Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx
(
13/10/2009 14:28)
hanao avortement
o reto a, mba ampio za, tara une semaine n regle-ko d tena sur za oe bevohoka d inona n fanafody oaniko mba hampandeha az?, sa ve mandé mijery dokotera, za mants mataotra ilay atao curetage iren fa n...
tohiny
novalian'i xxx ny 16/10/2009 11:03
xxx
(
13/10/2009 07:45)
Hafatra voatahiry...namana manokana nanjavona...
Nanjavona daholo ny hafatra voatahiry......
Nanjavona daholo ny namana manokana.....
:( ...
tohiny
novalian'i tess ny 23/10/2009 21:03
xxx
(
12/10/2009 21:49)
retour en force ( bienvenu DADA )
Hafa ihany i DADA...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/10/2009 22:45
xxx
(
12/10/2009 21:31)
poa basy misesisesy eny mahazoarivo @ izao ora izao
vao avy nitel ny rahavaviko mipetraka tsy lavitra ny mahazoarivo za io a pein 10min fa dia feona basy no henoko loza fa loza
misy afaka manazava ve...
tohiny
novalian'i Papoose ny 13/10/2009 10:46
xxx
(
12/10/2009 16:30)
miala ndefo
ramiala i ndefo tokony hiala koa tgv,io no fanafody mety sy tsara indrindra,niara niditra dia miara-mivaoka koa ,sa :?: ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 12/10/2009 22:21
xxx
(
11/10/2009 12:18)
Avezivezeo ohatry ny taim-piraka !
é©¬è¾¾åŠ æ–¯åŠ äººçš„æ”¿å®¢çœŸæ£åœ°è¢«å–,一个值得百万分之一时间他们的实é...
tohiny
novalian'i pikatti ny 11/10/2009 23:23
xxx
(
10/10/2009 21:46)
d’Eugène Mangahazo indray no PM,misaotra e
Arabaina fa nahazo PM cosensus(con +SUCCE)
mitondrana ny anarana hoe
d’Eugène Mangahazo isika dia mifalia daholo ry vahoaka fa ho voky mangahazo izany...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 12/10/2009 05:19
xxx
(
10/10/2009 11:51)
manomana coup d etat vaovao
iza no vonona
Gtt monima mfm zafiste
vonona ve nareo raha misy coup d etat fanindroany eo.
:?: :?: :?: :?: ...
tohiny
novalian'i tsimatimanota ny 13/10/2009 10:18
xxx
(
10/10/2009 08:35)
Tara @ olona @ telephone
Vehivavy le manoratra
Misy olona izay, transitaire-nay any Tana, zah aty Tamatave, matetika izahay roa mifampiantso, resaka asa, fa tato ho ato tsy haiko fa ohatran'ny te-hiresaka be aminy foana zah,...
tohiny
novalian'i xxx ny 19/10/2009 18:38
xxx
(
09/10/2009 10:28)
io indray e
ny eo iany no miverina fa mbola la frantsa foana no voaloany makasitraka any tgv ho president,d aona :!: ...
tohiny
novalian'i Papoose ny 09/10/2009 21:51
xxx
(
09/10/2009 06:41)
une soucope
mangataka i ra8 mba aty madagasikara no hanaovana ny signature ny accord tao @ carlton ,ny vaovao farany dia any suise saingy ny volana decembre ra8 no mody antanindrazana ...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/10/2009 07:30
xxx
(
08/10/2009 16:39)
Fitiavan-tena ao an-tokantrano
Mahavariana ahy loatra ny fitiavantenan'ny ankilany ao an-tokantrano. Jamais izy mba hankasitraka zay ezaka vitanao. Matetika dia ianao indray ary no diso!Na inona na inona atao dia mahita hanankianan...
tohiny
novalian'i cutie ny 11/10/2009 20:26
xxx
(
08/10/2009 11:06)
Un GTT de Montpellier se vente d'avoir violé Rinah Ra/manga
Un GTT de Montpellier de passage à Mada raconte fièrement avoir séquestré et violé avec ses potes Rinah Rakotomanga dans un vestiaire pendant que cette dernière tentait de faire arréter VAZAHA...
tohiny
novalian'i Papoose ny 09/10/2009 17:15
xxx
(
08/10/2009 06:58)
Et le perdant est...
:)
Very ianareo TIM.
Aiza ve ry retsy izao lasa hitambaran'ny 3 mouvances indray ianareo, ny CI koa moa izany dia hitodi-doha aminareo amin'izay. Ary na ianareo manaiky tsy satry na ianareo mand...
tohiny
novalian'i xxx ny 08/10/2009 12:37
xxx
(
07/10/2009 03:53)
MADAGASCAR ET LES MALGACHES LE GRAND PERDANT
Hanaiky ihany ve elah de nandany fotoana fotsiny kleaza a,firenena efa marefo kely io de mbola lalaovina @ io fitiavan-tseza io ihany tsssss :idea: ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 07/10/2009 23:22
xxx
(
06/10/2009 15:22)
Permis de conduire en France
Hono ho aho, mety ho ohatrinona kay no maka permis eto Frantsa . Izany hoe ny écolage @ auto-école (moyenne ) sy ny frais @ examens ?
Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 25/07/2010 21:58
xxx
(
05/10/2009 13:50)
Fiaraha-monina Malagasy momba ny vhv maty vady
Moramora kokoa ho an'n vhv efa maty vady ve indrindra raha mbola tanora le vhv no mahita vady ndray any aoriana any?? Ahona ny hevitry ny fiaraha-monina momba an'io? Atositosiky ny fiaraha-monina ve i...
tohiny
novalian'i xxx ny 31/10/2009 01:12
xxx
(
05/10/2009 09:09)
karoka
Inona moa ry reto ila ireto misy hoe: ....iny ranomasoko iny, ranomaso-pijaliana, ranomaso-pifaliana.... :) izay ihany haiko amin'ilay izy....
tohiny
novalian'i xxx ny 05/10/2009 12:51
xxx
(
04/10/2009 15:10)
Tantara fampahatsiahivana .
Mahatantesa politika Rahery an !
Issu d’une lignee d’esclaves (andevo) affranchis autour de 1896,Albert
RATSIRAKA, pere de Didier RATSIRAKA etait originaire de Niarovana, de
Betsizaraina-...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/10/2009 16:07
xxx
(
04/10/2009 09:37)
tsy azoko tsara
za de vehivavy mampiasa irony pile irony betsaka ny feo henoko hoe rh 1taona nampiasa pilile de miandry 1 taona koa vao afaka miteraka zany hoe manadio kibo hn mitombona ve zany de rh 2taona nampiasa...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 09/10/2009 12:38