Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 25/01/2010 20:57)
Didy folo kristiana manoloana ny fahasarotam-piainana
1 Aza miady irery ...fa mihavàna aminAndriamanitra (Genesisy 3.17-19) 2 Aza matahotra ny fahasahiranana ...fa ao aminny mangidy no misy ny mamy (salamo 119..71) 3 Aza mivarilavo nohonny fahas... tohiny
xxx ( 25/01/2010 12:50)
AIZA NO MISY NY POINT G NY VHV
Ahoana ny fomba atao mba hanomezana fahafampo ny vehivavy rehafa manao firaisana, misy teknika ve sa ahoana,aiza koa no ahitana ny point G... tohiny
novalian'i fredkwel ny 21/06/2016 13:42
xxx ( 23/01/2010 07:51)
RADO, Vavaka.
VAVAKA Tompo ô ! Mafisa fo, Ka aza omena valiny aho Na nangataka aza anio ! Fa iangaviako Ianao ! Omeo ho an’ny rahalahiko, Ary ho azy manontolo, Izay fangatako isan-andro ! Omeo ho anâ... tohiny
novalian'i niryna ny 28/01/2010 04:57
xxx ( 20/01/2010 07:48)
ts mande am laoniny ny fiainako ara pitiavana !! kivy be ah
efa tanjoko hatram zay no hoe à partir ny 20ans vô manao sipa !!rah nande mou ny ftona de 22ans ah vô tena tapa kevitra : 1-de niaraka tam zay bandy 1 zay: 5volana monja zahay no niaraka de nisar... tohiny
novalian'i MitovyB ny 02/06/2011 20:09
xxx ( 19/01/2010 07:37)
fianarana
manaona saika mba anotany fotsiny aho hoe sao kay mba misy olona mahalala na mahafantatra site misy ny sujet BAC MALAGASY tamini taona efa lasa (voir méme depuis l'année 2005 si possible) miaraka a... tohiny
novalian'i Ratoa ny 23/01/2010 21:52
xxx ( 18/01/2010 15:42)
Fa nakaiza leaza?
Nahavoaray hafatra vaovao 27 aho ka sady faly no sahirana, nefa rehefa notsindrina ilay izy, dia izao no zavatra hita tao: "Tsy misy hafatra hita", hihihihi....... tohiny
novalian'i dadax ny 16/04/2010 07:06
xxx ( 18/01/2010 11:53)
Mba te hahalàla ny @ atao hoe manaizana .
Lehilahy aho ary manana anabavy 4 , rahalahy 4 . Te hanontany ny @ ity lazaina hoe "aizana" ity aho fa tsy azoko andoha mihintsy ilay izy . Rehefa manaizana ve ny vehivavy bevoka dé tsy maintsy mile... tohiny
novalian'i vale ny 28/01/2010 13:50
xxx ( 17/01/2010 14:07)
Ny tena Andriamanitra marina
Mba manontany anareo Kristiana ireto aho hoe ahoana marina moa no hilazanareo fa io Atra voasoratra ao anaty baiboly io no tena Atra nahary izao rehetra izao e ! ... tohiny
novalian'i xxx ny 09/02/2010 08:33
xxx ( 16/01/2010 14:03)
Lahy antitra boribory !
