Liste des messages

Liste des messages, inserés par xxx, par ordre de date
xxx ( 23/11/2009 15:41)
RAHA HENDRY NAREO DE TSISY RESAKA ANGILETERA TSONY
Fa raha mbola misy manohitohitra ny fanjakandraleninafosijanakombimivadikatidoha kosa de mbola ho avy eto ihany Rangetatsiloabodinteny... suite
répondu par terrywui le 23/11/2009 21:42
xxx ( 23/11/2009 10:17)
RANGILETERA hin hin hin hin hinhon hon hon hon her her
hin hin hin hin hinhon hon hon hon her her her her HO ANJAKAN'I ANGILETERA TSY HO ELA NY SERASERA ! MIVOAHA ELAH RANGLETY FA MITADY TOKO ATO KA SENDRA VATO A misy milaza lety rangilety fa n... suite
répondu par xxx le 23/11/2009 15:30
xxx ( 23/11/2009 10:07)
ANGILETERA VAVAN DRALENINAVOVONANAKOHO
kakampisaka i angiletera ,very hasina ralenindomberankizotra Noho ireo mpitsoamponenana teny amin'ny bas quartier nankany londre dia simba ny tanànan'ny anglisy , jereo ny tatatra , ny tetezan'ny ... suite
répondu par xxx le 23/11/2009 22:40
xxx ( 22/11/2009 23:11)
Montsana daholo ry zalahy tgv serasera
Aiza ary izy zany ha ha ha!!!! ............ mampalahelo ndray lisany ato zany ry wiwi tsisy heno na maty na velona 8O 8O 8O 8O , any Ambanindrangolahy aby hin hin hin !!!! ,,,, kidoro mantsina am... suite
répondu par pikatti le 23/11/2009 17:07
xxx ( 22/11/2009 20:45)
Hateraka any Parisy
Any @ renimalala ??? Tsy mbola tafita isika raha mbola hanaiky foana an'io paika io,n'inona lazainareo n'inona zavatra mazava be ny @ io renimalala ihany no hametraka izay tiany eo reha toa ka tsy m... suite
répondu par fijo le 26/11/2009 23:04
xxx ( 22/11/2009 15:06)
ahoana kay
Salama daholo nareo za reto vehivavy 24 taona manambady mbola tsy niteraka ,mahagaga ahy tatohoato zay de mahatsiaro tena ho mafana aho nefa ny andro mangatsika de tsy mahita tory mihitsy aho aminy al... suite
répondu par xxx le 25/11/2009 19:26
xxx ( 20/11/2009 20:10)
Valin-kafatra ho ani wiwi
[img]http://www.laverite.mg/images/stories/inona_no_vaovao/mihomezapm114.gif[/img] AGILETERA lohan'angidina :-D ... suite
répondu par pikatti le 22/11/2009 21:17
xxx ( 20/11/2009 15:10)
france vs irland ,frantsay mpiatsaravelatsihy
mody tsy dia faly ery ny frantsay hoe handeha ho any afika du sud noho le main an'i thierry henri iny ,alefa daholo izao blabla rehetra izao ,koa maninona moa raha tena milay ianareo ry france no tsy ... suite
répondu par kotobekibo le 29/11/2009 14:42
xxx ( 19/11/2009 22:58)
tsy maintsy mimaste foana
bandy aho ary efa manambady ,ny olana anefa dia lasa mimaste foana aho isan'andro ary manao rapport sexuel foana koa anefa rehefa alina ,tena fomba ratsy tsy mety afaka mihitsy izy ity satria fony mbo... suite
répondu par jarifa le 04/01/2010 10:53
xxx ( 19/11/2009 19:06)
petition
Amin'ny fomba fahitanao ny dinika mandeha, mbola mahaliana anao ve ny forum serasera?... suite
répondu par falyfenosoa le 04/02/2010 10:59
xxx ( 19/11/2009 16:12)
Vavaka mangina
Mangataka antsika hitondra am-bavaka namana mafana fo iray eto amin'ity lohahevitra ity namoy andry niankinana.... suite
répondu par rzakarivola le 24/11/2009 13:43
xxx ( 18/11/2009 22:35)
C'est moche pour les irlandais
:D Tafa ihany lesy sika a! saotra lesy anelka a! saotra lesy thierry lermita amin'ilay main a! misaotra lloris a! eny fa na dia i domenech aza dia hisaorana koa. Saotra reny malala a! Misaotra ants... suite
répondu par Makouto le 21/11/2009 09:21
xxx ( 18/11/2009 19:36)
visa ho France
salaa daholo ! Za ry reto tena miasa lo be mintsy fa mba te hanafatra an'i mamako mba hakaty , fa ny problème de : za mieritreritra ny mba hanafatra azy 2 mois nefa le vola ilain-dry zareo lafo be ... suite
répondu par milix le 15/12/2009 15:18
xxx ( 18/11/2009 16:35)
Toy ny zaza folo taona
Toy ny zaza folo taona Toy ny zaza folo taona no fijerinay anao, Tsy matotra fa misavoana, mieboebo lava izao; Te ho lohany hatrany, tsy mahay manetry tena; Tena latsa-danja ... suite
répondu par milamm le 19/11/2009 23:52
xxx ( 18/11/2009 13:53)
manabe nono
aona no ataoko mba hampa be nono ahy??? mbamila toro hevitra! merci :evil: ... suite
répondu par azamanadino1 le 25/12/2009 14:00
xxx ( 18/11/2009 09:19)
CV n'i Ravalomanana Marc Sosthène!
Nom: Ravalomanana Pr: Marc Sosthéne ray : inconnu reny : inconnu taona :vers XX siecle asa : mpitery ronono sady mivarotra ronono mitapoka rano 30taona asa :teo aloha --filoha fa nahongan'n... suite
répondu par ndotofetsy le 20/11/2009 07:37
xxx ( 17/11/2009 13:23)
Tokantrano ao angletera dia toa izao
Date: 16 novembre 2009 - 17:41 Ny atao hoe herisetra ao an-tokantrano ? Tsy kisendrasendra na vokatry ny tsy fifankazahoana sendra andalovan’ny mpifankatia ny herisetra ao an-tokantano fa fifa... suite
répondu par Papoose le 24/11/2009 16:07
xxx ( 17/11/2009 12:29)
andraso paoly
ny zandriny tsy tian'ny zokiny ary tsy ho tia mahintsyyyyyyyyyyyyyyyy... suite
répondu par Seeno le 03/01/2010 09:45
xxx ( 14/11/2009 06:38)
Misy fanontaniana
Misy fanontaniana ity hapetrako, ho an'ny lehilahy na vehivavy manambady / na tsia, Misy olona miasa @ fournisseur-nay, matetika izahay mihaona, na izaho mankany @ buro ndry zareo na izy mankaty amin... suite
répondu par xxx le 16/11/2009 14:03
xxx ( 12/11/2009 13:05)
fianarana BTP aiza eto tanà?
aiza kay svp no misy formation par correspondance momba ny Bâtiment raha eto tanà? mamoaka DTS, na Ingénieur ny tenanay zao bac bâtiment fotsiny nefa tsy afaka mianatra a plein temps fa mi... suite
répondu par AndriambyII le 01/12/2009 23:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0805