io indray e

1. xxx ( 09/10/2009 10:28)
ny eo iany no miverina fa mbola la frantsa foana no voaloany makasitraka any tgv ho president,d aona :!:
novalian'i Papoose ny 09/10/2009 21:51
2. feticon ( 09/10/2009 12:10)
aoka wa izay fa efa vita iny ny carlita dia fizarana seza izao no mahamaika e
3. Logan89 ( 09/10/2009 12:16)
Seza feno tsilo,tsisy mahamaika :roll:
4. Papoose ( 09/10/2009 13:07)
tsy maika ahoana, ny gasy aza miha-mahantra am-pitoerana!!!!
5. dadabe ( 09/10/2009 13:52)
Mpandefa : Logan89 [ Valio ] 09-10-2009 14:16:35
Lohateny : Re : io indray e
Seza feno tsilo,tsisy mahamaika

any andafy angamba nareo d tsy maika satria mikaly milay foana isanadro kle :(

papoose ve oaa efa ampy taona :-w
6. xxx ( 09/10/2009 14:12)
f'angaha raha misy reconaissance dia hoe hilamina ny tany ho mora ny fiainana :-D :-D :-D
7. xxx ( 09/10/2009 14:19)
Papoose:

tsy maika ahoana, ny gasy aza miha-mahantra am-pitoerana!!!!


marina tena marina io,palao zay vaza azo e,merci
:-*
8. dadabe ( 09/10/2009 14:19)
:-D
9. Papoose ( 09/10/2009 16:07)
grand papa, fa maninona wa????
10. fijo ( 09/10/2009 20:57)
hihihihihi mbola zaza letsy io ry bedada an
11. Papoose ( 09/10/2009 21:12)
fa ahoana mihitsy eee!!! :^)

:-P
12. vitamatavy ( 09/10/2009 21:42)
:?: :?: :?:
13. Papoose ( 09/10/2009 21:51)
:lol: :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0451