Olona 75 taona tsy mbola nanana andefimandry hatry izay niainako , tsy mbola nanan' anaka , miandry ny rariny sy hitsiny omen' ny natiora , mba mangataka hevitra momba ny fizotry ny fahafatesana mangi... tohiny
novalian'i Papoose ny 28/01/2010 19:28
xxx ( 13/01/2010 13:50)
tena lavo aho ry zalahy nefa
sendra lavo t@ sipa gasy, sipana vahaza sady mpihodina be izay aho efa ho 6mois izay,le sipa ahiako mitondra VIH satria tena mpihodina be mihitsy nefa za tsy nampiasa kapoty,araka ny fanadihadiako man... tohiny
novalian'i xxx ny 27/01/2010 22:06
xxx ( 09/01/2010 20:39)
NODIMANDRY I KARDINALY ARMAND RAZAFINDRATANDRA
Maty androany folak'andro teo ny Raiamandrenintsika ny Kardinaly Armand Razafindratandra. MArihina moa fa tsy aretina no nahafaty azy fa karazana accident. Raha sendra nilomano tany @ Petite Plage tan... tohiny
novalian'i ni81 ny 12/01/2010 19:41
xxx ( 06/01/2010 11:24)
fantany ny marina: ts haiko tsony ze hatao titre eto ! lol
za de sipa 23ans: manan sipa ah zay ts de tiako loatr f otran routine b n anay ny fiarahana: le bandy ts manan initiatives mits refa misy zavtr atao f za fon no mitarika: leo beu za!! en meme temps n... tohiny
novalian'i fafane ny 10/03/2012 12:06
xxx ( 05/01/2010 11:57)
Mba te ho légionnaire!
Maniry mafy ary tena mba te ho tafiditra eny @ légion étrangère aho ka sao dia mba misy afaka manome torohevitra sy manampy ahy. Tena fan an'io hatrin'ny ela ao. Merci bcp... tohiny
novalian'i franck101 ny 27/07/2010 14:10
xxx ( 05/01/2010 10:24)
au secours
slt daoly nareo, o faite g 1 gros pb question sentiment et j voudrai savoir ce que vous en pensez: chui complétement folle amoureuse d'un mec qui a 15 ans de plus que moi (j'ai 18 ans), et il le sai... tohiny
novalian'i rakapy ny 18/01/2010 16:37
xxx ( 04/01/2010 16:32)
sipa gasy mola be ery vao hoe mahazaka vazaha
tsy haiko na lamody mihitsy ity miaraka @ vazaha ity aty andafy nanana sipa gasy izay aho aho efa ho 4 taona izao,t@ izay nanao lamour zara raha mba manomeha plaisir tsara ery nefa noho niaraka t@ va... tohiny
novalian'i vale ny 10/02/2010 15:04
xxx ( 31/12/2009 15:15)
2010
[img]http://www.linternaute.com/cartes/externe/js/carte/939405-1894755123-445.norevue.js[/img]... tohiny
xxx ( 28/12/2009 20:50)
i JLAN ihany ito ry rasobakobako
Bon, Misaotra anao @ toro-hevitra ry rasobakobako. Saingy efa manao anonymat aloha aho zao satria erreur -ko t@ voalohany ny naneho ampahibe-maso teto ny momba anah tao @ LEO DITRA. Fa mbola e... tohiny
novalian'i xxx ny 28/12/2009 21:03
xxx ( 28/12/2009 19:12)
MLM biz na marketing Multi niveau
ity torohevitra ity dia tsy hamporisika anao handefa i-clic clic etsy sy eroa izay hita fa mbola sarotra sy enjana ny angalàna referals fa atoroko anao fotsiny ny lalana: [url]http://mlmbiz.affiliati... tohiny
xxx ( 27/12/2009 09:22)
FANANGANAN-JAZA
Afaka atsangan'olona roa ve ny zaza iray? Toy izao no fandehany: maty ny rainy ary nanambady ny reniny avy eo dia natsangan'ilay vadiny io zaza io. Dia @ zao fotoana izao indray misy olona hafa (fia... tohiny
novalian'i rurik ny 10/12/2011 11:07
xxx ( 27/12/2009 09:04)
fantatro hoe mampirafy ny vadiko
efa misentire ahy hoe misy zavatra ketrehiny dia lasa aho nitady micro espion http://www.youtube.com/watch?v=xo4kzKKuQbU&feature=player_embedded# nitombina ny ahiahiko satria tratrako niresaka fitri... tohiny
novalian'i Ryhaj ny 29/11/2018 16:47
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2408