Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx
(
27/10/2009 17:29)
aleo hisy ny ady vao mihavana isika e
efa ho 8volana mahery izay no lasa,tsy mbola misy mangirana ihany ,lazaina fa pasifista ny gasy nefa mpiatsaravelatsihy no marina ,ny cotiers tsy merina ny merina tsy tia cotiers ,sady efa ela no nahe...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/10/2009 20:56
xxx
(
26/10/2009 09:55)
Reny niteraka sy ny zanany
Tsy manan-kavana mihitsy izy (zaza kamboty) ary nanambady dia niteraka roa.
Maty ilay vadiny ary efa nahazoazo taona izy dia nalain'ilay zanany hiaraka hipetraka amin-dreo.
Nandeha sy nilamina tsara...
tohiny
novalian'i soanja ny 03/11/2009 17:15
xxx
(
26/10/2009 08:52)
momban'ny solon'anarana
Salama daholo !
Za ry reto te hisolo solon'anarana eto @ serasera a ! inona no tokony hatao ? Ny "surnom" ako mantsy no nataoko solon'anarana kay tonga za de be pahafantatra be, tiko ho soloina mint...
tohiny
novalian'i ni81 ny 26/10/2009 09:32
xxx
(
24/10/2009 09:12)
Ranomasom-behivavy, inona no dikany?
Salama dôl dôl nareo retraretra.
Fanafenana ny tsy mety atao ve ny ranomaso ho anareo vehivavy rehefa tratra amin'ny zavatra atao ianareo?...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 01/11/2009 21:25
xxx
(
23/10/2009 20:36)
Terryw, sy pikatty olona tsisy atao
Aza mitap les elaisaina a! mahamenatra ny fomba laisany. Ary laisany tsy mety leo anity resak politika ti a! mahagaga. Mba mamaky ny com laisana za fa tena 0 ny zavatra mba resahanareo ao. Lasa miteni...
tohiny
novalian'i terrywui ny 26/10/2009 13:08
xxx
(
23/10/2009 13:39)
i pikatti avec son clonage vs fianakams dirigé par wiwi
efa mifampiadry eto mihitsy izahay sy pikatti fa vao mipoitra eo iny tonga dia petsaiko...
tohiny
novalian'i terrywui ny 23/10/2009 17:53
xxx
(
23/10/2009 07:57)
Messages
Ahoana no tsy maharay messages mihitsy aho nefa mandefa foana?! de tsy hisy olona mamaly mihitsy ve na de iray monja aza!! possible ve oe misy mamafa ny messages tonga ao @ boîte-ko nefa zah mba ef...
tohiny
novalian'i hery ny 23/10/2009 18:22
xxx
(
22/10/2009 11:29)
mahamenatra !!!
Slt daholo !
Za ry reto mba omeo hevitra momban'ny helika fa tena leo no menatra a! Tsy aiko na misy mitovy amiko na tsy fa , ny heliko ry reto ra vo tsemboka za de misy trace mavomavo a ! de tsy afa...
tohiny
novalian'i fahoria ny 12/10/2011 18:21
xxx
(
19/10/2009 06:22)
nono be: azo akelezina v? sa mapididoza ohatr risk du cancer
ny nono kely am zao de azo alebeazina am reny fitaovana manara penitra ireny
ka ny nono be ve mba azo akelezina kou !! ohatra am reny produits na creme amincissante reny ??? Sa mety mampidi-doza ny f...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 18/11/2009 21:10
xxx
(
17/10/2009 07:04)
Ny tena fahotana dia ny tsy fizarà na ny Hazavana
Raha misy olona iray nahita hazavana ka tsy nizara dia hihamaizina izy satria hototofan'ny haizina manodidina azy.
Raha manana ny mazava isika ka tsy mizara fa manao ny tenantsika fotsiny hoe isika n...
tohiny
novalian'i soanja ny 01/11/2009 21:00
xxx
(
16/10/2009 21:21)
fitiavana be
vitsy ihany v ny fitiavana mitovy sy sahala zany @ lahy sy vavy? za manko rehefa olona tiako b hotrany tsy d miraika amiko na koa rehefa tia b zà ndray ny bandy ray d tsy tiako ndray! ohatrany fani...
tohiny
novalian'i Papoose ny 19/10/2009 14:08
xxx
(
16/10/2009 07:49)
Halako i ravalomanana
Betsabetsaka ihany ny antony hankahalako an'i Marc ravalomanana fa ity didier ignace ratsiraka ity kosa dia alika-matin'olona mihitsy. Ity rangahy jamba ity no tena rangory fototrin'ny afo mamotika an...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 16/10/2009 20:01
xxx
(
15/10/2009 15:01)
anjara sa tsy ?
Marina ny voalaza ny namana etsy ambany, " safidy no lasa anjara" . Misy olona iray namako, manbady izy, ary miaraka @ vehivavy hafa. Nolazaiko izy oe, enao ve tsy efa manana ny anjaranao ? de namaly...
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 17/10/2009 12:04
xxx
(
15/10/2009 06:03)
Reconciliation : tsy menatra ve ?
Mba mahamenatra ihany ireto milaza azy ho mpitari-tolona, hay mpiady an-trano, avy eo mila miantso vonjy à gauche à droite hono mba hampihavanina.
Ny tena samy tena aza tsy mahay mifanaraka ka r...
tohiny
novalian'i Papoose ny 15/10/2009 23:00
xxx
(
14/10/2009 22:48)
asterix chez les dingos hon hon hon
Nous sommes en 2009 après Jésus Christ. Toute la Grande Ile est occupée par les Accords de Maputo … …Toute ?… Non ! Un village peuplé d’irréductibles Malagasy résiste encore...
tohiny
novalian'i pikatti ny 15/10/2009 11:39
xxx
(
14/10/2009 12:05)
Matotra ve ny eto?
Akory aby!
Tsy hoe manana olana ho zaraina aho akory fa mba gaga fotsiny mamaky ny tantaram-piainan'ny tsirairay eto. Fa ny tena mahagaga ahy dia ilay famalin'ny ankizy azy : tsy manenjika be fahatan...
tohiny
novalian'i Djhamhal ny 27/10/2009 10:34
xxx
(
13/10/2009 22:38)
manif gtt republique nation
dia hilahatra indray izany ny gtt @ asabotry izao ka dia samy ho tonga maro e...
tohiny
novalian'i pikatti ny 14/10/2009 11:31
xxx
(
13/10/2009 22:10)
Diso ve
Raha mikasa ny anapaka pont na izany hoe fihavanana ?
Rehefa avy nanampy namana latsaka tao anatin'ny fahasahiranana no nanjary nanaratsy sy nanopanopa? rehefa nolazaiko azy hoe ity zany wa ilay hoe ...
tohiny
novalian'i Veloo ny 21/10/2009 20:16
xxx
(
13/10/2009 16:03)
ts natao ho ahy
salama daholo
izaho manoratra dia vehivavy eo @23ans eo
ts zany fa mba mila toro evitra kely avy aminareo pamaky ny tenako
tojo olana aho ka inoko fa mba mety hisy vahaolana azonareo atolotra ahy...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 16/10/2009 12:39
xxx
(
13/10/2009 14:55)
raha ohatra ve miteraka izahay
izaho efa manambady miteraka 1, tsis olana zahay mivady, d miaraka @ sipako taloha zà @zao, efa 8 taona nerahana izahay d samy b ambopo d nisaraka nefa mbola tao le fitiavana, d zao zay miverina miar...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 26/10/2009 22:06