RNS 2010

1. xxx ( 15/12/2009 17:29)
Ho antsika mpankafy sy mpandeha amin'ny RNS (rencontre nationale sportive) dia voaraiko androany ny vaovao fa dia any montpellier zany no atao ny fihaonana RNS 2010. Efa siosion-dresaka nandeha efa ela ihany moa io anaran-tanana io fa dia confirmation ity lazaiko anareo ity.

Tena ahita ranomasina indray zany amin'ity. 8)
novalian'i Ralay ny 10/03/2010 17:23
2. sipagasy ( 09/03/2010 20:55)
dia mahafinaritra reh izany fa izahay tsy ho avy any @ ity taona ity fa adiny 10 fotsiny miala avy aty aminay io kouhhhh
3. Ralay ( 10/03/2010 17:23)
Dia tsy hahita sipagasy indray izany ko snif , ampahafirin'ny nataonay nakany Nantes izany anefa e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2799