Liste des messages
Liste des messages, inserés par xxx, par ordre de date
xxx
(
22/05/2010 02:09)
Aza mitsimpona intsony fa mahaiza mipaingotrôôô !!!!!!!!
Ponk ponk ponk ponk / tac tac tac tac !!! gggzzzzzzzzzzzzzzzz ! ggggzzzzzzzzzzzzzzz !!gzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzz !!! mtsaingoka kely kouuuu ééé!! mmssliiiiftrrrr !!mssslifffttttrrr !!!mssssssl...
suite
xxx
(
19/05/2010 05:48)
tena misy ve ny vampire
saika mba hanontany anareo ny tenako fa lasa lavitra ny saiko, fampitahorana sa tena misy marina ve ny vampire sa film fotsiny izy ireny. Efa nisy namana na havana nivadika vampire ve taminareo?
...
suite
répondu par bichette le 07/07/2010 14:52
xxx
(
17/05/2010 11:56)
bevohoka
firy andro na firy herinandro alohan'ny tsy hiterahana no afaka manao farany ?mandra-pateraka !!...
suite
répondu par hana le 23/06/2010 10:06
xxx
(
12/05/2010 16:54)
Mitady malagasy mipetraka any Mayotte
Salama daholo Tompoko,
Mikasa ny hitady vola any Mayotte aho fa tena tsy mahalala ny ambony sy ny ambany mikasika ny fomba rehetra mikasika izany, ka mba maniry ny hisera amin'ireo malagasy efa monin...
suite
répondu par sipagasy le 16/05/2010 20:13
xxx
(
12/05/2010 11:57)
mafana !
refa mitsofoka iny izy iray manontolo dia mafana be ny ao anaty tonelina ! inona no mahatonga izany ????...
suite
répondu par William le 24/11/2010 08:33
xxx
(
12/05/2010 00:12)
Hchnhhhnn !!!
Tsakoahana foana , inona no vahaolana ?? ...
suite
répondu par tasopepa le 12/11/2010 09:41
xxx
(
11/05/2010 11:13)
taratasy vazaha tsy azo
Teraka tany france aho talohan'ny indépendance , dia ,nody teto Madagascar dia mba nangataka taratasy vazaha rehefa lehibe ,dia tsy nahazo .
Mbola te hi-insiste aho ankehitriny . Misaotra mi...
suite
répondu par Blackeagle le 02/11/2011 16:23
xxx
(
08/05/2010 14:29)
Vaha olana!
Mba mahalasa saina ahy ireto zavatra telo ireto, ka indro entiko eto mba hiarahana mandinika.
1 - Raha te hahita vaha olana ianao, na @ olana inona na @ olana inona, de raiso ny baiboly hoy ire...
suite
répondu par bor2lais le 28/05/2010 08:33
xxx
(
07/05/2010 10:36)
be fanadinoana
Misy torohevitra ve azo omena ahy fa mora manadino be ilay zanako 5 taona. Ohatra raha ampianarina marika 1 + 1 = 2 , de adinony vetivety io. Na koa mamaky boky lecture : ohatra L + i , vakina Li de...
suite
répondu par Ratoa le 31/12/2010 17:43
xxx
(
06/05/2010 08:43)
ADINTSAINA (ASA LOHA)
Mba omeo toro-hevitra fa be loatra ny adintsaina noho ny fahasarotan'ny fiainana. Be dia be ny tanjona no kendrena nefa tsy tanteraka daholo. Toa misy sakatsakana foana ....
suite
répondu par niryna le 08/05/2010 20:20
xxx
(
05/05/2010 09:36)
Miss! Mister!!
indray mandeha za no mba sendra nijery io fandaharana io t@ tele ! dia ôtran'ny sorena zany za avy eo ! ny naha sorena ahy ?? toa fanakianana ranoray no taon'ny mpitsara azy fa toa tsy mba nisy mihin...
suite
répondu par kaiaja le 26/05/2011 12:24
xxx
(
04/05/2010 09:35)
SAO MBA MISY MAHAFANTATRA NAREO?
Aôna ny hi conservena yaourt @ pot mandritra ny 15 à 20 jours fa tena mba ilaiko raha mba misy mahalala! efa nijery t@ google fa sarotra be le any fa le mora raha mitsy mahay, zafady de misôtra mia...
suite
répondu par albi le 16/01/2011 22:58
xxx
(
04/05/2010 06:56)
misotro toaka ny sipako, leo be ah nefa tiko izy ts foiko
za de vevav 24ans miarak am bandy 25ans ao an-tananay ! t@ voalohan niarahanay de ts nisotro alou izy fa zao izy lasa mpimamo.Leo be ah nefa tiko izy ts foiko: tsy ampy 1mois akory zay sy izy no niara...
suite
répondu par MitovyB le 02/06/2011 19:37
xxx
(
01/05/2010 15:19)
reny mpisera, toroy hevitra.
azo atao ve ny manome fromage (la vache q rit) an'zaza 6mois???? sa aloha loatra....
suite
répondu par sipagasy le 07/05/2010 06:15
xxx
(
30/04/2010 06:26)
JEU VIDEO - PS 1- PS 2
Mba mila vonjy aminareo mpanabe fa tena variana amin'ny filalaovana JEU VIDEO isankarazany ny zanako , ary ny namany dia io daholo no kilalaony ?...
suite
répondu par soanja le 01/05/2010 22:30
xxx
(
30/04/2010 06:20)
HOMAMIADANA ( CANCER)
Inona no mahatonga ny olona ho voan'ny cancer fa be dia be ankehitriny no voa an'io aretina io ? Ary inona no fiarovana sy fanafodiny ?...
suite
répondu par niryna le 04/05/2010 19:50
xxx
(
29/04/2010 12:45)
sao mahasoa anao koa...
orange madagascar ne fait qu'arnaquer les consommateurs avec leurs produits qui ne marchent meme pas
orange facture les malgaches à 3 fois plus cher que la normale
en piegeant avec 01 an d'abonneme...
suite
répondu par nilex le 30/04/2010 09:11
xxx
(
28/04/2010 22:34)
hiroboka ve za ry reto fa tena ela izay naha- irery izay ?
Zao ny fandehany:efa ela dia ela za zay tsy nanana sipa, efa tsy nieritreritra ny hanana intsony mihitsy satria efa 42 taona za zao , dia efa tsy nanantena intsony mihitsy hoe hisy hijery; vhv za , ts...
suite
répondu par MitovyB le 02/06/2011 19:50
xxx
(
28/04/2010 18:29)
Rado, ilay fitiavako fahiny!!
Asa raha tsaroanareo ity tantara ity " Rado, ilay fitiavako fahiny" nosoratsoratan´ilay mpanoratra teto heritaona lasa izay, dia nanokatra blaogy izy tahoriana kely ary ataoko fa nitsidi-pahitra ke...
suite
répondu par ando12 le 20/12/2015 13:20
xxx
(
28/04/2010 13:01)
urgent : ity ndray aho sy le tantara iny misy tohiny le izy
efa teto aho tsy tadidiko hoe tam ovina : nila torohecitra aho tam zay: satria nisy bandy tiko tao antananay saingy zaho sarokenatra de ts mahay miresaka amiko sady ts sahy ...le bandy hitako fa tia a...
suite
répondu par xxx le 30/04/2010 11:17
