déngue -gréve -motion de déstitution ,de censure -ha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/05/2006 14:32
xxx ( 06/05/2006 11:21)
Bé ny te hanao zavatra eto MADAGASIKARA be koa ny misakana..
Izay no zava-misy hatrizay ka mahatonga ny gasy retour à zéro foana mandrak'ankehitrio .Be ny te hanao zavatra nefa be koa ny misakana ny tsy hanaovana an'izany .Asa noho ny toe-tsaina mirefarera @ ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/05/2006 19:48
xxx ( 06/05/2006 09:30)
ps xxx
fa ba manotany wa ny tenako oe ba iza le xxx ato @ forum ato fa tô lery anisany tena mafana fo manoratra mitondra hevitra sy tena mamaly ato @ forum eh! tsy maharaka an'azy aloha ry fiffi sy ry diams... tohiny
novalian'i xxx ny 13/05/2006 18:53
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3803