Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 19/02/2010 07:41)
misy masera mahatara ahy, tena tiako
aôna ry zareo fa misy masera jeune kely izay manjakely, vazaha espagnole le izy vao tonga 1 mois zay de efa mba mitsikitsiky be amiko izy fa mifanena foana zahay isa maraina. hatram ny nahatongav... tohiny
novalian'i Ratoa ny 09/03/2010 16:47
xxx ( 19/02/2010 07:36)
misy masera mahatara ahy, tena tiako
aôna ry zareo fa misy masera jeune kely izay manjakely, vazaha espagnole le izy vao tonga 1 mois zay de efa mba mitsikitsiky be amiko izy fa mifanena foana zahay isa maraina. hatram ny nahatongav... tohiny
xxx ( 18/02/2010 14:42)
Diso ve isika raha mba hoe:
:arrow: Matetika isika VHV foana no mitomany amin´ity [b]fitiavana fitiavana[/b] ity . isika tena rehefa TIA dia tena Tia tokoa. ny LHL toa tsy dia tena hoe Tia izany fa mbola mikoty olon- kafa fo... tohiny
novalian'i hasi4 ny 14/05/2010 13:12
xxx ( 16/02/2010 12:23)
ny marina tsy filaza avokoa!
za dia niezaka ny ho tsotra tamin'ny vadiko ihany fa itako fa marina io teny io : mpamily aho ary indraindray moa manao mission any ivelan'A/rivo aho ! refa miverina aho dia manontany ahy ny vadiko we... tohiny
novalian'i xxx ny 25/02/2010 15:37
xxx ( 15/02/2010 20:22)
Inona ny hevitra
Tena manana olana @ firaisana ara-nofo za k'le ny olana d malaky mandé ny n ahy nefa ny vhv iarahako mbola tsy afa-po d lasa mimenomenoa ahy reo,na miaraka @ vadiko za na miaraka @ jôba hafa d mito... tohiny
xxx ( 15/02/2010 14:57)
nahoana loatra re
Ianareo lhl rehefa manambady mba asio peratra ny tanana fa be loatra ny vhv tanora kely voafitakareo!!! :cry: :cry: :cry: rehefa tafiditra lalina indray izy dia be ny mpanenjika hoe mpangala-badin'o... tohiny
xxx ( 13/02/2010 20:38)
ajesaia
Resy t@ ny isa 2 no 1 ny ekipan'Itaosy rehefa nifandona t@ ny Tampon ny azo hamitinana azy dia manatombo isika @ fahaizana , ary ambony be ny fanantenana fa mila ny fanohanantsika ao Mahamasina ka mah... tohiny
xxx ( 13/02/2010 07:55)
mangalabady
misavirivol mints le lhl sasany @ ty karajia sy facebook ity de hisaraka hono fa nahita sipakel majakel de lozana mits madama, ny ankizy misahotaka mahonena mahita le dada tsy misaina intsony fa efa n... tohiny
novalian'i LAVASANGA ny 22/04/2010 04:36
xxx ( 10/02/2010 11:35)
aiza no misy...?
aiza o aiza kay no misy centre de santé o an'ny fitsaboan IST na TOP RESEAU manodidina ny 67ha na Itaosy? Ts d maalala toeran a mants. t anao consultation any @doc f miahiahy sod marary @le perte mvo... tohiny
novalian'i njiva77 ny 30/03/2017 08:00
xxx ( 07/02/2010 14:05)
Mila sakafo gasy aty Europe.
zay mahalala re, omeo site ahafahana mividy anana par internet, raha aty europe. Misaotra mialaloha.... tohiny
novalian'i 3188 ny 23/02/2010 14:38
xxx ( 05/02/2010 07:02)
position tena tin'ny vehivavy !
maromaro ihany zay sipa efa nanaovako zay ! fa itako we le mitsingoloka no maro mpankafy ! fa misy kou sipa tsy tia an'lé fanaovana malefaka fa le gidragidra no tena reveny ! zany oe le efa akaikikai... tohiny
novalian'i rijaxxx ny 02/12/2016 19:11
xxx ( 03/02/2010 07:41)
ami sa petit ami....amant
tantara mahasosotra no mahatsikaiky. Misy vhv 1 efa manambady ,dia manana namana ao aminy facebook.Misy lhl ao tsy mitsahatra miteny tiako ianao isan'andro lava izao,ary tsy 1 fa maromaro.Ilay vhv an... tohiny
novalian'i xxx ny 22/02/2010 12:09
xxx ( 02/02/2010 09:14)
manakaiky ny farany fa mibebaha
kely sisa de tapitra ^^^^^!!!! nefa dia misy ny zanak'olombelona ts mba mino fa hisy ny farany !!!!!! izaho milaza @nareo fa tena efa tokony hitodika @Jesosy ny tsirairay fa ts variana mitsikera ny fa... tohiny
novalian'i sapele ny 29/03/2010 14:19
xxx ( 01/02/2010 15:40)
Diso ve za!!!
Bjr daholo! Manana olana manenjika ny eritreritro andro aman\'alina aho ka mba tiako ny hahalala ny hevitrareo fa tsy fantatro intsony ny tokony ataoko! (l) Niaraka tami-na lhl izay izany za, efa... tohiny
novalian'i vale ny 13/03/2010 12:15
xxx ( 01/02/2010 11:32)
inn no tinareo?? tsara ...sa tsara....???
innn no tinareo vevavy : [b] 1-tsara tarehy nefa tsy de tsara bika fa eo eo iany sa 2-tsara bika fa eo eo iany ny tarehy na ratsiratsy kely [/b] :D :D ... tohiny
novalian'i maryline ny 28/04/2010 23:50
xxx ( 29/01/2010 11:29)
ahoana no fomba ahafantarana fa tonga ny any vhv
ahoana no fomba ahafantarana ny vehivavy rehefa manao firaisana fa hoe tonga ny azy ... tohiny
xxx ( 29/01/2010 09:41)
inn kay no mety ho anton'ny................?????
fa innn kay no mety ho antony mahatonga ny bandy 1 hanao an zao : vô manomboka miaraka am sipa 1 izy de manontany an le sipa hoe : [b]hatraiza kay ny fetran'ny antsika[/b]: le limites zan no tiny ho... tohiny
novalian'i Papoose ny 08/02/2010 19:43
xxx ( 29/01/2010 07:36)
GROS COEUR
INONA NO ANAFODY MAHASITRANA GROS COEUR ?... tohiny
novalian'i fitia2006 ny 27/04/2010 16:14
xxx ( 28/01/2010 13:14)
GOUTTE
INONA NO FANAFODY GOUTTE FA TENA SAHIRANA AHO ?... tohiny
novalian'i Ratoa ny 14/03/2010 05:23
xxx ( 26/01/2010 20:13)
hepatite B
betsaka hono ny gasy no voan'ny hepatite B!nefa ny ankamaroany toa tsy mbola nanao dépistage! ka sao mba misy dokotera gasy afaka manazava be2 kokoa ny signe n'io aretina io!sy mety miafara @ inona r... tohiny
novalian'i farihy ny 27/01/2010 18:59
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1493