Liste des messages

Liste des messages, inserés par xxx, par ordre de date
xxx ( 23/12/2009 08:31)
www.sakakely.tk, azo iresahana momba ny vonikazo
[quote]www.sakakely.tk[/quote] mazotoa tompoko... suite
répondu par farihy le 24/08/2010 12:54
xxx ( 23/12/2009 08:29)
www.sakakely.tk, Tchat azo iresahana vavaka
[quote]www.sakakely.tk[/quote] mazotoa tompoko... suite
répondu par Veloo le 29/12/2009 13:57
xxx ( 23/12/2009 08:25)
Tchat ahafahana miresaka
[quote]www.sakakely.tk[/quote] mazotoa... suite
xxx ( 20/12/2009 22:53)
Teny ratsy sa saina vizana ? ho an\' ny mpiandraikitra .
Mikasika ny ompa sy ny teny maharary no tiana hasian- teny .Ahoana moa no hilazana fa izao sy izao dia teny ratsy nefa dia heno eraky ny vaza-mototra ireo tenin-jatovo sokajiana ho mpihoam-pefy mpandÃ... suite
répondu par falyfenosoa le 04/02/2010 10:43
xxx ( 17/12/2009 11:40)
namana???
Arahaba. Tsy izany fa rehefa mba mitady namana vaovao sy mitovy feeling amiko aho dia tena sahirana mihitsy. Ny antony voalohany angamba dia noho ny tsy filazantsika namana tsirairay ny tena marina... suite
répondu par hery le 19/12/2009 23:16
xxx ( 15/12/2009 17:29)
RNS 2010
Ho antsika mpankafy sy mpandeha amin'ny RNS (rencontre nationale sportive) dia voaraiko androany ny vaovao fa dia any montpellier zany no atao ny fihaonana RNS 2010. Efa siosion-dresaka nandeha efa el... suite
répondu par Ralay le 10/03/2010 17:23
xxx ( 14/12/2009 07:56)
douleur avant regle
bonjour daol. misy fanontaniana kely ito : isakin' alohan'ny regle'ko aho de misy douleur fôna, ny nonoko sy ny lohako no marary. efa nanantona doktera fa normal tsara ono. Tamin'ty mois ty mbol nis ... suite
répondu par arialy le 26/01/2010 12:14
xxx ( 12/12/2009 06:56)
Ampitapitao hono
----- Original Message ----- From: Kasa M/car To: mpisera Sent: Wednesday, November 25, 2009 2:41 PM Subject: : VAVAKA Aparitao any e !!! VAVAKA Andriamanitra no nahary ahy.Misy aho satri... suite
répondu par niryna le 17/12/2009 15:22
xxx ( 10/12/2009 03:06)
tsy manana olo-tiana
Rehefa tsy manana olo-tiana ny vehivavy iray dia lasa masiaka. Ka raha vao misy lehilahy mba te hiaraka aminy aza dia any amin'iny foana no miantefa ny rehatra. Izao alahelom-po hatry ny ela rehetra i... suite
répondu par xxx le 04/01/2010 18:35
xxx ( 09/12/2009 22:47)
FOM-BEHIVAVY
Mila toro hevitra be avy aminareo namana vehivavy aho: isika vhv hono mora mivadika ....Nandà mafy izany aho t@ ilay fiancé _ko nandeha tany Dago; nilokaloka mafy fa azy irery dia irery , hiandry az... suite
répondu par njari le 24/02/2010 08:27
xxx ( 09/12/2009 17:42)
ONGPDT
En tant que membre des NATIONS-UNIES et ORGANISME POUR LA PROTECTION DE DROIT DES TRAVAILLEURS: nous tenons en compte que des ressortissants malgaches sont torturés par des travaux illégaux et ho... suite
répondu par laloanany le 11/03/2012 22:59
xxx ( 09/12/2009 09:55)
quel soulagement...
Tena enjana mihitsy rehefa poritra te hamany iny enao. Tatavy efa saika ho vaky raha niandry WC, ilay embouteillage tsy nety tapitra, heureusement fa somary maizimaizina dia nalefako tao anaty tavoang... suite
répondu par xxx le 21/12/2009 09:38
xxx ( 08/12/2009 10:51)
Ahoana no fahitanareo vehivavy...
Ny fitondran-tenan' ny vehivavy vao tera-bao manoloana an-drangahy. Tena ohatry ny tsy mi- existe izany intsony ny tenan-dralehilahy aminy , toa lasa fanaka ao an-trano mihitsy aza indraindray , tsy... suite
répondu par arialy le 26/01/2010 12:31
xxx ( 07/12/2009 06:12)
urgent !!! mba mila hevitra avy any aminareo aho
Ts hitako ze hatao ry reto a !! tam heritaona za niaraka tam zay bandy 1 zay: izy no sipako voaloan de niaraka nandritra ny 5 mois teo eo zay de nisaraka za ! ny antony?? Mampirafy beu izy sady nampij... suite
répondu par jarifa le 30/12/2009 09:42
xxx ( 01/12/2009 07:50)
sssss...
Inona koa ary ty spam mikasika ny krismasy tsy mety miala nalefan'i hery ity, sss.......hafatra vaovao 1 izany hony...sssssss... suite
répondu par Mirananirina le 08/12/2009 14:00
xxx ( 30/11/2009 20:53)
Miss 2009
[URL=http://img690.imageshack.us/i/n1393377381302523116821.jpg/][IMG]http://img690.imageshack.us/img690/1438/n1393377381302523116821.th.jpg[/IMG][/URL] :D ... suite
répondu par falyfenosoa le 04/02/2010 10:37
xxx ( 29/11/2009 14:06)
mba ampio e
Izaho dia vehivavy mampiasa pile tsy mampiteraka ireny hoanina isanandro dia amizao ny vadiko lasa nanao tournee2volana dia te hijanona tsy hampiasa pile isanandro aho satria za tsy manao firaisana ne... suite
répondu par nainarazafy le 14/12/2012 12:16
xxx ( 24/11/2009 11:05)
KELY SISA DIA TSY HI EXISTE ETO AMIN FORUM SERASERA NY TIM
Efa tsy misy sahy mifanehatra hevitra sy dinika tsony ny TIM fa mitsaingoka kely sy mifanilaka sisa , dia mitazandavitra tsy hisy olona vao sahy mamaly eto ! azon'ny TGV 100% koa ny ministeran'n... suite
répondu par terrywui le 26/11/2009 17:47
xxx ( 24/11/2009 10:23)
maninona raha manangana gouv vaovao koa isika TIM e
Azotsika atao tsara koa anie no manangana gvt vaovao fa efa samy manao zay saimpantany eto daholo ny rehetra ,ka ny UA sy New York no atao mpanohana azy ara-diplomasia sy ara-bola ,fa ezahina ho olona... suite
répondu par terrywui le 27/11/2009 09:04
xxx ( 23/11/2009 22:27)
Requiem pour un vrai sniper !
L'homme le plus dangeureux de notre èpoque n'est pas du tout connu . Mais on saisit plus ou moins bien son identité à travers ses actes . Contrairement a ce qu' on pense ,Radovan karadzic ,Oussa... suite
répondu par xxx le 25/11/2009 09:02
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.1376