tratra ny bavain'i wiwi nidenonce tany @ capsat

1. xxx ( 28/09/2009 13:55)
http://www.youtube.com/watch?v=c3NZIdQ0Eqc&feature=player_embedded
http://www.youtube.com/watch?v=oS4tCXT-IhI&feature=player_embedded#t=13
hay hay hay ,tratra ny fianakams tonga dia vita matavy e
novalian'i xxx ny 01/10/2009 12:48
2. Mirananirina ( 28/09/2009 14:10)
hihihi,mahagaga tokoa ilay sary an;dia nataon'ireo inona ary zao ireny olona ireny.
3. terrywui ( 28/09/2009 14:43)
Ny hanjo anlaisany TIM sy ny 3mvs manombika izao tsy eritreretina fa eo no midelira eo !! hiala amize sadec zahay ho entinay irery amzay ny tetezamiota na ny fitondrana izay anay ihany fa ndana mitomany mafibe ry GTTx sy TIMx sy ry 3mvsx ha ha ha !! bavinay toko a bavinay !!!hon hon !
4. pikatti ( 28/09/2009 16:56)
bavinay toko a bavinay !!!hon hon
:-D
marina le kôzy e,efa ela less zay basy nampitahorana zay fa tsy manakana ny feom-bahoaka a
Mitohy ny tolona
5. zoam ( 28/09/2009 17:38)
ento lesy ny tetezamita dia aza be teraina eo ,efa mandroso ny firenena dia izay ,efa 7 volana izany no lasa nefa mbola indrisy ary indrisy foana ,
6. diloo ( 28/09/2009 19:31)
Terrywui-->
bavinay toko a bavinay !!!hon hon !


Tsy dia tsara loatra ry Terrywui, raha exposer-na toy izao ny bavinareo an.
Tsy mba tsapanao ve fa elle se met en danger toute seule sans se rendre compte.
Bien sûr amin'io fotoana io misy ny miaramila miaro azy, fa indray andro any ary mety tsy ho ela akory, dia tadin'ny olona ny tarehiny dia mety ho simban'ny olona raha sendra mandeha irery.
Tena mba tsy misaina koa ny Capsat mi-enroler tanora ,indrindra fa vehivavy, dia hirahina hanao asana dekisa.
Mafy tokoa ny fiainana ankehintriny, dia vidiana ireo tanora toa iny zatovo vavy iny, hanao asa trés risqué. Efa manakaiky 3000 ariary tokoa ny euros izao, dia mihamahantra ny tanora dia ampiasana manao asa mety mihatra aman'aina.
Ny recrutement etsy andaniny, raha te ahazo jala, dia mandalo eny amin'ny biraon'i raSarla eny @'ny Jirama, toa ny fanaony tsy maintsy lemany aloha vao mahazo ilay carte professionnelle ho mpitsikilo.
Tandremo ra-Terry fa Boto alika anie iny e.
Araka izany dia sakano ny bavinao tsy anao io asa io fa mety rava izy. Fa aleo ianao mihintsy no solony e raha tsy matahotra ny mpokona ianao sy ny fianakam's.
Andramo aza asiana miaramila miambona anareo dia ho jerena eo raha masaky hivelan'ny serasera. :wink:
7. lelimpi ( 28/09/2009 20:11)
i sarla anie ry letia mitondra pa 20MM magnom,vita any ny bavin ialahy
8. Papoose ( 28/09/2009 21:13)
tsisy azoko le video, fa nanin no nosamborina le ol?
9. xxx ( 29/09/2009 16:41)
_____________________________________________________________________
hanjo anlaisany TIM sy ny 3mvs manombika izao tsy eritreretina fa eo no midelira eo !! hiala amize sadec zahay ho entinay irery amzay ny tetezamiota na ny fitondrana izay anay ihany fa ndana mitomany mafibe ry GTTx sy TIMx sy ry 3mvsx ha ha ha !! bavinay toko a bavinay !!!hon hon !

_______________________________________________________________________
Fa mihevitra AZY HO IZA RY TERY WUI NO HITENY HOE HIALA @ SADEC?fanjakana tsy misy mpanao combien any ivelany io ,NY DONDRINA OHATRANAREO IRERY ANGE no manaiky an'io ho fanjakana é,sao dia manonofy antoandro,TSISY FANJAKANA ETO MCAR @izao ka tsy misy miala @SADEC IZANY EO NA HANDEHA @BAMIN'NY LOHANAO AZA .
10. fijo ( 29/09/2009 23:08)
mampalahelo mihintsy le izy
11. pikatti ( 29/09/2009 23:40)
Lohateny : Re : tratra ny bavain'i wiwi nidenonce tany @ capsat

mbola ho taratra koa elah wiwi @ io HERY2 nelah io :-D :-D
12. bazylou ( 30/09/2009 12:19)
vive tgv
13. pink ( 30/09/2009 12:25)
bazylou:

vive tgv



Toa hiforitra ihany io fa toa gravy ihany izany hoe mitifitra ny ny vahoaka. guinéé latsaka kely sisa ity
14. xxx ( 01/10/2009 12:48)
rehef mitifitra ny 7 fev, tsy hita sadek,
zao tsy mety makeny antsonjonjobe ry donaka izany, fa donto loatra,
de vao sakana kely, de efa mampitovy ny tany guiné sahady,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0525