Salama daholo Tompoko,
Mikasa ny hitady vola any Mayotte aho fa tena tsy mahalala ny ambony sy ny ambany mikasika ny fomba rehetra mikasika izany, ka mba maniry ny hisera amin'ireo malagasy efa monina any, ka maniry torohevitra mikasika izany.
Misaotra mialoha Tompoko.
Faly