Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx
(
25/09/2009 08:00)
fisarahana
Tsy mbola nivady fa niaraka teo amin'ny eritaona teo fotsiny. Tao ny mamy, tao ny mafaitra.
Efa nisaraka izahay izao nefa izy mbola tia hijanona ny ho namako foana. Namana fotsiny hono nefa fantatr...
tohiny
novalian'i hezekiaa ny 21/06/2016 16:29
xxx
(
24/09/2009 23:11)
miteny direct o @ onu ny i tgv
http://www.dailymotion.com/video/x8v591_sem-marc-ravalomanana_people
io breurk vive tgv...
tohiny
novalian'i pikatti ny 25/09/2009 12:48
xxx
(
24/09/2009 15:04)
bika aman'endrika
slt à tout le monde !!
otran kely ny ranjoko ry reto a !! ny retra retra am vatako de mifanraka tsara ian fa refa manomboka eo am lohaliko de lasa kely zany hoe la ranjo mits no ts alehany !! ts man...
tohiny
novalian'i bazylou ny 01/11/2009 18:13
xxx
(
24/09/2009 06:27)
gaga aho le
http://forum.lixium.fr/v-6571083.htm...
tohiny
novalian'i dadabe ny 25/09/2009 03:47
xxx
(
23/09/2009 18:07)
discour Andry Rajoelyna tao aminy...
capsat :-D :-D :-D tena manamôly angamba le quindrreeniou ka, sao ary de heveriny ho panamoly sy makorely daholo ny gasy? :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 24/09/2009 18:08
xxx
(
22/09/2009 20:37)
Marina ve zany ry reto
Izaho dia xstianina ,aty @toerana misy ahy dia misy ilay temoin de jehovah ireny zareo mizara boky de raisiko satria mba misy zvt mahasoa sy mahaliana ho vakiana ilay bokinzareo reny marihiko aloha fa...
tohiny
novalian'i ni81 ny 29/09/2009 07:21
xxx
(
22/09/2009 11:06)
mila hevitra
nanambotra ny ordi tany @ mpanamboatra azy dia gaga fa voafafa daholo ny document dia nentiko niverina tany dia hoe io anaty disque dur io daholo,mihezaka aho fa tsy tafa mihitsy
...
tohiny
novalian'i nilex ny 08/10/2009 11:00
xxx
(
21/09/2009 20:33)
rehefa tsy hiady ravalomanana ,omeo an'i tgv ny fanjakana e
leo be izahay toa mba mitolona ihany nefa i ravalo any afrika du sud manao vacance ,alefaso ny mercenaire na vidio ny miaramila dia basta si non laisse nous trankil ,leo an le politika hoe minoa fotsi...
tohiny
novalian'i pikatti ny 23/09/2009 16:22
xxx
(
20/09/2009 23:48)
Very
Miisy lehilahy zay niaraka tamiko fa nisaraka zay avieo, izy tonga de niverina niaraka t'@sipani taloha,za no nisaraka fa vo naheno aho oe miaraka @olokafa izy de tena nakarary ana!t'@volohany aloha n...
tohiny
novalian'i soanja ny 23/09/2009 13:34
xxx
(
20/09/2009 22:56)
Anio info madagascar en 24 heures. Mba jereo fa padainga
ANIO info madagascar en 24 heures...
tohiny
novalian'i pikatti ny 21/09/2009 13:42
xxx
(
20/09/2009 19:58)
mbola azo atao ve ?(surprise)
raha nandinika ny fomba itoriko ny fitiavako amin'ny olon'tiko voalohany aho dia inoko fa raha tsy hahafaly azy dia mety ahatezitra satria dia izao .
efa atramin'ny vao nifankahita tamin' io tovovavy...
tohiny
novalian'i Snowhite ny 29/09/2009 12:13
xxx
(
20/09/2009 10:20)
Voafandrika ve Lavanify?
Misy antony matoa tsy nanao fihetsiketsehana ny légaliste tamin'ny Week end teo.
Mety hitombona araka izany ilay 72 ora nomen'ny miaramila mba hametrahan'i Ndefo fialana. Ka raha izany dia adiny fi...
tohiny
novalian'i lelimpi ny 20/09/2009 19:03
xxx
(
19/09/2009 17:09)
Terrywuy sy hery panneaux INJETO
Terryw: aona mo anaovalah oe pro8 no nandoro any RNM,TVM. NALAELO be zany lah fa may MAGRO SY NY TIKO? aza manao tsara resaka lety fa andana publielah any @FACEBOOK SY YUO TUBE oe ra HERY faly be fa...
tohiny
novalian'i dadabe ny 20/09/2009 17:00
xxx
(
19/09/2009 15:02)
Oan'I TERRYW sy NTSS
Terrywui milaza fa tsimaitsy faizina zay be loha be eto. Any @ topmada.com anie feno belo ratena anafay nareo. Zay milaza eto to toerinareo sy anaovanareo vava tsiambina. ...
tohiny
novalian'i dadabe ny 20/09/2009 06:17
xxx
(
18/09/2009 15:32)
Aiza Ratsirahonana?
Toa lasa tsy henoheno, tsy hita miseho gazety sns tsony ilay tena atidoha nikotrika an'izao savorovoro zao dia Rangahy Ratsirahonana zany.
Manomana tetika hafa hialana pà sy hijapizana amin'izay he...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/09/2009 21:16
xxx
(
18/09/2009 09:12)
Raha namorona ny olona Andriamanitra
Rehefa namorona ny olombelona hono Atra dia nalainy ny fotaka dia nataony toy ny endriny.
Dia rehefa vita dia nataony tanaty lafaoro. Nijanona tanaty lafaoro 15mn teo hoe eo, dia navoakany tao. Tsy m...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 19/09/2009 06:47
xxx
(
16/09/2009 08:33)
hafatra ho an'i pokati av am wiwi
Fantatra zao fa tena le Gtt mitsy no mpamatsy vola reto mpandoro tanana reto.
D'efa ataovy veloma raha misy havan'i pokaty fa ahantonay am poto ndray reo de doranay velona!
D'efa sans pitié io ry...
tohiny
novalian'i pikatti ny 16/09/2009 19:40
xxx
(
16/09/2009 07:42)
Famonjena farany an'i wiwi
Aiza nareo TGV e ?
Mba mila fanampiana ve zay nama de avelanareo seule eto kindinanabavy:oops:
Ompany fianakam's wiwi lisany fa aza manampy anah eo moa
Aiza patrick2002 ,aiza bazylou tongava lessy...
tohiny
novalian'i dadabe ny 17/09/2009 03:55
xxx
(
16/09/2009 06:15)
inona no tsara
sali dol,inona no tsara miala tgv sa mijanona eo fa milay bé ny fiainana miaraka aminy,miadana dol ny vahoaka,ta hiala izy ahoana ny fomba hanalana azy,misaotra :arrow: ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 16/09/2009 13:31
xxx
(
15/09/2009 10:29)
vao dago
salam dol,mba miangavy anareo aty tana e,mba ampitao aminay aty ivelany ny zava-misy aty fa mba marary ko anié ny fonay na alavitra aza satria samy gasy sytia vahoaka gasy e,iray iany ny gasy e,misao...
tohiny
novalian'i Banndi ny 15/09/2009 15:26