d’Eugène Mangahazo indray no PM,misaotra e

1. xxx ( 10/10/2009 21:46)
Arabaina fa nahazo PM cosensus(con +SUCCE)
mitondrana ny anarana hoe
d’Eugène Mangahazo isika dia mifalia daholo ry vahoaka fa ho voky mangahazo izany
2. ndotofetsy ( 10/10/2009 21:50)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
3. xxx ( 10/10/2009 22:09)
sao d con-suçon?

=)) =)) =)) =))
4. vitamatavy ( 11/10/2009 07:18)
vita mayavy i roindefo
hon hon hon hon hon hon hon hon
5. bazylou ( 11/10/2009 08:34)
tsy ratsy indray iny an, eugene mangahazo marina, , de rehefa tafala eo izao le io de i manoela vomanga indray no eo , :-D :-D :-D
6. ndotofetsy ( 11/10/2009 19:39)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
7. rabaradaka ( 12/10/2009 05:19)
Mbola tsy vita ny sonia ry dadatoa, mbola tsy PM i Mangalaza fa PM sandoka sady tsy ho PM mihitsy raha ny fahitako an'io dadatoa Mangalaza io fa ho Président du Conseil de Transition
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1278