Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 11/11/2009 13:04)
mila vonjy
sao misy malala kay ratoa fizarana ssp vita sonia tany a mairie ka tiana ho foanana,misaotra fa tena grave ka vonjeo*e... tohiny
novalian'i jesuisla ny 17/01/2012 17:43
xxx ( 11/11/2009 06:25)
mila idées
Misy sipa izay. Tsy manintona mihitsy izy physiquement. Pas charmante koa. Tsy mbola nanao sipa izy na efa feno 22 ans aza. Nefa izy fantatro fa mangididy be. Dia te hiaraka amiko hono izy sady fiarah... tohiny
novalian'i maryline ny 16/12/2009 12:39
xxx ( 11/11/2009 05:38)
mandeha rà refa....
inona no mahatonga le mivoka (mikaka) de marary le mamoaka azy na tsy mafy be ary le kka? Sady mande rà , za anefa efa miezaka ny mihinana fruit sy misotro rano b . De mataotra fona za refa mikapa ... tohiny
novalian'i sitlo ny 29/11/2009 20:50
xxx ( 10/11/2009 06:23)
tsy t ho bevoka
hono oa ry reto, ny manao 17ème jour v mahabevoaka, ra nijery t@ net za d oe 24h ny duré de vie ny ovule zany oe mety tsis risque v??? efa une semaine zany za zao no nanao d matahotra za sendra mba... tohiny
novalian'i MitovyB ny 02/06/2011 20:17
xxx ( 09/11/2009 16:12)
Manandafy, roindefo, Andriamasomanana,
Manandafy, roindefo, Andriamasomanana, ireo no tena mahery fo, Tsy misy manainky eto, fa tsy maintsy MAPUTO 3 , na ADDIS-ABBeba 2 va poinsa io... tohiny
novalian'i xxx ny 10/11/2009 16:27
xxx ( 08/11/2009 21:12)
Fangatahana raha azo atao
Tsy hiady hevitra loatra fa mba mangataka fanampiana. sao dia mba misy mahalala site misy ny lisitry ny orinasa rehetra eo Madagasikara. Misaotra mialoha amin'izay mba afaka mamaly ny antso.... tohiny
novalian'i hery ny 10/11/2009 04:36
xxx ( 07/11/2009 05:48)
sipako taloha
Salut daholo, manana sipa 1 zay zah tany Moramanga tany(metisy sinoa milay kely zay), izy tena ty be ahy fa zah no otrany nisaina kely satria zah efa manana hafa aty Tana; tsy nahasakana ny fitiavan... tohiny
novalian'i arialy ny 17/11/2009 08:20
xxx ( 06/11/2009 10:35)
Petit papa Rajoel
petit papa rajoel quand tu descendras du ciel avec tes postes par milliers n'oublie pas mon petit CV... tohiny
xxx ( 05/11/2009 19:34)
efa manomboka manao propagandy koa i mirananirina
http://www.dailymotion.com/video/x6n0fr_kakakaka-dem-propagandy-kandida_fun?from=rss ... tohiny
novalian'i pikatti ny 06/11/2009 00:36
xxx ( 04/11/2009 22:25)
i pikati sy wuiwui sendra tafahoana tampoka tao ampefiloha
http://www.dailymotion.com/video/x6n1uk_kakakaka-dem-trano-lava-be_fun ... tohiny
novalian'i maryline ny 05/11/2009 19:40
xxx ( 04/11/2009 19:36)
tara @ le8 i mialy ka lasa nanaraka azy nivoaka
vao nahita an'i ravalo nivoaka tany @ toilette mialy dia narahiny tany koa i ra8? Mialy Rajoelina a quitté la salle de la séance pleinière il y a quelques minutes. Après elle, plusieurs pers... tohiny
novalian'i xxx ny 05/11/2009 16:51
xxx ( 03/11/2009 23:52)
Rapports.
Drodroka ny aina @ rifoun' ny amerikaka sy eropeana ka mila torohevitra .Tsy zanaka tsy vady nefa mananontanona ny faha 50 taona .Mijaly ny aina sy ny saina ka mba mila fanafany kely raha mba misy n... tohiny
novalian'i Mifenty ny 23/11/2009 16:15
xxx ( 03/11/2009 17:02)
izay vao tena guerre civile raha i tgv no ho lasa president
plan b... tohiny
novalian'i xxx ny 03/11/2009 18:24
xxx ( 03/11/2009 08:53)
vali-kafatra
Te hamaly ny zavatra nosoratan'i jentilisa ao amin'ny blaogy ny tenanay mikasika ilay hoe [i]aleo samy hahita...[/i] fa ohatran'ny tsy dia tena hainay loatra angamba ilay fika fanaovana azy, ka mba mi... tohiny
xxx ( 01/11/2009 17:20)
inona no atao
Za dia vehivavy manambady 1taona zay no nanambadiako t@1 de nilamina sy nahafinaritra ery ny fiainatokatranonay mino aho fa tahakizay daholo rehefa vao manambady mahafinaritra ery fa ny mahagaga de mi... tohiny
novalian'i Veloo ny 06/11/2009 20:43
xxx ( 01/11/2009 14:09)
Alefaso eto ilay endrika01 iny ihinanako azy kely,za bandy
refa tsy laninareo vehivavy ireo ilay endrika01 iny,alefaso aty ihinanako azy ,tsy hilefitra eo anatrehan'ny bandy aiza iny 8) 8) 8) ... tohiny
novalian'i 3188 ny 04/01/2010 15:58
xxx ( 31/10/2009 13:30)
Aoka
[color=blue]Aoka tsy hisy olona hanao tsinontsinona anao noho ny hatanoranao; [u]fa aoka ho tonga fianarana ho an'ny mino hianao amin'ny[/u] [u]fiteny[/u], amin'ny fitondrantena, amin'ny fitiavana, am... tohiny
novalian'i bobone ny 13/11/2009 06:45
xxx ( 28/10/2009 10:40)
dictionnaire français
azafdy, mba mitady dictionnaire azo téléchargena aho ho an izay afaka manampy ahy, français français no tena ilaiko, ary gratuit an! misaotra mialoha e... tohiny
xxx ( 27/10/2009 23:27)
Identité biometrisée .
Fa dia inona loatra no mahazo ny malagasy no dia ovaina isaky ny misy fiovam-pitondrana ireto zavatra manaraka ireto; Karampanondro Vola Mbola tsy leo ny naha vazaha taratasy ny razana taloha an... tohiny
novalian'i xxx ny 28/10/2009 16:20
xxx ( 27/10/2009 21:55)
lafy tsara sy lafy ratsy @ fikapohana zaza
Mieritreritra za fa refa miteraka any aoriana any de tsy mba hikapoka ny zanako zany mitsy. Ny hevitrareo momba ny fitaizana zaza??? Ilaina ve ny fikapohana zaza???? Hoy mantsy ny fiteny hoe: ny zaza... tohiny
novalian'i xxx ny 28/12/2009 14:10
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4541