CV n'i Ravalomanana Marc Sosthène!
1. xxx
(
18/11/2009 09:19)
Nom: Ravalomanana
Pr: Marc Sosthéne
ray : inconnu
reny : inconnu
taona :vers XX siecle
asa : mpitery ronono sady mivarotra ronono mitapoka rano 30taona
asa :teo aloha --filoha fa nahongan'ny vahoaka Malagasy
asa izao : manamboatra vehivavy lava nono

novalian'i ndotofetsy ny 20/11/2009 07:37
3. bacouli
(
18/11/2009 12:32)
Ilay rakidoro indray izao no miafina @ny xxx.
Misy olona vitsivitsy ato @sera 2 ato dia tena mirefarefa @tany mihintsy ny fisainany@izao andro mazava izao sady ny sasany mba mipetraka any ivelan'i Madagasikara mba noheverina hoe mahita lafimpiainana hafa tsy mba mampitaha fa vao maika tery saina !

5. xxx
(
18/11/2009 13:00)
bako:

Inona no mampiaka-pofona an'ity bako bako ity eto. Alahelon'ny tsy mipetraka aty ivelany angaha dia afangaro daholy izao rehetra izao. Démokrasia tompoko ny fanaovana xxx, porofon'ny fivelaran-tsaina izany fanajana ny hevitrin'ny hafa izany.
Raha ny resaka Marc indray dia efa hiaraha-malala izao kosa fa mpitery ronono izy dia avy eo nahazo daka voudy dia nitsoka tany ambala dia izao manamboatra viavy any ambala any izao. :D
6. patrick2002
(
18/11/2009 14:12)
Misy milaza fa nianatra tany Suede hono Ravalo :-D :-D :-D , aoka hazava fa misy ny seminaire ,formation ,etude , ka raha homme d`affaire ohatry ny Ravalo ireny dia inviter- ny bailleur de fond anao ianao hanao seminaire ary na aroa ,une semaine ohatra ,ka ohatry ny izany no hataony Ravalo tany suede ,
Tsy etude superieure mihintsy ,dia ireo seminaire nataony ireo no hapetraka anaty CV .Dia minoi daholo ny Dadiste rehetra fa mahay ny dadany . :-D :-D :-D
Tsy etude superieure mihintsy ,dia ireo seminaire nataony ireo no hapetraka anaty CV .Dia minoi daholo ny Dadiste rehetra fa mahay ny dadany . :-D :-D :-D
7. xxx
(
18/11/2009 14:35)
tsy rarahany lisany raha mahay natsy mahay 2010 dada ihany ary dada hatrany vive ra8, 1ér tour d vita ô! b ny hitomany lisany @ io andro io! eo lesy ny tena vahoaka no hitsara a! fa tsy nofinofy ôtrany neny lisany hoe hitondra 10 taona hono ry vendrana indryyyyy! @ 3020 é!
8. kidoropamba
(
18/11/2009 17:15)
Ity izao no sary farany azo momba an-dra8:http://www.laverite.mg/actualites-a-madagascar/marc-ravalomanana-et-sa-mouvance-mensonge-et-manipulation.html
Tena efa reraka lery ka. Tokony mba mandini-tena amini'zay.
Tena efa reraka lery ka. Tokony mba mandini-tena amini'zay.
9. kidoropamba
(
18/11/2009 17:16)
sss!! tsy nandeha indray ilay lien: http://www.laverite.mg/actualites-a-madagascar/marc-ravalomanana-et-sa-mouvance-mensonge-et-manipulation.html
10. patrick2002
(
18/11/2009 18:25)
xxx:
tsy rarahany lisany raha mahay natsy mahay 2010 dada ihany ary dada hatrany vive ra8, 1ér tour d vita ô! b ny hitomany lisany @ io andro io! eo lesy ny tena vahoaka no hitsara a! fa tsy nofinofy ôtrany neny lisany hoe hitondra 10 taona hono ry vendrana indryyyyy! @ 3020 é!
ialahy ary tsy misahy miseho masoandro manohana an`i Dada koa 2010
11. vitamatavy
(
18/11/2009 19:38)
namoaka ny cv an'i tgv aho dia mba namaly koa ny foza, fomba io misoloky sy maka tahaka ny ataon'ny hafa io.Ity cv an'i ra8 raha mba te hijery sy hamakafaka e http://fr.wikipedia.org/wiki/Marc_Ravalomanana
12. xxx
(
18/11/2009 20:45)
na miseho masoandro na tsy miseho lety tsy rarahan'éla fa anay zany a! 2010 efa anay ny amboara, fa tsy manofy vendrana b ôtrany lisany io! ataonay tsapa lisany tsara ny ngidiny @2010!
13. xxx
(
18/11/2009 21:03)
Milay be ilay cv DRA8 ry vitamatavy a,mapmé be hitako miitsy ry VENDRANA mpangalatahaka ,IZAY NO BA HAINY koa hatao ahoana é,izy ary voan'nyandrobe hono ny tgv n'ireo bazylou sy pa2002 ,tsy misy dokoter angaha ao @hat,hitako ao @site gtt ,hay izy le mody hoe safotra lava mihetsika izany ny androbeny!
Izao izy ty nahazo cadeau empoisonné,nomena toerana prezida izay notsiriitiny @mahavendrana azy nefa tsy hamelan'ny hat hoe iza no verezinao seza any ka kely sisa tsy ho lasa adala!!!
Aza manao ratsy ihany fa voahenjika foana na eo aloha na aoriana ,le gorille be sarla sy lilison no vokarama wawawawa ,dia ho aiza anefa ?

14. dangytsmaty
(
19/11/2009 05:43)
Lisany fozaorana reo mintsy no nihorakoraka oe Tiako i Iarivo de avy eo navadika hoe TIM kôh eo ndry vô manaratsy azy eo,vavan'ny tsy nahazo seza ny anareo ry Bandy à, maninona elah raha mampiseho PS fa tsy xxx fôna
ny foza moa tsy mahagaga fa misitrika anaty lavaka fôna kôh, tsy manin elisany rah cachée fa fomban'lisany io!
ny foza moa tsy mahagaga fa misitrika anaty lavaka fôna kôh, tsy manin elisany rah cachée fa fomban'lisany io!
15. xxx
(
19/11/2009 08:07)
dangytsmaty >>> dia ny tena no menatra mirediredy sisa anao . ianao io no foza be .Agnay tsy mila seza , vavan'ny tsy misy afitsoka nenao olo-mijotso saina tsy ampy fandinihina ?