Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 03/10/2009 05:44)
mpanjaka
:twisted: dia mihomana daolo izany fa tgv no mpanjaka tsika gasy aloa e,zay no vita mahery izy,mahaiza mihonona daolo e,basta na kool (l) ... tohiny
novalian'i papala ny 06/10/2009 09:39
xxx ( 01/10/2009 10:01)
hery-sona, le sentimental
Mba namakimaky tononkalo ny tenako hoa, dia nahita ny zavatra nosoratan-drahery e! Ka gaga sy talanjona ny anao lahy satria ao amin'ny dinika politika moa no tena zavatra jereko ato amin'ny serasera. ... tohiny
novalian'i xxx ny 02/10/2009 15:51
xxx ( 30/09/2009 20:45)
i rondefo sy tgv le siamois @ politika malagasy
tsy afa misaraka hono izy mirahalahy a izay no dina nifanarahana teny @ 13mai , http://www.koreus.com/video/freres-siamois.html vive tgv... tohiny
novalian'i xxx ny 01/10/2009 22:12
xxx ( 30/09/2009 16:33)
le dj koa aza tsy mila anah balkabôsy ndray zany
Tahak'izay ihany tsy noroahiko i Rossy zao ataony mihinana aty frantsa aty ndray file:///C:/Users/Pictures/POLITIKA/IMG_1080.JPG... tohiny
novalian'i diloo ny 30/09/2009 23:04
xxx ( 30/09/2009 16:09)
Na ef midona amin rindrina az d atov ian n lohabe e !
hita izao f tsis chance intsoni ni atafvok ni tolona ataon'n eo amn MAGRO betsaka mpikambana TIMdrindr ireo Leader las nivadika palitao izay antoni ehib nahatofok sy nampihena b 50% ireo mpitolona,asa... tohiny
novalian'i diloo ny 30/09/2009 23:16
xxx ( 30/09/2009 15:03)
i lieutnant colonel charles no favy be
S'il ose revenir à Madagascar ce Chissamo, il va s'en occuper particulièrement!! Hé ben! Charles le 06/10/2009 on attend votre réaction. Sinon vous seriez non seulement sans qualité mais auss... tohiny
xxx ( 29/09/2009 10:25)
fifandonana tao am foyer cachan
fa inon ny kozy tao?... tohiny
novalian'i fijo ny 30/09/2009 20:26
xxx ( 29/09/2009 05:28)
ahona no atao ra te ho bevoka ?
mety hipetraka ve ry reto ny zaza amin ' ny 10em jr no anaovana rs .Nena zao tam 10em jr de 12em jr ,de mety v zany , eny eh tsy hadino ny am 14em jr. De aona reto refa avy manao rs iny ve tsy azo at... tohiny
novalian'i fenouhy ny 12/10/2009 16:03
xxx ( 28/09/2009 14:09)
GTT d'Amerique!!
d tafita ny tolona é!! Témoignages du GTT America Écrit par Administrator Lundi, 28 Septembre 2009 09:45 Mamangy! Fandresena anankiroa miezinezina no vitantsika Mouvance Ravaloma... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/10/2009 06:39
xxx ( 28/09/2009 13:55)
tratra ny bavain'i wiwi nidenonce tany @ capsat
http://www.youtube.com/watch?v=c3NZIdQ0Eqc&feature=player_embedded http://www.youtube.com/watch?v=oS4tCXT-IhI&feature=player_embedded#t=13 hay hay hay ,tratra ny fianakams tonga dia vita matavy e... tohiny
novalian'i xxx ny 01/10/2009 12:48
xxx ( 28/09/2009 12:43)
fanadinoana olontiana mahomby
Inona reto ny atao ra te hanadino ny olontiana talouh, izany oe niaraka efa ho 7 ans d nisaraka nefa samy mbola tia, dia @ zao efa samy nanambady dia zao nihaona dia niverina niaraka b indray dia nefa... tohiny
novalian'i cutie ny 07/10/2009 20:19
xxx ( 27/09/2009 05:34)
tantara
akory diaby dia ahoana conclusion ny fandehany homaly zareo,nisy tena bala hoe fa tsy bal blanc tsony firy no naratra dia hoana ny farany,mangidy fa anjara ny tena no tavela aty am-pita ka mba miangav... tohiny
novalian'i pikatti ny 28/09/2009 16:43
xxx ( 26/09/2009 21:39)
Tsy hiala aho h'a
Efa in-droa nitady toerana hialokalofana i TGV, saingy tsy nisy fika mihintsy, satria dia manery mafy ny CAPSAT any an-tanana moa ny toerana tadiavina tsy te ho ratsy endrika amin'izao tontolo izao di... tohiny
novalian'i pikatti ny 27/09/2009 16:52
xxx ( 26/09/2009 18:31)
Famerenana fanindroany ,sady farany .
26 membre des délégations des pays subsahariens ont torpiller la crédibilité de la HAT aux sieges des NU . Hita taratra foana ny lohan' alika tsy vanon- ko olona eto ambonin' ity tany ity.Mbola h... tohiny
xxx ( 26/09/2009 13:41)
miakatra be izany foza izany sady maro an'isa
hay olona iray ihany le izy fa manao ps maro be,manao bourrage des urnes eto fotsiny =)) =)) =)) ... tohiny
novalian'i pikatti ny 27/09/2009 17:00
xxx ( 26/09/2009 05:12)
aiza re e
hono a fa aiza no tena hivoriana e,mahamasina sa antsomjobe,misaotra :!: ... tohiny
novalian'i xxx ny 27/09/2009 03:30
xxx ( 25/09/2009 23:17)
copier coller discour rajoelina de wain be
ty ny copier http://www.gouvernement.lu/salle_presse/discours/autres_membres/2007/09septembre/24asselborn_uno_climat/index.html de araho ato @ video ato ny coller http://www.vatofototra.com/top... tohiny
novalian'i maryline ny 26/09/2009 08:57
xxx ( 25/09/2009 16:51)
Antsonjombe sy Mahamasina .
Ho an'ireo mpanaradia ny mouvance izatsy na izary , dia tadidio fa tsy misy ny manana ny monopole de la force de repression ,fa tsy maintsy teny hifampierana aloha io vao misy ny acte militaire raha h... tohiny
xxx ( 25/09/2009 12:36)
ela loatra nama le figadony a.
hoy Ra8 izay hoe ne melange pas la vitesse et precipitation sao dia haingam-pandeha loatra i Rajoelina e hatramin'izao mbola tsy misy action foana fa ny eo ampelatanana indray ity no mila ho lany. ... tohiny
novalian'i pikatti ny 25/09/2009 15:38
xxx ( 25/09/2009 12:31)
Valala ankarona no hiafarany
10h50 - POLITIQUE : des membres de la HAT ont proposé la nomination d’un autre premier ministre à la place de Monja Roindefo lors de leurs travaux de réunion hier au Palais du Sénat à Anosy. Ce... tohiny
novalian'i fijo ny 25/09/2009 21:05
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.7941